mety atao ato ve ity?

61. ni81 ( 02/08/2008 07:13)
ié ra ni81 alou ny goûter mety tsy mihinana ny zaza fa laniko é
manan-kavaly mihitsy zany raha oul :lol: :lol: hatr@ oviana indray no nisy oul natao goûter ho an'ny zaza? :-D :-D
62. ratonga ( 02/08/2008 22:34)
ni81:

hatr@ oviana indray no nisy oul natao goûter ho an'ny zaza? :-D :-D

manombok' izao :-D :-D :-D
63. ni81 ( 03/08/2008 06:34)
Taloha matahotra ny ankizy fa hoe mihinan'olona hono i Trimobe e! Fa izao indray dia hoe: mihinan'olona hono ratonga e! =)) =)) =))
64. ratonga ( 03/08/2008 10:08)
izao hono tsinona matsiro ny ni81 :miam: :-D :-D :-D
65. ni81 ( 03/08/2008 10:45)
izao hono tsinona matsiro ny ni81
:-@
66. ari.malala ( 04/08/2008 14:21)
ratonga, maditra ratsy! ts tafiditra an-trano akory enao ra zany! soa iany nitranga taty am forum ny naika hataonao :-D :-D :-D :-D
67. ainaheri ( 04/08/2008 16:51)
ratonga:

izao hono tsinona matsiro ny ni81 :miam: :-D :-D :-D

Aona ndray zany klé :-D :-D :-D


68. ni81 ( 04/08/2008 16:52)
Aona ndray zany klé
Dia talanjona ny tena fa tsy hita e! :-D :-D misy mpihinan'olona ankehitriny fa aoka hitandrina daholo! =)) =)) =))
69. ni81 ( 04/08/2008 16:53)
ratonga, maditra ratsy! ts tafiditra an-trano akory enao ra zany! soa iany nitranga taty am forum ny naika hataonao
=)) =)) =D> =D>
70. ratonga ( 04/08/2008 16:58)
:-D :-D :-D
71. ari.malala ( 05/08/2008 07:42)
:-D :-D hay kay ratonga cannibal kle soa ian fantatra! ary refa heno fa hoaty Dago le ranga io d mitsoaka miafina mints lollllllllllll :-D :-D :-D :-D
72. ratonga ( 05/08/2008 07:57)
so ihany fa efa hitako lé figaréna tomobil refa tonga any @ manaraka:-D :-D :-D
73. ainaheri ( 05/08/2008 11:41)
ratonga>> Mba atorohy ahy lesy zany figarena tobil zany an :lol: :-D
74. ratonga ( 05/08/2008 12:57)
vieforce: Jereo eto io letsy fa élà dray vé no anafenana klé:-D :-D :-D
75. ni81 ( 05/08/2008 16:24)
hay kay ratonga cannibal kle soa ian fantatra! ary refa heno fa hoaty Dago le ranga io d mitsoaka miafina mints lollllllllllll
=)) =)) =))
76. ari.malala ( 06/08/2008 08:40)
hihihi, tapaka mints ny tsinain'ikala ni81 marina :-P

ratonga, ko efa hoe hiafina ah ko na hitanao aza le figarena fiara nga enao hahita ana! :-P

ainaheri, zay kou d manampy trotraka eo! sa enao kou cannibal? :-w :-w :-D :-D :-D :-D :-P
77. ni81 ( 06/08/2008 08:45)
hihihi, tapaka mints ny tsinain'ikala ni81 marina

ratonga, ko efa hoe hiafina ah ko na hitanao aza le figarena fiara nga enao hahita ana!

ainaheri, zay kou d manampy trotraka eo! sa enao kou cannibal?

Mampmé mihitsy ange akia e! Miafena tsara indry raha vao hoe miala any! :-D :-D
78. ainaheri ( 06/08/2008 12:28)
ratonga:

vieforce: Jereo eto io letsy fa élà dray vé no anafenana klé:-D :-D :-D

raarriver>> Kely lotra ilay toerana lesy tsy omby tobil aaa :-D :-D :-D :-D


aricherie>> za tsy canib zany ka hihi,asa angamba.... :roll: :roll: :-D :-D


79. ari.malala ( 07/08/2008 05:31)
ainacheri, otran mampitahotra ko! :-P i ratonga klou io efa nasehony ny tena toetrany d mora iafenana, fa enao no ts hay ts hay b iany :-D :-D :-D

ni81, efa hiafina mitns ky a! je me ferai si petite qu'il ne me verra jamais :-D :-D :-D :-D
80. ni81 ( 07/08/2008 05:51)
ni81, efa hiafina mitns ky a! je me ferai si petite qu'il ne me verra jamais
Tandremo fotsiny manao toy ny ankizikely miafina ka rehefa manontany ny mpitady manao hoe aiza izy teo, dia mamaly izy (nefa miafina) hoe: ato zà :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1538