Maty hozatra hono ireo mpanohana ny filoha Ravalomanana
1. kidoropamba
(
21/07/2008 13:36)
Manao dokambarotra ingahy ranitse fa maty hozatra daholo hono ireo mpanohana ny filoha hajaina Ravalomanana rehetra.
Izany koa raha bandy hanohitra bontolo kanefa kamo be tenda marina an!
Maro hoa ireo izay milaza fa tian'ny filoha kanefa tsy menatra mihitsy mamadika sy mametraka oditr'akondro. Ndao tohanana mafy ny filoha fa misy handavaka.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

novalian'i tsimati ny 23/07/2008 15:40
3. nikah
(
21/07/2008 15:23)
ranitse,raha resaka politka aza entina @ fo ,fa mba miezaha mamelabelatra sy mametraka ny hevitrao e!Hijerenay na hanohana zahay na hitsipaka! Aza manao resa jaza!
4. tsimati
(
21/07/2008 15:44)
Izany koa dia tena resabe ny an'i nikah. Fa resaka olobe ve ny hoe hajaina hajaina isaky ny mihetsika. Ary angaha io olana fa izay mitovy fijery miaraka hatrany. Izaho koa mahita fa matihozatra ny mpanohatra ka manao resa-jaza.
5. kidoropamba
(
21/07/2008 15:58)
Tsy rariny kosa aloha nareo manaratsy sy manompa ny filoha hajaina Ravalomanana na dia tsy tianareo aza izy. Raha tsy teo izy dia tsy nisy fandrosoana mihitsy teto Madagasikara.
Ka noho ny tsy fitvanan'azy diso tafahaotra loatra dia hanompAna azy dia tsy rariny ary tsy mendrika ho malagasy @ mahamalagasy (ao @ MAP) azy.
TsodrAno ho anao ry filoha hajaina.
Tafita Isika Malagasy ^:^

6. penguin
(
21/07/2008 16:07)
Afa-baraka kidoropamba fa manenjika tsy mahazo ary reraka matihozatra. Mpanohatra mihanahana ka mody TIM hono. :roll:
7. kidoropamba
(
21/07/2008 16:15)
Afa baraka? fa naninona kay? matihozatra? Mihanahana?
Marina mihitsy io. Ilay dozi-na infilasion aloha mahatonga isika mpanohana an'i filoha hajaina matimaty hozatra izay.
Mitady hivarotra ny menaka TIKO izany enao io an? Tsy misy afaka mamelona hozatra eto raha tsy ny menaka hanaovana masAzy ilay hozatra maty. Ka TIKO ihany aloha no tena garantia.
Io no mahatonga ahy manohana ny filoha hajaina.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Marina mihitsy io. Ilay dozi-na infilasion aloha mahatonga isika mpanohana an'i filoha hajaina matimaty hozatra izay.
Mitady hivarotra ny menaka TIKO izany enao io an? Tsy misy afaka mamelona hozatra eto raha tsy ny menaka hanaovana masAzy ilay hozatra maty. Ka TIKO ihany aloha no tena garantia.
Io no mahatonga ahy manohana ny filoha hajaina.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
8. tsimati
(
21/07/2008 16:25)
Dozy hono kidoropamba. hahahaha. Tsy mahazo ianao fa mbola dozy zany. Aleo ho an'ny tanora ny sehatra fa efa mavesatra ny voridamba. Hahahaha :-D :-D :-D
9. kidoropamba
(
21/07/2008 16:49)
Soa ihany fa tonga nareo mpamelona hozatra maty fa tena ilaina amin'izao fotoana izao ny asanareo.
Danza be ilay infilasion sy ny hanoanana. Ilay sorgho tsy mbola azo tsakoina.
Aleo velombelomy ilay hozatra maty fa toa mitady tsy hotanty ilay izy.
Misaotra filoha hajaina amin'ireo mpamelona hozatra fa raha tsy teo zareo ireo dia efa sahirana ny ekipa solida-ntsika. Satria mety efa noravain'ireo mpanohitra kamo be tenda.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Danza be ilay infilasion sy ny hanoanana. Ilay sorgho tsy mbola azo tsakoina.
Aleo velombelomy ilay hozatra maty fa toa mitady tsy hotanty ilay izy.
Misaotra filoha hajaina amin'ireo mpamelona hozatra fa raha tsy teo zareo ireo dia efa sahirana ny ekipa solida-ntsika. Satria mety efa noravain'ireo mpanohitra kamo be tenda.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
10. tsimati
(
22/07/2008 00:38)
Izao hono no mpanohana filoha hajainan'i kidorompamba: "Danza be ilay infilasion sy ny hanoanana. Ilay sorgho tsy mbola azo tsakoina". Vizana eo ianao na tsy hatory mbarakaly aza tsisy sirany. fihomehezan'ny olona fotsiny.
11. bazylou
(
23/07/2008 13:24)
tohano ao nya nao rakidoro fa izaahy tsy mila, ary esorinay teo io fa raha izay kidoro nofa tsy misy eponge tsy tian'ny pokona e :-D :-D
12. rahiratra
(
23/07/2008 13:46)
Aza mody fanina fa ny lalanao ihany no misy an'i kidoropamba. Tsy mahavoa ny tetikareo na mody mifampitifitra aza. Iza no donto tsy mahalala fa fankahalana fitondrana no aton'i Kidoropamba ?
13. kidoropamba
(
23/07/2008 15:27)
Ô rahiratra.
Sahinao ve ny milaza fa mankahala ny fitondrAn'i filoha hajaina Ravalomanana ny tenako? Tena mazana loatra izany teny tsy voahevitra ataonao izany. Tsy tantiko! Marary ny foko.
Raha mitohy izao dia hiAla tsy hisera eto intsony aho fa tena tsy tantin'ny foko izany zavatra lazainao izany. Marary ny lohako mandinika azy. Te-hipAOka ny saiko. Raha misy ekisiplOZion eto Antananarivo dia mety ny lohako izany. Noho ny teny ratsy nataonao.
Mitandrema, fa azoko ho toriana @ tribonaly ianao fa manely vaovao DISO, ka lasa difAmasiON io.
Dera sy laza anie ho anao ry tompo mahery filoha hajaina Ravalomanana. ^:^