Tiako ianao(Na ara-tokantrano io na @ fo madio)

21. fahamarinana ( 21/07/2008 18:22)
koditra:
Vinavina daolo mo zany satria isika rehetra samy tsy mitsy biby.

:arrow: iny koa no tsy hitako ry koditra.. :-D (l)
22. ainaheri ( 22/07/2008 02:27)
koditra:
ny fahalalako azy h@ zay koa mantsy dia ôtran'ny hoe ny an'ny biby dia resaka didin'ny be sandry fotsiny, tsy misy hoe ana na an'iza fa miady aloha d zé resy no mifitsaka


Hihihi tena misy io,za nijery doc momban'ny singe fa otr'io mitsy,ny sefo matanjaka ihany no mahazo miray,refa te hanao ny bandy sasany d tsy maintsy miady lol,enjana ihany ra izany an :lol:
23. ari.malala ( 22/07/2008 06:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ko ts ho loza v raha ho resaka didin'ny be sandry no hitranga kle :-D :-D :-D :-D :-D :-D ze matanjaka iany no mahazo ary hahazo be :-D :-D :-D :-D
24. ainaheri ( 22/07/2008 06:04)
aricherie>> sou iany alou fa t@ biby ilay izy,sinon vou mafy za kely sandry ty zany klé ,mitanjiro =))=))=))=))=))=))
25. ari.malala ( 22/07/2008 06:15)
ainacheri, hitako =)) =)) =)) =)) =)) =)) lasa fanjakazakan'ny be sandry ftn zany zay ko! loza =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
26. Koditra ( 22/07/2008 09:16)
aricherie>> sou iany alou fa t@ biby ilay izy,sinon vou mafy za kely sandry ty zany klé ,mitanjiro


Za kounkou =)) =))
27. mirianah ( 22/07/2008 09:31)
ainaheri sy koditra :-D =)) =)) =)) kely sandry nga nareo ????
28. ainaheri ( 22/07/2008 12:05)
Mirianah> ra vô alou no entina iadivana an'io d aleo miala mora ee,tsy any ny aty =))=))=))=))
29. ari.malala ( 22/07/2008 12:08)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. mirianah ( 22/07/2008 16:54)
ainaheri:

Mirianah> ra vô alou no entina iadivana an'io d aleo miala mora ee,tsy any ny aty =))=))=))=))



antsôoooo de zvt hafa no mety mampahery anareo nge :-P :-D
31. Koditra ( 22/07/2008 17:35)
mirianah sy ainahery> Aleo mifitsaka fa hiady vintana @ be sandry ve e!
32. ari.malala ( 23/07/2008 06:05)
koditra, hihihi, zany an hihihihi
33. ainaheri ( 23/07/2008 06:14)
Za ndray tsy andé hifandramatra @ zany klé,omeko lalana izy hihihi,ra misy marina ny gidragy ny be sandry....aleoko miandry varavarana klé :-D :-D :-D :-D ..@ zay mba itako zay mivoka sy miditra eo hihihi Maso mahita tsy mitondra mody :-D :-D :lol:
34. mirianah ( 23/07/2008 06:58)
ainaheri:

Za ndray tsy andé hifandramatra @ zany klé,omeko lalana izy hihihi,ra misy marina ny gidragy ny be sandry....aleoko miandry varavarana klé :-D :-D :-D :-D ..@ zay mba itako zay mivoka sy miditra eo hihihi Maso mahita tsy mitondra mody :-D :-D :lol:



hihihihi zay toi zay an !!!! :-D :-D :-D :-D
35. ainaheri ( 23/07/2008 10:03)
za mba miteny fotsiny kou :-D :-D :-D
36. ari.malala ( 23/07/2008 14:13)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
37. ainaheri ( 23/07/2008 15:21)
Ka marina zany kou,ny sandry efa tsisy d ny vava kou ve no mbola hangina =))=))=))=))
38. ari.malala ( 24/07/2008 07:55)
hihihi mety zany k hihihi
39. mirianah ( 24/07/2008 10:14)
ainaheri:

Ka marina zany kou,ny sandry efa tsisy d ny vava kou ve no mbola hangina =))=))=))=))




=)) =)) =)) aleo oa mistiky fotsiny :) :) :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469