Hommage à Tiana

1. rakaroka ( 21/07/2008 12:23)
'Ndriiiiiuyyyyyy :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
dia lasa sahady akia 'ndry koh :x :x :x :x :x :x
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=15 : :cry:
'Ndriiiiiy... Soa soa raha samy zanak'i Dago indry:"vavimatoa ana-mpitandrina "tsotra:douce:audace,ary manana charme sy fahaizana".
Ni-estime ahy sy nankahery sy nanohana ahy im-betsaka 'ndry tamin'izay nataoko. Nisy maro aza: dinika fitoviam-pijerintsika roa no niadiako tamina sehatra maaaaro satria nankahery ahy indry hoe "Ataovy Rakaroka fa tohanako indry.
Anefa 'za no tena ni-estime andry! 'ndry no nampianatra ahy nanao g^teau voalohany, satria niara-nianatra isika dia niara-nanao "ballet". Niara-niriaria teny ho eny ary "SOA avokoa izay niarahantsika afa-tsy izao fisarahana
izao: "MISAOTRA AKIA tamin'ny rehetra" ary MANDRIA AM-PIADANANA !
MIrary fiononana ho an'ny vady aman-janany, ny fiankaviany manontolo, ny fiangonana nilaozany!

novalian'i rakaroka ny 22/07/2008 18:21
2. tess ( 21/07/2008 13:22)
fa iza kay ilay tiana fa tsy haiko :?
3. ainaheri ( 21/07/2008 13:39)
Mamangy ny fahoriana ho an'ireo havany zany na d tsy fantatro aza,d mirary fiononana ho azy reo f'izay no anjarany, ...
4. rakaroka ( 21/07/2008 14:23)
tess:

fa iza kay ilay tiana fa tsy haiko :?



Heu...marina tokoa fa tsy nanan-daza tahaka ireo "artistes" nohindraindraina
maaaro izy, fa dia olon-tsotra tahaka antsika be sy ny maro!
Izy rahateo tsy karazan'irony olona tia seho irony!
Heu..."Interprète Internationale" anefa izy sady chercheur tao amin'ny CNRS,
amin'ny panthéologie humaine koa. zanaka mpitandrina fata-daza ihany koa!
Dia mandray andraikitra BBbbe t@ fiangonana izy.
Oh!la!la Quelle "charme! gentillesse, sagesse, douceur". Ny mpiara-miasa
vahiny aza NIAIKY izany nandrakitra t@ "marbre" ireo hatsarany!
Dia nahoana moa izaho no tsy hiventso ilay namako :cry: :cry: :cry: :cry:
5. ikalamako ( 21/07/2008 14:28)
Mahereza akia rakaroka a !
Dia mirary fiononana ho an'ny fianakaviana. Sady tena ratsy be ilay lozam-piarakodia nahazo azy io an. http://madagascar-tribune.com/Une-ingenieure-tuee-par-2-camions,7652.html
(Sady io zaodahiny io namanay aty Roma).
Izany no tena tsy hainao ny andronao, fa iza no manam-po hoe hivoaka ny trano ianao dia azon-doza mahatsiravina moa ! Tsy mba mampilaza rafahafatesana fa dia anjaran'ny velona no mahay mionona sy mankahery tena.
Handry ampiadanana izy.
6. fahamarinana ( 21/07/2008 14:44)
tess:

fa iza kay ilay tiana fa tsy haiko :?

:arrow: Raha tsy diso aho presidente-ny Tafo FPMA Fihobiana ao Paris izy...Mampalahelo tokoa. :( (l)
7. rakaroka ( 21/07/2008 16:00)
Ié Filoha am-perinasa ao izy nandao antsika io, ary tsy dia mora loatra tahaka ny any Dago ny "mitondra fiangonana izany" aty amin'ny firenena be herehana aty . Ary dé asa na noho izany fa mahafinaritra ahy ireo filoha izay mifankahazo am-po amiko matetika noho ny fahatsapako ny "vesatry ny andraikiny", moa koa asa mety misy "andriamby" izany fa mora mifankahazo amina zanaka vavimatoan'ny mpitandrina aho matetika!
Fa i Tiana, nifankahalala sy mpinamana hatry ny fahakely, Na tany "Nairobie" izy mbola nahatsiaro ahy nandefa "carte" t@ anniversaire-ko,sns...
Ikalamako
8. endrika01 ( 21/07/2008 17:17)
Mankahery any i rakaroka,atao ahoana fa izay no fandaharany ao ambony tsisy mahalala ny ora sy ny fotoana ,na ny toerana hakany Ray ao ambony azy :-*:-*:-*
9. haritianah ( 21/07/2008 17:22)
tena mahalasa saina aky rakaroka ny maita zvtr toy itony.Tampoka, nefa aky tombondalana ny azy fa mivavaka isika mba ho tody soamantsara any antandrazana ny razana aky à.
Azoko mits ny mahazo andry nefa zay lé fahafatesana tsy itanao dia tonga ho azy
, tsis azontsika atao refa izay no itranga anie.
Mahereza aky à.
10. ni81 ( 21/07/2008 17:41)
Mirary fiononana tanteraka ho an'ny fianakaviany sy ireo namany.
11. bigboy ( 21/07/2008 18:47)
salut daholy dia mirary fiononana tanteraka amin izany voina mampalahelo izany
12. tess ( 21/07/2008 18:57)
rakaroka , fahamarinana: merci an! tena tsy fatako ka!
mirary fihononana izany!
13. yonikafopl ( 21/07/2008 20:42)
za kou nahita iny loza iny tam yahoo, tena nampalahelo, ilay zanany vavy nahita ny nahafatesan-dreniny no tena nahaontsa ahy.
Mirary fiononana feno ho an fianakaviana, ary fahasitranana ho an'ilay zanany.
14. lembelo ( 22/07/2008 09:06)
Nifampijerijery sy nifampitsikitsiky teny, toy ny mpiray tanindrazana iray finoana rehetra izahay mianadahy. Avy eo lasa mpiavana noho ny fanambadiana, ka nifankalala kokoa. Izy moa maontina sy tsy tia manjelatra ka akaiky azy vao tena mahita ny hatsarany rehetra.
Nanara-maso ny fandrosoany tamin'ny fanompoana, na tsy iray fiangonana aza izahay. Indraindray aho nizarany ny ahiahin-tsainy sy izay mahafaly azy. Dia tsapako fa izy no "mpizara iombonana" (dénominateur commun) amin-java-maro, hany ka enim-bolana nitantanana fiangonana dia mamim-bahoaka.
Tafaraka tao amin'ny Etoile izany isika Rakaroka.
Nampihetsi-po tokoa ny fotoana, na lava, lava loatra, hany ka toa navoaka antsokosoko i Tiana fa maika ny pompes funèbres. Dia tsy afaka nandalo teo anoloany akory izay te-hanao izany noho ny pastera tsy tonga saina fa manararaotra sehatra rehefa be olona. Vao maika nandreraka ny foko efa navesatra ny tsy fifehezana ny fotoana tao.
15. rakaroka ( 22/07/2008 16:59)
Dia faly mahafantatra an'i Lembelo :-* :-* :-* .
Sipa "discrète" izany izy fa mahafinaritra :"BBbbee Fitiavana izany!"
'Zaho koa mbô sorena @ tsy fahaizan'ireo mpitarika mifehy ny fotoana.
Fantatra tsara izao fa voafetra no misanda "LAFO" ny "retard" isan-karazany, dia nibodoanay tahaka ny mahazatra :twisted: :twisted: :twisted: :roll: :?: :?: 8O ny fotoana, Dia ny fitenenana t@ ireo solontenan'ny CNRS, sy ny mpiara-niasa indray hono no nampandeferin-drizareo. Ary ny "comble" amin'ilay izy,
Nisy fotoana efa niresahako t@ i Tiana iny ary niarahanay niaiky hoe
mitarazoka sy tsy hain'ireo mpitarika ny mifehy ny fotoana amin'ny tokony ho izy. Fa amin'ny "fianaran-kendrin-drizareo fotsiny" . La preuve fa maninona
possible vitan'ny Koraita any Dago ohatra ny fotoam-bavaka fohy feno aim-panahy! Maninn no possible any an-kafa koa izany no tsafain-drizaro @ teny "tsara lahatra" tsy misy mpuhaino intsony fa lasa daholo ny olona.
Et surtout mbô hain-drizareo v hoe tokony tsy MIDONGY Scène rizaro satria normal raha mba tokony mandalo o @ tranovorona manao veloma ny tsi1/1.
Dia lazao amin-drizareo ho "Egoîste loatra 'nareo."
16. rakaroka ( 22/07/2008 17:39)
Dia nisy programma efa nandaniana fotoana sy taratasy sy "encre" sy herim-po sy saina sy fanahy, dia tsy narahina akory ilay izy.
'zaho akory tsy manenjika ny fiangonana rehetra fa "Gaga sy zendana aho" hoe karazan'olona mbo nanindrahindra ny boritra azony ireo mpitondra to anefa "ils ne sont pas capable de gerer" ny "harmonie" tahaka izany izay cela fait partie de la divinité aussi. Koungefa na tany ambanivohitra lavitra tany dago aza fatratra ery ny fifanajana ny fitandroana ny rindran-damina isan-karazany satria "Araka an'Andriamanitra koa izany!".
Tena eto no averiko ny firesaka fanaon'ny mpitory maro hoe ny saim-pantatry rizareo no mamitaka azy!
17. rakaroka ( 22/07/2008 17:49)
Fa "avahiko"...Ilay pasitera nitory t@ teny frantsay aloha : Bravo!
Sady fohy no mazava no mafonja ny message! ary tahaka izany no irariana mba ho fomba fitory! :wink:
18. rakaroka ( 22/07/2008 18:21)
endrika01:

Mankahery any i rakaroka,atao ahoana fa izay no fandaharany ao ambony tsisy mahalala ny ora sy ny fotoana ,na ny toerana hakany Ray ao ambony azy :-*:-*:-*


'ndriiiy misaotra akia
:-* :-* :-* :-*
Nanana ny haniny tamiko tokoa izy :mahafatifaty e, ary maaaro ny namako tahaka izany dia lazaiko azy mihitsy ho "MAHAFINARITRA AKIA INDRY AH"
dia valian-drizareo boraingy fotsiny hoe "indry koa mahafinaritra" fa tsy azon-drizareo tsara là où je veux en venir, fa mamerin-teny toa boloky fotsiny rizareo! Any 'zao i Noro , Rondro, Nirina, Lalao, Cutie, sy ny tsy voasoratra
fa tsapako etoana hoe "tsy izy ireny ihany no précieuse" fa i endrika01 sy ny namana maaaaaro eto.
Koa dia lavà andro sy soava-tsarà daholo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3895