Mitady vehivavy

1. siay ( 18/07/2008 20:51)
Mila mijery ny sarin'ireo vehivavy rehetra ato amin'ny namana serasera na aiza na aiza no misy azy.Misaotra mialoha.
novalian'i riana06 ny 06/08/2008 12:27
2. XxxX ( 18/07/2008 20:59)
siay:

Mila mijery ny sarin'ireo vehivavy rehetra ato amin'ny namana serasera na aiza na aiza no misy azy.Misaotra mialoha.



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) nga misy manaka any lahy lesy hijery ny sary retra ao? =)) =)) =)) =)) =))
3. Smbatra ( 19/07/2008 00:14)
Za zao vehivavy fa za tsy manana sary ao.Dia aona?:lol:
4. mbaliana ( 19/07/2008 10:02)
atao inn aloha ...??? :^) :^)
5. mirianah ( 19/07/2008 10:47)
:lol: :lol: efa oe ho alainy vady ono fa mbaliana kou mbola manontany iany :^) :^) , mampmé mintsy ka.

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. diamondra27 ( 19/07/2008 10:47)
mbaliana : atao pouf pouf pouf :-D :-D :-D
7. serena ( 19/07/2008 10:59)
za aloha manana sary fa ataoko ahoana ny fanome azy anao 8O ,de za be maso be ohatranio an
8. ainaheri ( 19/07/2008 20:36)
za kou mba te ahita fa avoahy ee :-D :-D :-D :-D
9. Belami ( 19/07/2008 20:39)
siay:

Mila mijery ny sarin'ireo vehivavy



lasa filàna mihitsy zany le izy ve ? :-D :-D :-D
10. mbaliana ( 20/07/2008 06:12)
aoka kloukely hazava ...ataoko ato ny sariko dia lasa candidate ve za zany ho an'izay mpitady vady eto...nefa ry lerony aza tsy manana sariny eto... sa ve vao miala anydia efa bogosss be doly ry zalah :-w :-w :-D :-D :-D :-D

tokony hiresaka amin'ny admin le zalahy ity hoe asio pejy ho an'ny mpitady vady eto e... =)) =)) =)) =))
11. mbaliana ( 20/07/2008 06:15)
diams> innn ity pouf pouf pouf..????
12. ainaheri ( 20/07/2008 06:35)
Io ve tsy nareo samy vev iany mifanala io ee?? Fahafantarako azy otrany mamely an'reo sipa mametraka sary ato,eritreritro za samirery iny an
13. mirianah ( 20/07/2008 07:47)
ainaheri:

Io ve tsy nareo samy vev iany mifanala io ee?? Fahafantarako azy otrany mamely an'reo sipa mametraka sary ato,eritreritro za samirery iny an



:?: :?: :?: ahona kou zany :-w :-w :-w
14. ari.malala ( 21/07/2008 06:54)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D mampime b kou le fangatahana! d raha hita le sary d atao in?.
15. mirianah ( 21/07/2008 10:37)
:lol: ^^ :-D :-D hi fantasmé na angambany :-D
16. mbaliana ( 21/07/2008 15:39)
ary mirianah ihany no mamaly ahy etsy ambony hoe ho vadiany fa atao inn ndray .. toa niova indray le reponse ...

aianheri> mba azavao le eritreritrao e... s'il te plait
17. mirianah ( 21/07/2008 18:12)
[quote=mbaliana]
ary mirianah ihany no mamaly ahy etsy ambony hoe ho vadiany fa atao inn ndray .. toa niova indray le reponse ...



mba mananihany zah satria izy miteny fa mitady ol ho vadiana , ka hoy aho oe rah hita izany ny sary de ho jereny de hisafidy izy , hihihiih ny sasany hanaovany fantasme fotsiny !!!

Fa refa mandinika de io lazainy ainaheri io no mety ho marina !!!!
18. ainaheri ( 21/07/2008 18:44)
mbaliana> mba liana kou zany ra oul an :lol: :-D :-D
Le izy zany eritreritra arak'io voalazako io ambony io, araka ny eritreritro d veh no namorona ny dinika,ny veh mamoaka sary ato no tiany lazaina,zany oe ;izay mamoaka sary mitady leh...."io ilay eritreritro"(zay le we eritreritro za samirery lol)
19. ari.malala ( 22/07/2008 06:03)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D mba lasa lavitr akou zan eritreritr'i ainaheri zany kle :-D :-D :-D
20. kelly13 ( 22/07/2008 06:14)
klou za himé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.619