Mitady vehivavy

21. ainaheri ( 22/07/2008 08:31)
Ka zay le eritreritra mandalou kou,....Efa hita ao @ sary rehetra ny sary ,maninn no mbola angatahana indray? :roll: :roll:
22. mirianah ( 22/07/2008 14:36)
kelly13:

klou za himé :-D



:lol: :-D :-D laozana mivanitika eo ndray !!!
23. mbaliana ( 22/07/2008 14:42)
ainaheri> tsy ataotao foan ny ps ka :wink: :-D :-D
asa aloha e... mety ho marina daholo zany fa raha lhl io olona namorona sujet io dia mety tsy nahita ny tiany tao izy dia mi-tenter hafa :roll: :roll... fa le filazan'le olona azy koa ohatry ny mibaiko zany fa tsy fangatahana...
24. mirianah ( 22/07/2008 14:48)
ainaheri:

Ka zay le eritreritra mandalou kou,....Efa hita ao @ sary rehetra ny sary ,maninn no mbola angatahana indray? :roll: :roll:



ke lé ol tiany ho hita mety tsy mba nametraka sary nagmba !!! :lol:
25. ari.malala ( 22/07/2008 14:51)
:-D :-D :-D de tokony spesifieny nge zany we angatahana i ... (le pseudo io) hametraka sary e! :-D :-D :-D
26. ainaheri ( 22/07/2008 15:12)
mbaliana:
fa le filazan'le olona azy koa ohatry ny mibaiko zany fa tsy fangatahana...


Eo indrindra tsika zao :roll: :-D :lol:
27. mangidy ( 22/07/2008 15:14)
mbaliana:

asa aloha e... mety ho marina daholo zany fa raha lhl io olona namorona sujet io dia mety tsy nahita ny tiany tao izy dia mi-tenter hafa :roll: :roll... fa le filazan'le olona azy koa ohatry ny mibaiko zany fa tsy fangatahana...


miombonkevitra tanteraka

:-P
28. brado ( 29/07/2008 07:32)
Ny vevavy izay mitady namana ane tokony hamatraka sary daolo de mba afak misafidy ry zalahy ze mitady namana e!
29. riana06 ( 06/08/2008 12:27)
:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0554