PRAIS IN LIVE eto Fianar

1. deric ( 19/07/2008 07:49)
Eto Fianarantsoa aho no miserana eto aminareo akama rehetra; misy vaovao maresadresaka ihany eto. Misy izany Groupe de Louange Feon'ny Ampiakarina izany eto, iray aminareo Sekta no misy azy (RHEMA).
Hamokatra raki-tsary VCD hono ry zareo ka ny hetsika rehetra amin'io Praise in Live io no halaina sary. Amin'ny Alahady 20 Jolay izao, @ 5 hariva ao amin'ny RHEMA ihany. Rehefa henoako amin'ny onja-peo mandeha eto Fianar ny hiran-dry zareo dia toa tena mahafinaritra be sy mampientanenta aok' izany.
Any amin'ny volana Aogostra hono no haparitaka ilay kapilan-dry zareo e!
Zaho koa aloha ho any e! Sady hidera an' Atra iraisana, no hiala voly koa, ary hanandrana Sekta.
Aza hitako ka tamana any aho fa toa tena milay be le izy raha henoina amin'ny onja-peo, asa fotsiny raha mahita an-dry zalahy sy ry zavavy miantsehatra.
Sa tsy mety ve izany, sa inona no tokony hataoko raha mankany aho?
novalian'i fijo ny 19/07/2008 21:17
2. fijo ( 19/07/2008 19:39)
raha hira ve letsy no ahasarika any amin'ny sekta,tsy aleo mihaino mahaleo.
3. cutie ( 19/07/2008 19:40)
:-D
manao in ato @ andro sabotsy aza fijo
4. fijo ( 19/07/2008 19:41)
mijery sao mba ao ndry ko
5. cutie ( 19/07/2008 19:42)
:-D :-D :-D :-D
ka za efa ato de ahona
6. fijo ( 19/07/2008 19:46)
de raikitra
7. cutie ( 19/07/2008 19:50)
ny in
8. fijo ( 19/07/2008 19:57)
ny tafa sy dinika
9. cutie ( 19/07/2008 19:59)
10. fijo ( 19/07/2008 20:02)
fa noheverindry fa inona indray???
11. cutie ( 19/07/2008 20:06)
io ndray fijo :-D
12. fijo ( 19/07/2008 20:13)
ka manontany ko
13. cutie ( 19/07/2008 20:15)
valiny
tafa sy dinika :-D
14. fijo ( 19/07/2008 20:16)
hay moaaaaa
15. cutie ( 19/07/2008 20:17)
tsy zany moa no ataontsika zao :-D
16. fijo ( 19/07/2008 20:18)
an an isika miserasera
17. cutie ( 19/07/2008 20:20)
tafa sy dinika sy serasera
18. fijo ( 19/07/2008 20:20)
ahannnnn
19. cutie ( 19/07/2008 20:21)
20. fijo ( 19/07/2008 20:29)
ka be izy izany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0621