Finday eo am-pamiliana
1. Bola
(
23/07/2008 18:22)
Najanon ny polisy ity ramatoa iray fa tratrany mampiasa finday eo am pamoivoizana....
Mi park eo @ sisiny ramatoa, tamy ngahy polisy. Papiers aza fady.
Ramatoa: fa inona no olana
Polisy: nampiasa finday ianao eo ampamiliana
Ramatoa: Maninona tsara a...tsy nampiasa finday izany aho!!!
Polisy: hitako tsara taratra t@ retroviseur madama a!!!
Ramatoa: tsy manana finday akory aza aho anie e!!!!
Polisy: (somary sanganehana)...an an an, tena hitako izao t@ retroviseur fa nampiasa finday ianao!
Ramatoa: tsy vendrana aho akory hanao izany! Tsy nampiasa finday aho fa nanao makiazy!!!

novalian'i Bola ny 05/08/2008 23:17
2. ainaheri
(
23/07/2008 19:32)
tsy mamely kou zany retroviseur ny kotopôly zany an, za le ramatoa no mody fanina :-D :-D :-D
5. LazaDaddy
(
24/07/2008 01:41)
Ny efa hitako indray naneno ilay finday dia nomen'ilay sipa saofera an'ilay bandy teo akaikiny hoe mba raiso io azafady...kay ilay olona niantso tsy mba nihaino akory fa tonga dia niteny tamin'ny teny tsy fantatra :oops: :-D
6. LazaDaddy
(
24/07/2008 01:45)
Dia misy koa ilay rehefa mandeha mody eny @ autoroute avy manatitra sipa dia mahazo sms dia tsy mahandry fa tsimaintsy mamaky: "drive safely!" ooops! :-D
8. ainaheri
(
24/07/2008 10:46)
tess:
ny makiazy ve any am sofina no taratry ny polisy :?: :lol:
mety makisofina no tazan'i kotopoly =))=))=))=))
9. tess
(
24/07/2008 17:36)
ainaheri: hihihihih!
ka raha manao makiazy mantsy anie dia manoloana ny tarehy ny tanana fa tsy hitako ny hoe manao makiazy de any am sofina sao mba marina ihany ny polisy fa fetsy ratsy ilay ramatoa, :wink: :-D tsssssss vendrana kou lay polisy raha mino anzany lol :-D :-D :-D

10. ainaheri
(
24/07/2008 19:00)
ka zay iany nareo veh reto ané ee, refa tra² @ marina d mody mampiaka-peo :-D :-D :-D
13. Bola
(
05/08/2008 23:17)
SHOAN:
fa inn zany finday ?
teny malagasy ho an ny hoe telephone portable...angamba ilay hoe portable izany no nahatonga ilay izy hoe finday. Asa inona no fototeny @ izany ho an izay mahay...Za tsy mahay ...