mety atao ato ve ity?

41. cutie ( 31/07/2008 23:32)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 31-07-2008 22:19:22
Lohateny : Re : mety atao ato ve ity?
tssss tena sakasaka Miverina ery ambony
38. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 31-07-2008 23:06:19
Lohateny : Re : mety atao ato ve ity?
Hoy i cutie:

ary aza tsy namaky ze voalaza tany ambonimbony tany


zah mbô gaga
=))
my fault
42. ratonga ( 31/07/2008 23:39)
:-D :-D :-D
43. cutie ( 31/07/2008 23:43)
efa mahazatra we :-D :-D :-D :-D :-D
44. ratonga ( 01/08/2008 00:18)
lé fadisona vé :-D :-D
45. ari.malala ( 01/08/2008 06:47)
yonika, tena efa neritreretiko mints ky io hevitr'indry io! ary mety io iany no ndeha hataoko, fa ny tao antsaiko d hoe sad misay miandry ny akizy no vita ny raharaha
46. ni81 ( 01/08/2008 06:52)
Fa hono wa akia ry ari, nga tsy mety ra ampidirina any am garderie akia le zaza?? tsy maniry ratsy aho sanatria akia, fa le mpiasa any Dago any nge ka tsy misy atokisana eeee,ra tsy hoe tena olona fantanjy avy any ambanivohitrareo nga ohatra, otran'ny tonga tato antsaiko tampoka manko le nahazo an'i tpkvavy sera de zany no mahatonga ana hiteny anjy.
Marina mihitsy io lazain'i yonika io fa nisy namako izay aza naka ankizy tany ambanivohiny, badobado kely izy hono t@ vao tonga tao amin-dry zareo fa sendra nisy zavatra adino tao an-trano dia niverina nody lay namako fa indro ikalakely mampiditra ny sipany tao. Ka mailomailo ihany @ resaka mpiasa fa tsy hay intsony ity karazan'olona ity.
47. ratonga ( 01/08/2008 07:43)
k'efa wé zah wa alaina, sady tsy mampiditra oul zany afatsy i ni81 ihany :-D sady dispô mamalifaly patrone :-P :-D :-D
48. ni81 ( 01/08/2008 07:52)
k'efa wé zah wa alaina, sady tsy mampiditra oul zany afatsy i ni81 ihany sady dispô mamalifaly patrone
Tena rariny mihitsy i ari raha niteny taminao hoe
ratonga ndozatra, tongava fa ampirehetiko am briket
:-D :-D :-D :-D
49. ratonga ( 01/08/2008 08:25)
=)) =)) =)) =)) =))
50. ni81 ( 01/08/2008 09:45)
Ianaro tsara ity hira ity ratonga rehefa hitaiza ilay zanak'i ari ianao a! :-D :-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/njakatiana/video/x2ib27_momota-gasy-sy-zaza-madio_family
51. ari.malala ( 01/08/2008 12:21)
tonga d eliminé dofisy ny momba an ratonga ra zany :-P
52. ni81 ( 01/08/2008 12:40)
tonga d eliminé dofisy ny momba an ratonga ra zany
=D> =D>
53. ratonga ( 01/08/2008 12:56)
zay ko i ni81 dé faly ery :? zah ngé mba mitady asa é! :°)
54. ni81 ( 01/08/2008 13:04)
:lol: :lol: Ka jereo ity toetra ka ahita asa na haniry nify aza ny akoho?:-D :-D :-D
k'efa wé zah wa alaina, sady tsy mampiditra oul zany afatsy i ni81 ihany sady dispô mamalifaly patrone
=)) =))
55. ratonga ( 01/08/2008 13:41)
tena démony mintsy i raikambivalo ty ka :twisted: :-D :-D ny akoho tsy mila nify dé zay no tsy aniriny :-P
56. ni81 ( 01/08/2008 14:05)
tena démony mintsy i raikambivalo ty ka ny akoho tsy mila nify dé zay no tsy aniriny
zà angaha misy mony e! :lol: :lol: raha 2mony aho, ratonga zany 3mony =)) =))
57. ratonga ( 01/08/2008 14:29)
efa fantatra fa 2nono kon dray =)) =)) =))
58. ni81 ( 01/08/2008 14:38)
Tsara mihitsy i ari tsy nandray anao fa tsy lasa izao. Tsy ho laninao ao fotsiny ny goûter avelany ho an'ny zaza! :lol:
59. ratonga ( 01/08/2008 21:50)
ié ra ni81 alou ny goûter mety tsy mihinana ny zaza fa laniko é :-D :-D :-D
60. cutie ( 01/08/2008 23:31)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 01-08-2008 02:18:10
Lohateny : Re : mety atao ato ve ity?
lé fadisona vé

non le tsy mahavita mamaky ze any ambonimbony any ka :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1729