Mahaontsa ny mihaino azy klé
1. ainaheri
(
21/07/2008 12:01)
Tiko lotra ty hira ty d naleoko nozaraiko eto http://www.dailymotion.com/video/x4vum0_masoko-manganohano_music
novalian'i naughtyboy ny 08/08/2008 18:22
2. fanantenana2003
(
21/07/2008 12:31)
merci merci be dia be, ahatsiarovako ny mamako ity hira ity! maganohano ny masoko, latsaka ny ranomasoko! merci
4. ainaheri
(
21/07/2008 13:40)
cutie>< kel kestio??????? Sa azo andihizana kilalaka io???????? :roll:
6. cutie
(
21/07/2008 13:49)
I need details fa tsy we mahaontsa de vita raha hamaly ainaheri fa tsy terena :)
7. Nickovy
(
21/07/2008 14:00)
cutie:
I need details fa tsy we mahaontsa de vita raha hamaly ainaheri fa tsy terena :)
Ka diniho kosa ange ny tonony eh! dia ny fehon-kira ihany koa maha manimanina indrindra raha lavitra an'i Dago
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
13. ainaheri
(
21/07/2008 15:18)
cutie:
nickovy zay zao ny anao fa anjaran'i ainaheri zao
:-D
Io efa voavalin'i Nickovy io ny valiny ka,nga misy details wa wa wa fa mihaino d mandinika d mampita ny haingam-panahy :wink:
15. cutie
(
21/07/2008 16:02)
Io efa voavalin'i Nickovy io ny valiny ka,nga misy details wa wa wa fa mihaino d mandinika d mampita ny haingam-panahy:)
16. ni81
(
21/07/2008 17:31)
Tiko lotra ty hira ty d naleoko nozaraiko etoNy hira toy izao no tena mahatorotoro fo amam-panahy mihitsy; fa misy koa anefa olona tsy taitra mihitsy na kely aza. Zà matetika raha misy namana mitantara amiko ny zava-manjo azy aza ka mitomany izy dia latsaka koa ny ranomasoko.
19. ni81
(
22/07/2008 12:08)
Ny ahy koa ity hira ity tena mba tiako... :cry:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/efa+trotraky+ny+adin-tsaina/video/x1wh7a_jesoa-fitiavana-hira-malagasy_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/efa+trotraky+ny+adin-tsaina/video/x1wh7a_jesoa-fitiavana-hira-malagasy_music
20. ainaheri
(
22/07/2008 12:18)
Veloo:
mahaontsa ka =((
D mba omeo hono ny hevitrao,fa lavitra @ sasany ny dikan'ilay mahaontsa ee
cutie:
in ao anatin'le hira no mahaontsa e
