voninavoko "raozy mavokely"
1. narima
(
21/07/2008 07:15)
mba mangataka ny tonon'io hira io maika azfd ze manana
répondu par ari.malala le 22/07/2008 12:04
2. ni81
(
21/07/2008 07:21)
Henoy eto dia adikao tsikelikely
http://www.dailymotion.com/relevance/search/raozy%2Bmavokely/video/x54rle_ny-voninavoko-raozy-mavokely_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/raozy%2Bmavokely/video/x54rle_ny-voninavoko-raozy-mavokely_music
3. ainaheri
(
22/07/2008 08:56)
Ao taterina tsikelikely zany ee
Anankiray monja
ity voninkazo ity
fa iza no omeko azy eeee
iéé raozy mavokely
Omeko an'i Fanja
tsy manana i Saholy
omeko an'i Farasoa eee
tsy manana i Rahely
Aleo apetrako eto
ho eto anttratrako eto
fa eo angamba no mba vazy eeee
iééé dia mba tsara ho azy
Izy ity tsy hamidy
fa olona voafidy
iray fa tsy mba roa
tolorana ny fo
Izy dia tsy zaraina
fa olona lalaina
angamba ny zavatsoa
tsy mbola hitanao an
Mba iza @ireo
manatrika ireo
ho tolorako azy io eee
iééé mammpisalasala
i Fanja dia sariaka
Sahondra dia manaitra
i Farasoa tsara bikaeee
mahalasa adala
jereo ity Rahely
miendrika anjely
ka sahirana ny maso oooo
oooo valaka ny saina...
.........................
4. ari.malala
(
22/07/2008 12:04)
efa ao am http://tononkira.serasera.org io hira io fa tsidiho any.
