ilaina tokoa ny namana saingy raha namandratsy aleo tsy misy

1. Mihaingoandry ( 18/07/2008 12:38)
ahoana ny hevitrareo
répondu par poteta le 04/10/2008 07:24
2. XxxX ( 18/07/2008 16:20)
Namana tsy hita hono lé momba k vavy sa lahy ? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. Falyiarivo ( 18/07/2008 16:29)
Ataovy maro ny namana fa iray ihany no itokio, anjaranao no mifidy io tokana io.
4. xxx ( 18/07/2008 18:01)
XxxX> Miankina @ mahalahy sy mahavavy nga lé valiny ? Hevitra @ ankapobeny re risé omena a.
5. pika ( 19/07/2008 04:18)
marina izany
fa raha tsy efa voa ve ianao fantatrao hoe namandratsy
noho izany aza dia matokitoky e
ny raha mahafaty aza hono tsy ambara vady
6. poteta ( 04/10/2008 07:24)
marina tokoa zany, raha tsy efa voa vao hita hoe inona no maharatsy azy, sady mahay mora mivady mihintsy ny ankamarony :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5329