raha samy sakafo ihany...

1. LazaDaddy ( 21/07/2008 06:45)
Efa mba nanandrakandramako daholo ihany fa tsy mbola nahita matsiro noho ny sakafo avy any Azia Atsimo Atsinanana aho.
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:32
2. mirana5 ( 21/07/2008 10:20)
Dia tsara nohon'ny an'i Gasy ve?

Sakamalaho sy avozo samy manana ny hanitra ho azy é! :wink: !
3. cutie ( 21/07/2008 13:09)
LazaDaddy [ Valio ] 21-07-2008 08:45:51
Lohateny : raha samy sakafo ihany...
Efa mba nanandrakandramako daholo ihany fa tsy mbola nahita matsiro noho ny sakafo avy any Azia Atsimo Atsinanana aho.

mba asio recipes e :)
4. ikaretsaka ( 21/07/2008 22:30)
mifampi cousins ihany ny sakafontsika sy ireo aza hono koa, satria misy milaza fa avy any ange ny niavian'ny malagasy e, ry zareo indray milaza fa isika no razambeny :-D
5. pissoa ( 21/07/2008 23:04)
Betsaka ny sakafo milay ...
Fa ny isan'ny tiako be dia ilay trondro liboke ataon'ny afrikanina ! miam miam tengan-kanina mitsy :-D :-D :-D
6. Veloo ( 21/07/2008 23:38)
Marina ny an'i Ika
7. LazaDaddy ( 22/07/2008 00:13)
cutie:
mba asio recipes e :)
andraso aloha @ Alakamisy maraina teneniko an-dry fa vao hianarako rahampitso alina ;)
8. ikaretsaka ( 22/07/2008 02:27)
ny voanjo, coco, sakamalaho, anana atao ro ary ny vary boleda(sosoa -tsok/porridge) dia iraisantsika aminy mihitsy
9. pseudo38 ( 29/07/2008 17:11)
Tsy hiadina hevitra io . Ny lakoziany dia fa antitra be (2500 ans avant JC)
D'ailleurs, un chinois disait : " On mange tout ce qui marche, sauf les tables ; et on mange tout ce qui vole, sauf les avions." lol.
10. cutie ( 29/07/2008 17:20)
lol
11. rose4u ( 19/10/2008 10:32)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1299