mety atao ato ve ity?

1. ari.malala ( 24/07/2008 06:03)
Miarahaba antsika rehetra,


Tsy haiko ry reto na mety atao ato ity, fa za mba mila fanampiana amintsika eto Madagasikara azafady, mba mitady maikamaika azafady olona hiasa sy hiandry zaza ( zaza efa 2taona sy 2volana tsy mila tezaina be intsony) d mba anoraty za azafady raha mba misy azo atao a! Misaotra mialoha!
novalian'i dadabe ny 14/08/2008 09:23
2. diamondra27 ( 24/07/2008 08:06)
de teneno tsara le olona akia we hendry be le zanakindry iny a. Tsy de typen'ny zaza sarotra tezaina no tiako lazaina sady mampite-hanongo foana>
3. RATOVOARY ( 24/07/2008 08:16)
Zah koa mila hitaiza le anah 2taona sy tapany fa rah mety de ndao hifandamina : enao mitaiza zah miasa :-D :-D :-D =)) =)) =))
4. ari.malala ( 24/07/2008 09:01)
Ratovoarindozatra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

diamondra27, zaza hendry v aky hampi te hanongo? :) hampitomaniana indray zany? :) :p
5. diamondra27 ( 24/07/2008 09:56)
ari.malala : ka te hiteraka zaza botrabotra koa tsy ho tsongoina
tadidiko ery izy tany analamanga iny
6. ainaheri ( 24/07/2008 11:34)
ao tezaiko eee hihihi
7. ari.malala ( 24/07/2008 11:36)
diamondra27, nga tany analamanga iany! hihihi! n'aizan'aiza tany alehanay ts mba re mitomany iny zaza iny raha tsy sanatria mianjera angaha na marary! izay iany :)
8. ari.malala ( 24/07/2008 11:41)
ainaheri, otran d aty Mada ery kou ty enao hihihi! sady sod ts zakako eo ny karamanao k :-P
9. ainaheri ( 24/07/2008 11:48)
ny ahy varimasaka d'efa mety ka,fa saingy sosisy ny loka an hihihi
10. ratonga ( 24/07/2008 14:26)
zah ko hafaka mitaiza sady tsy lafo karama :°) :-D :-D :-D
11. yonikafopl ( 24/07/2008 15:01)
hummmm, miady hitaiza ny zana'i ari doly reto tovolahy serasera reto :-w :-w
12. ratonga ( 24/07/2008 15:05)
i ykf ko azoko tezaina ngé é!!! :-D :-D :-D
13. fahamarinana ( 24/07/2008 16:23)
:arrow: :-D :-D ,mitady mpitaiza koa ngaha yonika?
ari :za akia a,fa mila afarandry monja e!!! (l)
14. ari.malala ( 25/07/2008 08:01)
tsssssssss! reto tena tssssssssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mananiany olona ftsn dool!
15. RATOVOARY ( 25/07/2008 08:11)
aribota> hokarakaraiko ve ny affectation-ko sa enao no hangataka fifindra-monina ho aty e? Aleo ho ah io soso-kvtro io no hotanterahintsika. ^:^ (l) :*
16. ari.malala ( 25/07/2008 11:07)
andrekaky o :-D :-D :-D :-D :-D :-D tratranle syndrome manabotabota oul kou ratovoary marina :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. ratonga ( 25/07/2008 11:40)
=))
18. RATOVOARY ( 25/07/2008 11:47)
Ko zah aza manifinify ty lazainao fa bota sady zay mbola miampy hozatra koa :roll: :roll: :roll:
19. ari.malala ( 25/07/2008 14:07)
ratovoary, jereo tsara fa tsy mbola nanabota anao za na in 1 aza ko :-D :-D :-D :-D :-D le ratonga ndozatra io ndray no nanaparitaka anizany tato zao :-P :-D :-D :-D :-D :-D io alou raha hitako ataoko mamay mnts e :-P
20. RATOVOARY ( 25/07/2008 14:20)
Ratovoarindozatra
Hay marina aho no diso fijery kely. Azafady ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.161