Mafy ny fiainana: Tonga ireo mpamelona hozatra maty

1. kidoropamba ( 21/07/2008 16:39)
Io ary fa vaky bantsilana ilay resaka satria misy mampiseho ny fahaizany mamelona hozatra maty indray.
Misy hidiran'ity maligasizasion, ny dadarabe sy lelidec ve ity resaka fahaizana manokana amin'ny famelonamana hozatra maty ity sa "diplaoma vaovao" noforonina izy ity?

Amiko manokana dia tena ilaina ity diplaoma ity satria raha reraky ny asarotam-piainana ny vahoaka dia mety mila ireto ekipa kinga be ireto hamelona ny hozatra maty.

Bizna daholo io: efa miandrahandra kiliAN 19. miliona (isan'ny vahoaka malagasy io) ry zalahy ka raha atao ny kajikajy tsotsotra dia raha 5 ariary ilay "masAzy" dia any ho any @ 90 miliona ariary any ho any isan'andro no vola azondry zalahy. Bizna tena tsara izany.

ilAna 7 taona ve ny fianarana azy io vao kapabla mamelona hozatra maty ny boay kely?

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
novalian'i tsimati ny 23/07/2008 17:45
2. Annie2006 ( 22/07/2008 11:02)
Valy boraingina sisa ny anareo TIM sy mpanohana ny fitondrana satria tsy misy hevitra mba serieux avoaka.
Manapotika ny firenena izao ataonareo TIM izao fa mba saintsaino tsara.
3. kidoropamba ( 22/07/2008 11:40)
Tsy tin enao ry Annie fa ny manetsabe mbola ho avy.
Aza dia mankahala anay tahaka izao ianao fa mbola izahay aloha no mitazona ny GIDAON amin'izao. Ny kilakisaony dia mbola izahay ihany. Ka moramora ianao an.

Raha tsy teo ny filoha hajaina Ravalomanana dia tsy nisy fandrosoana teto. Ka aoka mba manana fitiavana manokana hoan'ity filoha hajaina ity.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
4. tsimati ( 22/07/2008 13:13)
Maty hozatra ve sa basy indray ra-kidoropamba e ? Mety miaraka ihany ireo roa ireo ve ny fampiasana basy sy ny maty hozatra :-D :-D :-D
5. kidoropamba ( 22/07/2008 14:44)
Izy roa mihitsy e. Samy mampiditra dolara daholo ireo.
MitongAva ianao joyandet fa mila vola ny vahoaka.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
6. tsimati ( 22/07/2008 15:16)
mahazo vaovao foana kidoro an ?
7. kidoropamba ( 22/07/2008 16:18)
Ingahy Joyandet ange tokony tonga androany fa tsy tonga indray. Kanefa ny filoha hajaina efa niandry aza hatr@ volana aprily. Noferana ho roa andro ny fijanonany eto Madagasikara saingy tsy afaka indray hono ilay vazA fa IRAY andro ihany hono dia efa ampy.

Vaovao mety mahaliana anao koa: Ilay "fivoriambe an'i FirANkofonia" atao @ 2010 dia efa nametrahantsika dosiE de dEmande mba ho Antananarivo no hiantrano azy.
Isika Malagasy irery no nametraka fangatahana any hatramin'izao fa tsy mbola misy firenena afikirakAna nanao an'izany (haingana kosa indray razoky be ramarisely indray mitoraka ity ko).
KANEFA toa mitrerona ry zareo avy any Gabon fa hoe tsy maintsy ny Congo nahafaty an'i Josefa kabila hono no tokony miantrano azy.
Nanamafy an'izany moa ny firantsay omaly fa mila mampiseho fahavononana @ fitiavana ny teny firantsay ny filoha hajaina Ravalomanana (satria hono efa matetika loatra ny manaratsy firantsay ity olona ity: maligasizasion, teny angilisy ao anaty lalampanorenanan etsetra, sy ny ekisipilisiON n'ireo vazA) fa raha tsy izany dia gisitra ry zoky be marisely amin'io.

Izany rehetra izany no mifono ity fahatongavan'i joyandet ity ary mahatonga ny filoha hajaina Ravalomanana tsy maintsy manadonto kely ny sain'ny gasy (voatery izy io fa tsy satry) mba tsy ahafa baraka loatra atsika eo anoloan'ity vazA ity izay hitondra vola mihitsy.
Ka resaka basy sy tafondro antsokosoko no aroso, dia mitrerona kely raprezy hajaina, dia faly isika fa sOverAInetE nasionaly, dia atsy ambadika atsy kosa dia mampidina pataloha eo anoloan'ireo vazA ny ekipa solida rehetra izay tarihan'i razokinibe Marisely satria izany no solon'ity vola be, ity kONferAnsy @ firANkofonia ity @ 2010.

Politika ange io ry tsimati e. Io no hitiavanay an'i filoha hajaina Ravalomanana.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
8. tsimati ( 23/07/2008 01:20)
Ratsy marina ny vazahanao raha lehilahy antitra ireny no velesiny ataony mampidina pataloha. izany ve no naha-antitra andrakidoro ? Mampidina pataloha dia mahazo vaovao haparitaka ?
9. bazylou ( 23/07/2008 13:22)
resak etotra re izany ann!! :roll: :roll: :roll:
10. rahiratra ( 23/07/2008 13:44)
Ny serasera amin'ny ankapobeny no dominao sa iza amin'ireo mpanoratra ?
11. kidoropamba ( 23/07/2008 15:03)
tsimati:

Ratsy marina ny vazahanao raha lehilahy antitra ireny no velesiny ataony mampidina pataloha. izany ve no naha-antitra andrakidoro ? Mampidina pataloha dia mahazo vaovao haparitaka ?

Tsy misy mamely ange. Ny fahendrena fotsiny no mibaiko ny fihetsika.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
12. tsimati ( 23/07/2008 15:37)
Tsy misy mamely koa ny hafa no lazainao nampidina pataloha ? Sao fanaonareo kosa aza izany koa ny hafa no heverina sahala izay ?
13. kidoropamba ( 23/07/2008 16:19)
hin!hin!hin!
Fanaon'ny olona malemy hozatra io ka mitady zavatra amin'ny mafy loha: seza, vola, kandra, asa, basy sy ny sisa.
Io izy nataon'ingahy zokibe ramarisely io. Na dia manohana ireo taranaka Padesm aza ny firantsay, na avy namongotra ny fanjakAna andriana aza ny firantsay, na avy nanadevo dia mbola io ihany no hijanOna satria ao ihany no mbola azo hihinanakanina.
Na dia efa azo ny fahaleovantena ka efa noroahina i dadabe Tsiranana, ni-ompaina i dEdE ratsiraka, ary naloa ny firantsay t@ 2002 satria nirevy ireo zamerikAna dia io ary fa mbola niverina indray amin'ny tanan'i firantsay mihinan-kanina.

Fomban-javatra io.Tsy maintsy atao 'io fiondrehana lava io raha tsy manam-bola ianao.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
14. tsimati ( 23/07/2008 17:45)
tandremo aza tataka fa toa misy antsy ny lohambasy ra-kidoro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0674