Maty hozatra kosa angamba?
21. kidoropamba
(
21/07/2008 13:33)
Kay ny mpanohana an'i filoha hajaina rehetra indray no lazainao fa maty hozadoha daholo. aie, aie, aie!
Hita fa mpanohitra kamo be tenda ity ianao.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Hita fa mpanohitra kamo be tenda ity ianao.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
22. ranitse
(
21/07/2008 13:44)
Profesora matihozatra kidoropamba tsy omena seza na ho faty hatramin'ny vatany aza :lol: :lol: :lol:
23. nikah
(
21/07/2008 14:50)
Hovaliko ny resakao ry tsimati,vakio tsara vao mamaly ary aza entin'ny fo mafana .Ny resabe nandeha teo aloha raha vao nitondra kelikely ty Ravalo mpivarodronono ty,dia hoe FOANA NY RISORISO,SY NY TSOLOTRA ,ARY IZAY TRATRA MBOLA MANAO DIA HOFAIZINA.Inona akory no teo fa vao maika aza niha be ny mpanao risoriso ary raha tsy io no mandeha dia tsy misy vita ny zavatra atao.Donc,na ireo mpiasa TIM dia tsy misy mifampikozy satria zareo samy zareo,na TSY MAHAFEHY NY FAMPANATENANA NATAONY IZANY RAVALO.
Mivoaka ny karazana projet avy any @ ministera,satria hoy Ravalo hoe TOHIZO NY LALANTSIKA EEE! na dia efa fantatra zao aza ny valin'ireo depouillement ,ary fantatra ny bureau d'etude mandray ny projet,quelques jrs apres mivadika ny glaoby,satria tsy TIM ilay izy donc tsy manana droit handray io projet io.KA AHOANA IZA ZANY NO MPANAO ILAY RISORISO,DIA MBOLA SAHY HITENY VE IANAO FA TSY NY TIM ??????
Tampoka teo lasan'olona hafa ilay projet ary mazava ho azy fa ny TIM no nahazo azy,
KA AIZA RY TIM MILAZA FA TSY TIA NY TSOLOTRA EEE ??REFA TSY TIA NY TSOLOTRA DIA AZA MANDRAY NY TSOLOTRA SY NY RISORISO KOA E!

24. nikah
(
21/07/2008 15:07)
Santionany ihany koa ty omeko anao ty mba hisaitsainanao hoe hatraiza moa ny fandrobana ataon'ity Ravalo ty!
Mpamboly sy mpiompy tao @ faritra iray,hatr@ zay dia niroborobo ny fambolena sy ny fiompiana zay natao,izay tiana hivarotana azy na eny antsena na any @ orinasa .NY ronono dia na hamidy atsinjarany na haterina any @ NESTLE NA SmPl t@ zany.Nalalaka tsara ny tompony @ zaytiany hanaovana ny fananany.Fa nony niova kosa taty aoriana dia tsy maitsy aterina any @ TIKO hono eee!Ary OBLIGATOARAA !Bodongerona fotsiny tsotra zao,ary ny vidiny dia tsy @ maha izy azy fa zay tian'ny TIKO.fa satria nahoana,te hanabe ny paosiny ilay Ravalo.Ny Soja dia torak'izany koa na ny voanjo na ny katsaka,izany hoe refa mety hahazoany tombony dia hangoniny daholo ho azy.Izany ve tsy manapotika ny vahoana madinika.????

25. tsimati
(
21/07/2008 15:52)
Ny santionany bedebe ka ampy hialan'ny fitondrana izany koa raiso ny fitondrana aza raha mahavita fa aza be konetaka eo. :-D :-D :-D
26. kidoropamba
(
21/07/2008 16:02)
Ny fandrosoana dia tsy maintsy miankina @ fanaovana varoboba ny tanindrAzana mba ahafahan'ireo vola vahiny (dEvizy) hitobaka aty amintsika.
Tsy hoe "tsy fiatiavan-tanindrAzana" io fa kosa "fanavotana azy. Tsy ny mahafaly anao no atao hoy ny filoha fa ny mahasoa anao.
Dera sy laza hoan'i filoha hajaina Ravalomanana
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God, yes, God, oh yes, God save Ravalomanana ^:^

27. penguin
(
21/07/2008 16:08)
Na varoboba io na omempotsiny, manenjika tsy mahazo ary reraka matihozatra kidoropamba. :roll: :roll: :roll:
28. kidoropamba
(
21/07/2008 16:17)
Inona indray no azo enjehina eo?
Ho hitanareo fa hanaovako masAzy dia ho velona ilay hoza-be dia ho hitanao eo fa ho faly ny filoha hajaina Ravalomanana.
Tsy tin enao. Misy ny sasany mahita fanafody @ Sida, ny antsika indray dia menaka TIKO dia velona ilay hozatra maty.
Tohano ny filoha hajaina Ravalomanana raha te handroso.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^

29. penguin
(
21/07/2008 16:35)
Rahampitso dray ry kidoropamba matihozatra a. Tsy omena anjara ianao fa efa lany daty. hihihihi
30. kidoropamba
(
21/07/2008 16:42)
Mazana aloha nareo a. Kay resaka bizna daholo io "fahaizana mamelona hozatra maty io"? hin!hin!hin!
Rehefa misy vola aloha dia ao nareo e. Izay ilay tsy afohizako nareo ary mahatonga aho mbola namerina indray ny kOtizasion ao @ TIM satria misy kandra foana ao.
Izao aho vao manomboka ho resy lahatra amin'ilay maligasizasion raha toa ka entina "hamelomana hozatra maty " no tena tanjona.
Tafita Isika be bizna
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Rehefa misy vola aloha dia ao nareo e. Izay ilay tsy afohizako nareo ary mahatonga aho mbola namerina indray ny kOtizasion ao @ TIM satria misy kandra foana ao.
Izao aho vao manomboka ho resy lahatra amin'ilay maligasizasion raha toa ka entina "hamelomana hozatra maty " no tena tanjona.
Tafita Isika be bizna
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
31. tsimati
(
22/07/2008 00:30)
Hery lehibe ny fampiasana teny Malagasy aminay. Ny teny Frantsay tsy tenindrazanay na izany aza mifandray amin'izao tontolo izao Madagasikara ka ny teny voalohany ampiasana dia ny teny anglisy ka any no mahaliana anay ary tianay ho hain'ny taranakay faingana. Taona maro nanao teny frantsay nefa tsy nahitana vokatsoa ho an'ny firenena.
32. nikah
(
22/07/2008 08:02)
sty mikonetaka aho akory fa nangataka valiny tamiko ianao ry tsimati,dia novaliko ary nohazavako ny antony.Raha mi critique na manome remarque ny olona ,tsy midika akory zany fa te-ho eo @ lay toerany aho.Exemple,omeko anao,raha manao remarque amin'i Tsimati aho,tsy midika akory fa te-haka ny toeranao aho.Jamais!!!
Raha manohana ny hevitry kidoropamba aho,dia satria hitako fa mitombina @ zava misy ny heviny,ary hazavainy tsara,fa tsy tonga dia ohatry ny an'ny sasany ,valy boraingina tsy misy fanazavana,tsy misy porofo.
Ary eto koa dia ny hevitra no ampiadina fa tsy ny olona akory.Zay no anaovako hoe "aza entimpo ambony ihany".

33. tsimati
(
22/07/2008 13:20)
Tsy mbola nisy olona nidona sy nihaona teto fa resaka hevitra daholo hatramin'izao. Hafatsy raha hoe ankizaha andiresy any antrano koa amin'ny manaraka angaha ? Na izany aza tsy olana fa azonao atao tsara ny manoroka an'i kidoro symifanaiky aminy. Mila izany koa io hamelombelona azy.