Lune de miel, voyage de noces au Paradis !

1. Noue ( 19/07/2008 17:53)
ahoana moa zany hoe lune de miel zany ?

somary gaga ihany manko aho hoe lasa lune de miel ny mpivady vao !

ahoana aza zany ? ny maha mpivady vao azy ve no azo lazaina hoe hanao volan-tantely ?

ohatra zao: efa niaraka 1 , 2 , 3 na mahery ny mpivady alohan'nivadiany ary efa nandalo t@ io volan-tantely io !

ka nahoana no iny vita ny mariazy iny no lasa dia atao hoe lune de miel ? nga tsy miel ny talohan'io fandehanana io ? indrindra ilay voalohany ? (voaloham-piraisana)
novalian'i Noue ny 25/07/2008 08:24
2. ni81 ( 19/07/2008 19:07)
Ka taloha fahagola no mety ireo nolazainao ireo fa zao efa nova filamatra e!
http://fr.wikipedia.org/wiki/Lune_de_miel
3. simplex ( 19/07/2008 22:37)

manao fiainana no tena marina ee :)
4. ainaheri ( 20/07/2008 06:28)
Fandaniana ilay izy no tena marina,ho an'ny manankatao,mitovy fona ny fizotran'ny fitiavana na tsy asiana an'zany aza!! Ra ny amiko alou tsy voatery vita mariazy za d anao volan-tantely,na aoriana aza refa manao vokansy iny d tononona miaraka hihihi(1 vré rad1 non lol)
5. mirianah ( 20/07/2008 07:45)
ainaheri:

Fandaniana ilay izy no tena marina,ho an'ny manankatao,mitovy fona ny fizotran'ny fitiavana na tsy asiana an'zany aza!! Ra ny amiko alou tsy voatery vita mariazy za d anao volan-tantely,na aoriana aza refa manao vokansy iny d tononona miaraka hihihi(1 vré rad1 non lol)



:-D :-D :-D :-D toi alors !!!! un vrai radin ??? si tu le dis hein .... , je dirai chacun a sa façon de faire !
6. Noue ( 20/07/2008 10:19)
mirianah:

:-D :-D :-D :-D toi alors !!!! un vrai radin ??? si tu le dis hein .... , je dirai chacun a sa façon de faire !
hasiana charme kely tenenina frantsay ve ?


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. booboo ( 20/07/2008 10:19)
Ny fanamasinana ny mariazy, na ny fisoratam-panambadiana na ny vodiondry - zay samy mariazy aby - dia andro iray toa zato ( raha ho ahy manokana aloha e ).
tamiko manokana, tsy mora ny nikara² an'ireo raha ireo, dia rariny sy hitsiny amiko raha mba zahay mitsam irery no mirevy sans les be sy ny bobaka rehefa vita ny " fety ". Tsy resaka crac crac boum boum fotsiny ny volan-tantely fa firevena miaraka @ ilay olon-tianao irery.
Fandaniana ve ? Efa nanangona vola natokana ho an'zany izy mivady matoa mahavita mandany vola @ zany ary fantany ho ilain'izy ireo ilay misintaka kely, zareo manokana, matoa ataony....



8. mirianah ( 20/07/2008 11:05)
Noue:

mirianah:

:-D :-D :-D :-D toi alors !!!! un vrai radin ??? si tu le dis hein .... , je dirai chacun a sa façon de faire !
hasiana charme kely tenenina frantsay ve ?


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D



hihihi aza masostra eo an ! maha menatra tsss :-P , izy no miteny frantsay eo de nampiako fa tsy mi charme zany , hahahaha :-D :-D
9. Noue ( 20/07/2008 13:17)
mirianah:

hihihi aza masostra eo an ! maha menatra tsss
hummm io aza ilay tena fomba fiteny rehefa mi-charme ko ! dia mody miteny hoe aza masosotra an !


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. mirianah ( 20/07/2008 13:28)
Noueeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee arrete stp :-D :-D :-D :-D , zah efa miteny gasy tsara zao . Humm iza njay aza ioooo :-P
11. Noue ( 20/07/2008 13:59)
mirianah> ahahahahaaha :-D :-D :-D :-D ka tsy marina kosa ve akia ary io ? za koa anié mba nanao an'zany e ! :oops: :-D :-D :-D :-D :-D (ilay fikafika dia mody miteny hoe "aza masosotra eo an ! mahamenatra tssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. mirianah ( 20/07/2008 14:14)
zah tsy manao anizanyyy , :-D :-D :-D de i ainaheri ve no hi charmé ko amzany , noueeeee menatsaa beuu zah akiaa fa aoka marina ann! :-P :-P :-P . Voadaka eo zah ! :lol:
13. Noue ( 20/07/2008 14:34)
mirianah:

zah tsy manao anizanyyy ,
ahahahahaaha nefa ndry ihany no niteny an'le izy voalohany ko ! de tsy mahay ve ?


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D raha tsy nanao de ataovy anié e ! :-D :-D :-D :-D menatra sy boramena avy eo :oops: :-D :-D :-D :-D
14. mirianah ( 20/07/2008 14:47)
ke efa fomba fiteniko mintsy zany fa tsy oe mi charme izany zah ka. :oops: :oops: zah ol sarokenatsa beuuu mintsiny , tonga de mena beuu otsany voatabia ary tsy hateny akoury ngamba aza koa . ;-) ;-) ;-) .

ilay miteny frantsay alou tsy mi charme mintsy amiko e, fahazarana iny !
15. booboo ( 20/07/2008 16:23)
oups, hay kay tsisy resaka lune de miel akory ity sizé iraika ity

:arrow:
16. Noue ( 24/07/2008 07:40)
miala-tsiny booboo a ! :) :-* :-*
17. mirianah ( 24/07/2008 10:15)
:lol: :lol: :lol: lasa resaka noue sy mirianah ve lé izy booboo =)) =)) =))
18. Noue ( 25/07/2008 08:24)
:-D :-D :-D :-D ka isika sy ndry no tena namaly tato ko ! :-D :-D :-D :) :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5761