Maty hozatra kosa angamba?
1. tenagasy
(
18/07/2008 18:12)
Mankamamy!
Tena miaiky aho fa tara ka tsy naharaka ny fisian'ito resaka ito:
ARRIERE (arriéré)
http://www.madagascar-tribune.com/Quand-les-fantomes-de-Bouake,7812.html : "" Un journal français l’a même traité "d’arriéré". Que diraient ces "vazaha" si notre Presse utilisait des qualificatifs équivalents à l’égard de leurs hommes d’Etat ? ""
Mahita aho izao!
Mbola misamboaravoara beny ihany sy tsy voarindra tsara izay tian-kambara sy tiana hatao.
Saingy ny nanintona ahy avy hatrany dia ny fahitana ny mpiserasera tery aloha ao @ ilay hoe "Daka ny ambasadaoro", toa tsy nisy tohina kely akory @io teny io, sa kosa angaha aho no tena tara?
Koa raha ny filoha ekentsika mitarika antsika aza ivaivain'ny sasany toy izany, inona izany isika vahoaka malagasy ho an'ireo izay nanoratra izany sy izay rehetra nahita sy nandre izany nefa tsy miraika?
Eny! Dia hoy isika hoe:
aza mandany andro amin'izany
...sns...
Nefa koa ao ny fiteny hoe:
manaiky matoa tsy miteny (ho an'ny firenena roa tonta)
Asa ianao?
Fa izaho tafintohina, ary handrakitra an'izao ao anatin'ny tantara iombonana.
Hivoy izany araka izay azo ivoizana azy.
Sy izay mbola tsy haiko koa......
Mirary soa!

novalian'i tsimati ny 22/07/2008 13:20
2. xxx
(
18/07/2008 18:19)
hafa indray ity takelaka vao nohentinao ity, ny nahazatra teto mantsy dia ny hoe mahery kokoa noho ny fiompiana bengy ny zavatra nataon'ity ambasadiora frantsay ity. Izany dia manamporofo fa tokony hilaza amin'ny vahoaka malagasy ny filoha mba hahazava ny resaka fa tsy isika no voatery minomino foana izay hevitrin'ny mpanao gazety.
3. badboy
(
18/07/2008 19:34)
Ilay gazety vazaha nampita fotsiny ny hevitry ny "haut fonctionnaire" ao paris fa tsy avy aminy ilay teny. Vakio eto!
L'ambassadeur de France renvoyé de Madagascar pour conjurer son mauvais oeil
LE MONDE | 15.07.08 | 14h26 • Mis à jour le 15.07.08 | 16h52
"Je regrette profondément que le président de la République malgache ne m'ait pas accordé la moindre chance de pouvoir accomplir l'exaltante mission dont je rêvais depuis longtemps." C'est en ces termes on ne peut plus diplomatiques et sibyllins que l'ambassadeur de France à Madagascar, Gildas Le Lidec, a annoncé, lundi 14 juillet, que le président malgache avait demandé et obtenu son rappel prématuré à Paris.
Dossiers, archives, fiches pays... toutes les chances de réussir !
Abonnez-vous au Monde.fr : 6€ par mois + 30 jours offerts
SUR LE MÊME SUJET
Edition abonnés Fiche pays : Madagascar
"Ce premier 14 juillet sur la Grande Ile sera également le dernier", a ajouté le diplomate devant les centaines de personnes invitées à la résidence de l'ambassade de France à Antananarivo, la capitale, à l'occasion de la fête nationale française.
M. Le Lidec avait présenté ses lettres de créances au président Marc Ravalomana il y a à peine cinq mois, en février. Depuis, il n'avait rencontré - brièvement - le chef de l'Etat malgache qu'à une seule occasion. Toutes ses demandes d'audience étaient restées lettre morte.
Pourquoi cet ostracisme doublé de démarches auprès des autorités françaises pour obtenir le départ du diplomate ? Le sujet était-il si capital pour justifier qu'il ait été abordé, selon certaines sources, lors d'un entretien en avril entre le président malgache et Nicolas Sarkozy ? "Il n'y a aucune raison logique et valable à ce comportement. Tant d'un point de vue diplomatique que personnel, le comportement de M. Le Lidec a été irréprochable", assure-t-on en haut lieu à Paris.
La raison de la défiance dont est victime le diplomate tient, selon les responsables français, à la personnalité du président Ravalomana, "un homme jeune à la fois moderne et superstitieux, voire arriéré". Le président malgache redouterait d'être victime du "mauvais oeil" de M. Le Lidec. L'ambassadeur de France était en poste à Kinshasa lors de l'assassinat de Laurent-Désiré Kabila, tout comme il était à Abidjan lorsque des rebelles ont tenté - en vain - un coup d'Etat contre le président Laurent Gbagbo. "On sait qu'il a parlé de Le Lidec avec le président ivoirien", confirme-t-on à Paris. "Dans la diplomatie il y a toujours des hauts et des bas. Il faut éviter d'être surpris", a commenté le ministre des affaires étrangères malgaches, Marcel Ranjeva, après les déclarations publiques du diplomate français.
La France sait désormais que, pour succéder à M. Le Lidec, il lui faut envoyer dans la Grande Ile un diplomate qui n'a connu ni coup d'Etat, ni assassinat politique.
Jean-Pierre Tuquoi
Article paru dans l'édition du 16.07.08.

4. kidoropamba
(
18/07/2008 22:02)
Fa inona no manaitra? Ilay teny "arriéré" ve? Voalanjalanja ve ny nahatonga io teny io ary mifandraika @ fihetsika nasehony sa zavatra noforonina?
Aoka isika hoy ny filoha hajaina "ho SAHY hanao dingana lehibe" ary koa "hanana faHASAHIANA". Aoka isika hanao ny "FAHAMARINANA" sy ny "FAHAMASINANA" ho filamatra.
Tenin'ny filoha hajaina Ravalomanana io.
Ka rehefa ho sahy, dia NDAO ho sahy fa tsy ho menamenatra raha tsy dia mifanaraka @ hevitra tiantsika ny zavatra lmiseho.
Inona no konTExta nisehoan'io "arriéré" io?
Tsotra ny ahy(Ary tsy hanolotra vato mafAna ny filoha fa hilaza aminy ny marina):
- Raha olona mandraoka ambasadera satria matahotra dadarabe izany tompoko, dia hialako tsiny fa fihevitra "arriéré" izany. Raha nisy zavatra ratsy nataon'ity ambasader ity dia adidintsika rehetra malagasy no miaro ny filoha. Fa raha RESAKA DADARABE kosa dia tena tsy azo hiarovana fa "arriéré".
- Raha olona mihevitra @ izao 2008 izao fa mbola resaka Rainilaiarivony sy galieni no mifanandrina (sOuverAINetE hono), dia hialAko tsiny tompoko fa toetra "arriéré" izany.
- Raha mihevitra isika fa TSY ILAINA ny firantsay kanefa ny ampaha efatry ny trosantsika izay manome sakafo ny ankamaroan'ny gasy no sady mampandeha ny fitondrampanjakAna dia avy amin'ny frantsay, dia toetra arriéré izany.
Aleo vakINa bantsilana ny resaka mba tsy ho hisy ny fanomezana vato mafAna ny filoha hajaina.
Hoy i xxx hoe(ary ekeko mihitsy): OMEO NY FANAZAVANA ry filoha hajaina mba ahafahanay miaro anao raha toa ka nisy "famingavingana tao avy amin'ny lafirantsa. Fa raha tsy izany dia mitombina ary marina io lazain'ny "resipOnsabla firantsay io satria "tahotra dadarabe no misy @ izao 2008 izao.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

5. tsimati
(
18/07/2008 23:52)
Ho an'i kidoropamba na hanolotra vato mafana ianao na vato mangatsiaka iza no milaza aminao fa hisy andray ny vatonao ? Ny samy mpiserasera no mifampitana eto fa tsy fanovozan'ny fanjakana hevitra akory eto. Na hamokovoko eto daholo aza ny fanjakana dia fanjakana ary efa manana ny mpanolontsainy fa tsy hiandry kiropamba. Raha miandry anao izy tsy ho voailika tany ianao. Tsy mety ny ataony izy no hidaboka koa inona no mankarary ny sainao ? Tsy izany ve aza no mahasoa anao ary hakanao mora ny fitondrana ? Sa miandry vahoaka moa ?
6. piste
(
19/07/2008 00:05)
Ny an'ialahy kosa dia tsy ao ny valin-teny fa faly te hanohitra an'i Kidoropamba. N'iza n'iza mahatsaro-tena ho olom-pirenena dia tsy maintsy liana @ raharaham-pirenena, ary maneho ny heviny mikasika izay mitranga eo.
Ary izay no anisan'ny tsy mampandroso ny firenena satria docile lava @ izay rehetra ataon'ny mpitondra.
SA efa nampianarina minoa fotsiny ihany ianareo. Sssssssshhh.....pauvre !

7. tsimati
(
19/07/2008 00:19)
Na pauvre na poivre na inona tsy kidoropamba no loharanon'ny fahalalana ho anay ary tsy piste mitondra anay handroso mafy. Raiso ny fahefana raha mahavoa.
8. nikah
(
19/07/2008 06:55)
Marina zany!Ny an'i tsimaty kosa dia manohitra botana fotsiny an'i kidoropamba eee!fa mba vakio tsara kosa ilay resaka aroso e,dia ampitahao @ zava misy !!!!!!
9. tsimati
(
19/07/2008 07:05)
Ny marina aminao tsy mitombona amin'ny sasany. Zava-misy dia tsy mahavoa i kidoropamba na hanao esonteny na hanao teny ankolaka. Ia anao no lasany fa ny vahoaka mihomehy azy fotsiny. Tsy maha-koty anay hoy ny olona. Rehefa mibana ny adversera ampidirina ny baolina fa tsy avoaka tosy.
10. callia
(
19/07/2008 15:25)
Miarahaba antsika mpiserasera eto ny tenanay. Elaela tokoa tsy nandray anjara saingy tamin'ity indray mitoraka ity dia tsy hay ny hangina satria malagasy ny tena. Angamba isika dia mety samy mahalala izany atao hoe fiandrianam-pirenena izany daholo. Ny marika voalohan'izany dia ny filoham-pirenena. Ka gaga sy talanjona ny tenanay nahita iny lahatsoratra navoakan'ny gazety "le monde" iny. Nanontany tena hoe fa olona iza ireo mahasahy milaza sady "manompa" ny filohantsika hoe "arriéré". Mba fantar'ireo olona ireo ve tompoko fa raha miteny izany izy dia ny Malagasy manontolo no lazainy ho "arriéré. Na malagasy iza io na malagasy iza io . Ny fiandrianam-pirenentsika mihitsy no hozongozonon'ireo vazaha miseho milay sy mahay ireo. . Italic textRaha olona mandraoka ambasadera satria matahotra dadarabe izany tompoko, dia hialako tsiny fa fihevitra "arriéré" izany. Raha nisy zavatra ratsy nataon'ity ambasader ity dia adidintsika rehetra malagasy no miaro ny filoha. Fa raha RESAKA DADARABE kosa dia tena tsy azo hiarovana fa "arriéré[/i]. Ary fa maninona moa no atao hoe matahotra dadarabe????? Inona ny ifandraisan'ny dadarabe amin'izany. Tsy adala angamba ny mpitondra antsika fa matoa nisy ireny fisalasalana momba io ambasadaoro io dia efa nisy ny fanadihadiana natao. Raha izaho manokana dia misy lojika ihany ny fihetsikin'ny mpitondra momba io olona io raha ny tantarany sy ny momba azy no lazaina. Fa hamoramorain'dry mpanao tsinotsinon'olona hoe """resaka dadarabe""""".
Ary Amiko tsy tokony hisy olona vahiny afaka hanompa filoham-pirenena iray na inona miseho na inona mitranga. Fa raha manaiky izany isika dia isika mianakavy koa de "arriéré". Mety hisy gazety frantsay hahasahy ve hoy ianareo hanompa ny filoha amerikana toy izany n'inon'inona adalana nataony. Antsika tsirairay no mamaly an'io.
Fa maninona aza izany ny filohantsika no atao toy izany? Satria mbola mihevitra rizareo mpanjanaka fahiny fa mahazo milaza izay tiany lazainy momba ny firenentsika satria isika dia mahantra ary mbola miankina aminy.
Raha tsorina amin'ny ohatra kely izany de hoe nampindrana vola ahy ianao dia mahazo manao izay tianao amiko ianao. Indrisy mantsy ry Malagasy!!!
Mifohaza isika.

11. xxx
(
19/07/2008 19:20)
Ohatry ny te-hamaly an'i callia ny tenako hoe marina tokoa ireo zavatra nolazainao ireo. Voantsinjona mafy dia mafy tokoa ny foko satria malagasy ka mahatsiaro itsakatsikahin'ireo vahiny amin'ny tany tokoa raha ny filohanao no lazaina toy izao.
Nefa ataoko fa tao aorinan'ny nandrohana an'ity ambasadiora ity vao niteny tamin'ny mpanao gazety le monde ireo mpradraharaha vazaha tsy manaja antsika.
INONA ary izany no antony nandrohana an'azy? izay no nahatonga ny resaka hoe mahery kokoa noho ny fiompiana bengin'ny filoha ny zavatra kirakirain'ity ambasadiora ity. Satria amin'izao dia tsy misy antony hafa mazava. Izay ko no nahatonga ny resaka hoe TOKONY hilaza amin'ny vahoka ny zavatra nitranga marina ny filoha. Ary ny tena mampalahelo dia vitan'ny filohantsika mihitsy no androka olona amin'izao fotsiny, ny porofo dia ireo zavatra efa nataony sy ny fomba fintantanany ohatry ny entrepriseny an'i M/kara. Ny filohantsika mihitsy no tsy manaja ny asa sy andraikitra izay averiko eto fa nomen'ny vahoka an'azy.

12. tsimati
(
19/07/2008 23:31)
izaho manokana aloha dia tsy mankasitraka ilay fomba fitenenana filohampirenena ary milaza izany amin'izay sendra ahy aho hoe avaho ny filiham-pirenena sy ny mpitondra satria ireo no mitondra ny anarana hoe Malagasy. Betsaka ny mivadika xxx ary samihafa sy mifanohitra ny resany satria olona samihafa saingy tsy tia hampiseo solon'anarana ary menatra ihany koa satria indraindray manao resaka sady mandroso no mihemetra ka aleo avy dia atao xxx.
Ny Malagasy iray manontolo no maty hozatra satria tsisy firaisankina. Ny fifanazavana tsisy ary ny fihainoana ny hafa koa tsisy.

13. nikah
(
21/07/2008 10:55)
Ny @ resaka fandroahana ambasador tsy dia haiko loatra.Fa ny ahy kosa refa vandana dia kary.Na filoha izy na tsy filoha,na mpivavaka izy na dadarabe.Maro ny zavtra niova ary raha tsorina dia nampitotongana ny firenena.Ary indrindra nampitondra faisana ireo vahoaka madinika.Toa lasa droit du plus fort izy ty.
Lazaina fa tsy misy itsony ny risoriso eee,ny tsolotra eee,nefa blabla be fotsiny.Andana mba miditra @ reo birao na ministera ireo fa tsy misy zavatra vitanao ao raha tsy mandeha ny vola .Ndana mba miditra any @ reny domaine reny fa tsy misy vitanao eo raha tsy risoriso.KA AIZA RE TY DEMAGOGIE BEN'NY FILOHA EEE???
Ary ny tena comble dia ty,mbola zay anananao koa dia mbola hangonindry zareo anaovany bodongerona fotsiny zao.
REFA VANDANA DIA KARY NA FILOHA AZA.

14. tsimati
(
21/07/2008 11:09)
Iny aloha marina ary tena tsy tafavoaka ny ady amin'ny risoriso. Inona ny antony satria mbola ny mpanao risoriso daholo no mpiasa ka mitady lalana hatrany hanaovana risoriso. Milaza ianao raha toa ka lasa daholo ny mpiasam-panjakana rehetra ka niova TIM mpanao risoriso daholo. Miandry ny valiny aho.
15. kidoropamba
(
21/07/2008 13:04)
Resaka dadarabe, dia tsotra: Nilaza ny dadarabe an'i filoha hajaina Ravalomanana fa hitondra sampona sy loza ho azy ity vaZA ity ka nandray fepetra ingahy filoha hajaina ny handefasana haingana any firantsa ity vazA ity.
@ 2008, mbola ireo mpanandro ( na dadarabe no tena milay kokoa) no atao konsaiYE dia arriéré izany.
Aiza kosa izany ra callia a: Rehefa ny filoha hajaina izany no voateny hoe arriéré dia ny "malagasy manontolo" no voan'io arriéré io????? tssssss!!!! Moramora ny lainganaro rangahy à. hin!hin!hin!hin! tsy menatra mihitsy an!RAHA IZANY TOKOA maninona ary raha milalao miliara dE dolara maro be ny filoha hajaina ka ny vahoaka malagasy manontolo TSY misy milalao na dia kely fotsiny aza fa tena kibo noana sy takolak'angatra daholo nohon'ny fahasahiranana?
Sa, rehefa loza dia zaraina @ malagasy rehetra fa rehefa "SOA" kosa dia azy irery??????? Manolo-bato mafAna ianao izany ry callia fa mba mahalala menatra e.
Tsy hoe ka an'i filoha hajaina ny TIKO dia ny malagasy rehetra dia tompon'ny menaka sy dibera ary ronono ao anatiny ao. Ny pokona izao milahatra maraina sy hariva vao mahazo antsasaky ny ampahefany, raha be indrindra.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^

16. karavasy
(
21/07/2008 13:08)
Averiko @'ny loha-hevitra. Sao kidoropamba no matihozatra ? ? Araky ny taona io :lol: Amboary any dadarabe ry kidoro oo
17. kidoropamba
(
21/07/2008 13:17)
Hatramin'izao aloha (ary io no nahatezitra andry cailla) ny filoha hajaina no tadiavindry zalahy lazaina fa ho maty hozatra (politika io an!) satria novelezin'ilay vazA ambasadaoro taloha iny.
Ka izahay TIM dia miezaka mamely ireo velon'ozatra sisa tavela mba ahafahan'ny filoha hajaina manavotra ny lohany.
Tafita Isika Malagasy
Tohano ny filoha hajaina Ravalomanana
God bless Ravalomanana ^:^
Ka izahay TIM dia miezaka mamely ireo velon'ozatra sisa tavela mba ahafahan'ny filoha hajaina manavotra ny lohany.
Tafita Isika Malagasy
Tohano ny filoha hajaina Ravalomanana
God bless Ravalomanana ^:^
19. kidoropamba
(
21/07/2008 13:26)
Dera sy laza hoanao filoha hajaina Ravalomanana
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
Gode blesse Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
Gode blesse Ravalomanana ^:^
20. ranitse
(
21/07/2008 13:29)
Sokafy lohahevitra vaovao sao mba mahavelona ny hozatra efa maty ry kidoropamba a :lol: :lol: :lol: