Arahabaina fa nahazo fanampiana avy @ frantsay ny MAP

1. badboy ( 24/07/2008 04:02)
Nitondra vao² mahafaly ny ministra frantsay Joyandet satria nahazo fanampiana ny MAP!!

Aza miady vitana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary izy no mbola ho eo!!

Vive lafrantsa renimalala!!!

;-) ;-) ;-)
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:17
2. LazaDaddy ( 24/07/2008 04:05)
badboy:
Vive lafrantsa renimalala!!!
Malaysia Truly Asia!
3. xxx ( 24/07/2008 04:32)
Misy olona iray izay tsy ho faly amin'izao vive la frantsa izao indray any ho any. Miatomboka amin'ny tsi...dia miafara amin'ny ...mati.
4. ainaheri ( 24/07/2008 04:48)
xxxxx>> :-D :-D :-D :-D :-D
5. barakobama ( 24/07/2008 08:23)
oay le, d aôna zan za ref lasa prez nefa mbô nanatena oe ni teni angliss no o teni offisial :!:

tsss de ni amergera masiso ef nomaniko o ani gasi lasa arina fotsin, manimba afer zala mena sofin reto ^^
6. tsimati ( 24/07/2008 08:40)
Inona no ahatezitra ahy ry xxx ? Ianareo no tokony ho tezitra satria ianareo no faly sy ravo mahare hoe tsy ampy ny vola hanantanterahana ny MAP ary nolazainareo hoe "MAPME" koa iza izany no namatsy vola ilay mampiomehy ? Iza no tokony ho faly ary iza no resy sy resy amin'izany ?
7. kidoropamba ( 24/07/2008 19:08)
Nanaiky resy indray izany ny ManjAka?
Tsy marina io. I lafirantsa no miankohoka @ Madagasikaran'i filoha hajiana Ravalomanana.
Henoko fa averin'ny filoha hajaina @ lafirantsa hono ny vola nitrosAin'ny malagasy hatrà izay. Izany ka lehilahy.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
8. bazylou ( 24/07/2008 22:18)
nyanareo koa ry kidoro dia ten efa mitampina mihitsy ka.
Taiza koa no nisy an'izany hoe ny frantsay no hiankohoka eo amin'ny gasy ,tssss
NA ny hahina hohaninanreo aza mbola vita frantsay sy sinoa fa kamo be tenda ny an tanananareo koa hoe , maketsy e makeroa e!!
Manatena tay tsoko,a eo ary!! " l'espoir fait vivre les imbeciles ""
9. tsimati ( 25/07/2008 03:17)
Ianao aza be resak'eo fa ianao ihany aza no mety kidoropamba manao kilalaon-teny eto fa tsss. Raha tsy adala ny olona koa hilaza fa tia an'i Madagasikara na tian'ny TIM io kidoropamba io. Samy nareo mody mifampitifitra io nefa rakatra vao niditra roa andro io kidoropamba io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0595