mety atao ato ve ity?

81. ari.malala ( 08/08/2008 05:55)
ni81, marina kosa fa mitsikanikany otran zazakely fona ah fa ts hanao anizany za kle hahahahahahahahaha! refa miafina d tena miafina :-P na hangady tany aza le ratonga io ts hahita ana zany mnts :-P iz akou no hitranga hoanin'io eo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
82. ni81 ( 08/08/2008 07:25)
ni81, marina kosa fa mitsikanikany otran zazakely fona ah fa ts hanao anizany za kle hahahahahahahahaha! refa miafina d tena miafina na hangady tany aza le ratonga io ts hahita ana zany mnts iz akou no hitranga hoanin'io eo
Raha toa izy ka manao toa an'i Trimobe t@ angano taloha hoe: maimbo olombelona laniko i ari, dia tonga indry d misitrika haingana, fa raha tsy mampilaza izy toa tsy maintsy ho laniny eo kou :-D :-D
83. ari.malala ( 12/08/2008 13:34)
ni81, za ts hitan'io zany k! efa misy fiafenana milay be tena za rery maita anazy lol
84. jobamilay ( 12/08/2008 13:46)
ratonga:

sady dispĂ´ mamalifaly patrone :-P :-D :-D

:-P :-P hummmm
85. dadabe ( 14/08/2008 09:23)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.161