rehefa manamasina rano

1. ari.malala ( 18/07/2008 11:59)
Miarahaba,

Mba mahalasa ny saiko hoa e! refa le manamasina rano iny d mivavaka ny pretra hoe '"ary Elia mpaminany dia efa nasainao namafy sira tao anaty rano mba hampahavokatra azy" ka iza marina ilay namafy sira i Elia sa i Elizea? Raha ny fahalalako mants d i Elizea no namafy sira tao
2. ikaretsaka ( 21/07/2008 21:06)
le hoe apprenti an'i Eli i Elisea raha tsary diso ahako, dia hamafy sira tao raha tsy diso aho, izay no nahatonga azy hoe attribue amin'i Elia le izy
(Jereo Boky faharoan'ny mpanjaka Toko faha 2)
3. fijo ( 23/07/2008 21:16)
matetika tokoa ny lehibe no mitana ny zavatra natao,raha ny mpianany no nanao azy.
4. zoupi ( 06/08/2008 12:55)
bjr zay lay finoana e fa raha t hafatatra d aleo mamaky baiboly e sady tsy ratsy anie zany e
5. piozila ( 14/08/2008 11:49)
Mba mahagaga ahy itony olona manamasina rano itony. Tsara sady tokony hatao raha ny olona aloha no atao izay hahamasina azy tsara, fa tsy maika hanamasina rano, vato hazo, sns...
6. ikaretsaka ( 15/08/2008 04:20)
ka hanamasinana ny olona indringa ange no antony hanamasinana ilay fitaovana e :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0972