mety atao ato ve ity?

21. ratonga ( 25/07/2008 14:32)
ari.malala:

le ratonga ndozatra io ndray no nanaparitaka anizany tato zao :-P :-D :-D :-D :-D :-D io alou raha hitako ataoko mamay mnts e :-P

tsy manin fa tena atovy @lé tena mirehitra reny mintsy é!!! :-D :-D :-D =))
22. cutie ( 25/07/2008 14:43)
ratonga
aiza ny voandalana e :-w
23. ratonga ( 25/07/2008 14:52)
cutie:

ratonga
aiza ny voandalana e :-w


zah kà tongava aty é!:-D :-D :-D
24. cutie ( 25/07/2008 23:43)
tsy tonga any za :-D
25. rakaroka ( 26/07/2008 07:22)
Tsss lavitra be koa akia 'njy dia tsy hita hoe alefaso aty amiko aza izy knou!
'reto namana koa manala an-dry no tena ataony. Au cas où tsy mahita dia
manao "annonce" ao amin'ny "biznà" sera e. Mba hevitra atsipy ny ahy iny fa indry ihany moa no tena mahita ny mety e! :wink:
26. cutie ( 26/07/2008 13:52)
tsy azoko ze lazain-jy rakaroka, fa manin no hanao annonce ao @ bizna serasera?
27. fijo ( 26/07/2008 20:43)
ka mitady mpiasa kosa ko.
28. diamondra27 ( 27/07/2008 01:15)
ye bizna zany ,

ari.malala: ary i jaya nga hono tsy tia io bizna io retsy , ry Dmon sy ny troupe-ny
29. ainaheri ( 27/07/2008 05:24)
ratonga:

i ykf ko azoko tezaina ngé é!!! :-D :-D :-D


Tandremo fa mitomany @ alina io an :-D :-D :-D :-D Sao tsy araky raarrivé ny fisoloana couche,sady ilay tazaina tsy zaza tsony fa atao oe zazabe =))=))=))=))=))
30. diamondra27 ( 27/07/2008 16:25)
ratonga; arahabaina zany nahazo formation tsara tany an-tanindrazana e :wink:
31. ratonga ( 27/07/2008 21:10)
iza dray no nahazo formation taiza :-w :-w
32. sakaizakely ( 28/07/2008 14:07)
ari.> mitovy tsika zany fa za kou mitady mpitaiza
mahita soa akia a :-*
33. ari.malala ( 28/07/2008 14:36)
sakaizakely, misaotra aky a!

rakaroka, misaotra betsaka aky a :-*

ratonga, atov itako mou e :^) :^)
34. ratonga ( 28/07/2008 21:02)
aribota: zah zao ho any antaninarenina any rampitso maraina dé ahona zany :-P :°) :-D
35. ari.malala ( 29/07/2008 05:54)
ratonga ndozatra, tongava fa ampirehetiko am briket :-P :-D :-D :-D :-D
36. mbaliana ( 30/07/2008 16:14)
ary i ari. manome hozatra foana :-D :-D :-D nefa mahazo bota =)) =)) =))
37. cutie ( 31/07/2008 14:23)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-07-2008 22:43:57
Lohateny : Re : mety atao ato ve ity?
ka mitady mpiasa kosa ko.

ary aza tsy namaky ze voalaza tany ambonimbony tany :-D :oops:
38. fijo ( 31/07/2008 20:19)
tssss tena sakasaka
39. ratonga ( 31/07/2008 21:06)
cutie:

ary aza tsy namaky ze voalaza tany ambonimbony tany :-D :oops:

zah mbô gaga :°) :-D :-D
40. yonikafopl ( 31/07/2008 21:58)
oka klou oka klou 8O 8O ... ary reto ratonga sy ainaheri reto annnn, resaka fitadiavan'i ari olona hitaiza ny zanany zao kalou, refa mahita i ari vo miditra am fitaizana an yonika :-D :-D :-D , sady mila couche speciale mintsy ,sarotra be ny mitady an'io fa tonga de miomana dieny zao.

Fa hono wa akia ry ari, nga tsy mety ra ampidirina any am garderie akia le zaza?? tsy maniry ratsy aho sanatria akia, fa le mpiasa any Dago any nge ka tsy misy atokisana eeee,ra tsy hoe tena olona fantanjy avy any ambanivohitrareo nga ohatra, otran'ny tonga tato antsaiko tampoka manko le nahazo an'i tpkvavy sera de zany no mahatonga ana hiteny anjy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6519