Salama daholo รด
Mpankafy les Adeline aho dia te hanamarika hoe tsy Fils d'Adeline toa ny voasoratra ao @ radio vazo gasy no izy fa les Adeline.
Sady ilay fils d'Adeline (i Sarobidy io) efa tsy ao amin'ny les Adeline intsony fa ilay fille d'Adeline indray no mihira.
Inoako fa tsy hampiova ny fitiavan'ny mpankafy
:P