Tiako ianao(Na ara-tokantrano io na @ fo madio)
1. ainaheri
(
21/07/2008 05:55)
Manontany tena aho ndrai² oe,maninona no nisy io teny io; Mitia,tia,fitiavana sns..... ohatra ny mampijaly ny fisiany,iza nop tsy nandalo an'zany??
novalian'i mirianah ny 24/07/2008 10:14
3. mirianah
(
21/07/2008 06:15)
takany ilay oe hirina fa mahory iany nefa , humm otranizao mou ??? hihihi touny teny gasy tony koa oa an !!! :roll: ahitsio rah diso an !!
euhh marary ny mitia , iza no tss nandalo tamzany , ataoko fa nandalo doly izay ol efa nitia kou , rah tsy fo vato izy ty ko tsy nahatsapa izany.
oulààà c'est compliqué ... j'arrete là !

4. ari.malala
(
21/07/2008 07:05)
ainacheri:iza ndray zao mampijaly anao zao cheri a :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
ohatra ny mampijaly ny fisiany,iza nop tsy nandalo an'zany??
5. ainaheri
(
21/07/2008 09:27)
mirianah>> eny marary ny mitia,fa naninona hoy aho natao nisy io teny,tokony tsy nasiana izany fitiavana zany,satria maro ny zvtr aterany ao ny mahasoa,nefa zava-dratsy no betsaka aterany....
aricherie>> za tsisy mampijaly ka hihihi,mba manontany fotsiny,lol ....

6. mirianah
(
21/07/2008 10:35)
ainaheri> misy io teny io satria izany nge zavtra naturel , nateraky ny sentiment fa tsy oe tonga ho azy teo fotsiny , zany oe otrany ny ol iany e, teraka de asiana anarany ! arfff c'est compliqué ny manazava azy am teny gasy ka , sshhhh désolée less !!!! :oops:
7. xxx
(
21/07/2008 11:12)
ainaheri>tantaraiko tantara 1 ianao,nisy sipakely zay namako,vao 13ans izy d efa nitia sy notiavina.Nandritra ny 4taona niaraka tsy nisy filana ara-nofo ry zareo.Tena nifankatia tokoa!Tsy tiany Rar le vhv le bandy,de we hotoriany fa mandrebireby ny zanany sady classe moyenne teo @fiaraha-monina.De nanambady le sipa 18ans,lhl hafa,vita ny Mariazy tsy nety niara-natory t@ty vady izy nandritra ny 6volana,fa lasa nitady lay bandy tia sy nanaja azy,mbola madio foana izy t@io, de nana-forcer an le bandy tiny we,enao no tiako mikasika ahy volou,de le bandy alou tena kofa hendry,ary niteny taminy we,andana vonjeo ny vadinao,refa sambatra ianao de mahatsiaro sambatra koa aho. De hatr@zao le sipa mbola malahelo mafy anio bandy io,12taona zao ny zanany volou. Zany we tantara efa 12taona lasa mbola tsy maty,lay bandy naratra teo @tantara-pitiavany d mbola celibat hatr@zao,fa angah raha classe moyenne eo @fiaraha-monina de tsy mendrika ny atao vinatolahy?Zah avy no mandraiky marary nihaino lay tantara :cry::cry::cry:
8. ainaheri
(
21/07/2008 12:18)
xxxx>> io ilay foto-pisainana ny rar ndray no mirefarefa @ tany,izay ilay fitiavana tsy asina fetra,za ra mananjanaka ndray andro any ,na mpiandry omby aza ny ho vadiny omeko tso-drano izy,satria iny no safidin'ny fony,....Zay ny olana refa fitiavana tsabahan'itony rar itony,tia tena tia voninahitra,tsy mijery ny ahasambatra ny zanany eo anivon'ny fitiavana fa jereny kosa eo @ alalan'ny harena,hany ka lasa resaka materialy ilay izy ......sarotra ny mitia sy ho tiavina
9. endrika01
(
21/07/2008 12:35)
ainaheri:

ainaheri>sambatra be zany ny zanakao kou,misy mahatsara ny hevitry ny Rar kosa mou njainjay e=))=))=))
10. endrika01
(
21/07/2008 12:36)

11. Koditra
(
21/07/2008 12:46)
ainahery:
Manontany tena aho ndrai² oe,maninona no nisy io teny io; Mitia,tia,fitiavana sns..... ohatra ny mampijaly ny fisiany,iza nop tsy nandalo an'zany??
io no anisan'ny mampiavaka amintsika olombelona @ biby, ny akoholahy refa mahita akoho vavy d avy dia ndao!, ny alika, sns... tsy misy resaka fitiavana.
Ny olona tsy misy fitiavana zany dia ôtran'ny tsy olombelona, raha tsy oe fo vato araka ny voalazan'ny mirianah tery ambony.
12. ikalamanja
(
21/07/2008 12:51)
Tena marina ny voalazanao ranadahy,
Za de efa nandalo izany olana izany raha ny ara-pitiavana no jerena. Nifankatia tokoa izahay sy ilay olona iray omeko solon'anarana ho IKOTO, rehefa tena niha-lalim-paka ilay fitiavana de tsy voaafina intsony ka fantam-poko ny fisiany, nanomboka nanao cinéma amzay ny ray amandreniny, ny reniny indrindra² mody torana iantsoana dokotera foana fa marary nohon'ny fiarahanay sy IKOTO hono, efa misy olona mantsy hokendreny hovadin'i IKOTO izay azo lazaina hoe olo-malaza ihany nefa tsy tsikaritra ho nisy fitiavana akory nampifandray an'izy ireo, porofon'izany ny mbola niarahanay na de efa ela talohan'izany aza ny proposition'ny RARny, namory fianakaviana lehibe mihitsy aza ny mamany hilaza hoe raha misy hono fahafatesany dia IKOTO no antony, de ny fianakaviana izay tsy nisaina loatra moa de tena nihevitra fa mampijaly ny RARny tokoa IKOTO, rehefa lasa ny andro, ny volana,ny taoan de tsy zakan'i IKOTO intsony ny zavatra niainany tao an-trano ka nilaza tamiko izy fa handeh lavitra satria na hijanona eo akaikiko aza izy de tsy hafaka ny hanambady ahy mihitsy raha tsy hoe tsy eo intso ny angamba ny mamany, de lasa IKOTO, nafoiny ny fifankatiavanay, lasa ny taona, reko fa efa misy olona miaraka aminy any lavitra any saingy ny mamany kosa de mbola manolokolo ilay tovovavy ihany eto an-toerana, efa ho nahazoazo taona koa moa aho ka raha vao nisy mpangataka de lasa koa, efa taty aoriana vao reko fa vao vita mariazy vao haingana i IKOTO ary tsy ilay vehivavy nomanin'ny mamany akory no vadiny fa olona mifanohitra tanteraka à za noeritreretin'ny olona, ilay vehivavy tian'ny mamany hono mantsy de tapa-kevitra hitsotra tamin'ilay mamany koa fa tsy natao hiaraka ry zareo satria tsy nisy fitiavana nampiray azy ireo, rehefa tafanoratra tamin'i IKOTO moa aho taty aoriana de hoy izy hoe nanambady aho satria matahotra aho sao hiomehezan'ny olona hoe fa de maninona loatra ary no tsy mbola manambady foana, nanambady aho satria efa mitombo ny taonako...DE hitanareo @ zany fa misy poizina mintsy reny RAR reny, tia tena

14. tess
(
21/07/2008 13:27)
:? tsy mahita lazaina, raha diso mahery loatra io dia mandratra :?
noho izany aleo ihany eo am antonony ihany fa tsy atao miredareda loatra na zara raha mitsilopy, ny antonony ihany e!

15. ari.malala
(
21/07/2008 14:03)
ainaheri:
Manontany tena aho ndrai² oe,maninona no nisy io teny io; Mitia,tia,fitiavana sns..... ohatra ny mampijaly ny fisiany,iza nop tsy nandalo an'zany??
misy ireo teny ireo satria nisy nahary azy. Mitia, izany hoe ianao no manolotra fitiavana hoan'ilay tianao, tia, dia ianao no tia, tsy voatery ho voarain'ilay andaniny iny nefa, fa tsy atao mahakivy e, fitiavana tsy raikitra tsy atao mankarary fo fa ny tsara tsy lany :^) tsy mampijaly ny fitiavana raha ny saina no mibaiko fa tsy ny fo ko! ny faharariana eo am fitiavana aloha mino aho fa samy ef anandalo izany daolo raha mbola olombelona miaina ka misy fo koa e hihihi
16. naritsimba
(
21/07/2008 14:07)
Aza tsinotsinoavina ny zanaka dia tsy hanaonao foana ara-pitiavana izy ireny.
Miezaha miresaka foana sy mampiseho fitiavana amin'izy ireny, dia ho fantany tsara ny tena fitiavana any aoriana.
Ny ataon'ny RAD no mahatonga ny zanaka tsy andeha araka ny tokony ho izy, ary ny fiheveran'ny RAD fa marina foana izay ataony no miteraka disadisa eo @ RAD sy zanaka, ary indrindra ny fiheveran-diso ataon'ny RAD fa azo atao toy ny entana ny zanaka, ka ho baikoina @ izay itiavana azy.

17. ainaheri
(
21/07/2008 15:26)
Koditra:
io no anisan'ny mampiavaka amintsika olombelona @ biby, ny akoholahy refa mahita akoho vavy d avy dia ndao!, ny alika, sns... tsy misy resaka fitiavana.
Misy fahamarinany nefa za mba manao fanontanian'adala oe maninona no miady ny alika lahy na ny akoho lahy, refa tady anatona ny akany misy ilay alikavavy na akohovavy ,ilay alika anakiray;miaro ilay tompontoerana.....Tsy fitiavana ve izay?? Sa noho ilay fika fotsiny?
.
18. fahamarinana
(
21/07/2008 15:36)
:arrow: Ka ilay fitiavana anie ry reto samy manana ny definitions daholo e na fontsiny aza hiara-handry amin'ilay olona izy dia ao ilay fitiavana fa fontsiny hoe ilay eritreretin'ny besinimaro va sa inona.Mino aho fa raha tsy misy na kely ho sarotra ihany...
vieforce :,za manao hoe misy fitiavana rehefa misy fahasarotam-piaro na biby aza,koa na ny fahafantarany ny maitre-ny sns aza dia milaza fa capable manam-pitiavana koa ny biby.Ny fomba fanehoana izany angamba no maha-samihafa kely ny olona sy biby ,asa anefa fa eritreritra ny ahy iny... (l)

19. mbaliana
(
21/07/2008 16:05)
ny fiheverako azy dia ilay fomba fisainan'ny Rar no diso tafahoatra loatra.... marina fa izy ny rar ny zaza fa rehefa lehibe le zanaka dia manana nn mahaizy azy fa tsy miankina amin'ny rar intsony.. tsy misy respect...
tadidiko izay olona iray zay ramatoa le izy dia maty tanora ny zanany 27 ans tsy mbola nanambady .. fa ny teniny tao am-piangonana no nahatonga saina ahy hoe ... Anao iny Zanako iny ry Andriamanitra Ray... ary Tsy Tompony aho fa nampiandriaketinao ahy fotsiny izy..nalainao izy ary dia manaiky ny sitraponao aho...ary mino aho fa zay nohitanao fa ho mety aminy...
Ohatry ny hoe tsy misy idirany amin'le tantarantsika eto le izy fa le fanekena ny sitrapon'ny hafa fa tsy an'ny tena no tiako ho tsoahina eto ...tsy mitovy Andriamanitra sy ny zanaka nefa mino aho fa raha misy ny tokony ho tiavina indrindra dia izy roa ireo... tsy ny fampiharana ny sitrapon'ny tena no fitiavana asehonao azy ireo fa ny fanekenao sy ny fanajana sitrapon-dry zareo ..
TIAKO HO TSIPIHINA ETO FA NY ZANAKA EFA LEHIBE AMPY TAONA ARY TSY ADALA FA OLONA TSOTRA NO TIAKO TENENINA FA TSY ZAZA TSY AMPY TAONA AKORY NA OLONA MANANA FAHASEMBANANA ARA-TSAINA sao misy manao dika vilana indray mantsy :-P

20. Koditra
(
21/07/2008 16:35)
ainahery>mety ho marina iany ko zay nefa raha anie dia misy alika sy akoho marary sy maratra fo ihany koa zany e.
ny fahalalako azy h@ zay koa mantsy dia ôtran'ny hoe ny an'ny biby dia resaka didin'ny be sandry fotsiny, tsy misy hoe ana na an'iza fa miady aloha d zé resy no mifitsaka.
Vinavina daolo mo zany satria isika rehetra samy tsy mitsy biby. :lol: