Nanao copie cd

1. ni81 ( 18/07/2008 11:14)
Nanao copie cd t@ internet dia rehefa alefa @ chaƮne ilay izy dia tsy mandeha, ary rehefa alefa @ lecteur DVD koa dia misy sary fa tsy misy feony na kely aza nefa hitany eo avokoa ireo lohateny. Ka mba omeo torohevitra izay mety azafady. Misaotra o!
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 17:56
2. jefra ( 18/07/2008 13:17)
Hazavao tsara izay natao vao mety azo ampiana ianao. Ny CD izany izao hira no iheverako azy, kanefa lazainao misy sary am DVD ???
Inona no nalaina tam internet? Inona no tanjona? Ny logiciel nampiasaina?
3. ni81 ( 18/07/2008 17:56)
Clip no nadikako t@ internet, dia avy eo no-graver-ko t@ cd-rw. Ny tanjona dia afaka henoina @ auto radio ireo hira ireo.
Dia rehefa atsofoka eto @ ordi ilay izy efa voadika iny, dia voavakiny tsara daholo ny sary sy ny feo. Fa rehefa natsofoko t@ lecteur dvd dia tsy nivoaka ny feo fa ny sary ihany. Ny logiciel dia efa ao anaty ordi tao ihany ilay hoe : graver!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3477