misaotra letsy le beno an

1. fijo ( 19/07/2008 19:37)
dia niaraha naheno erantany moa fa dia nifona noho ny fahavoazana nahazo ireo ankizy niaran'ny herisetra sy fomba mamoehatry ny pretra pedofila i le beno tany kangoro.
dia hoy aho hoe misaotra letsy le beno an,izay aloha vao nisy lehibe sahy niresaka ampahibemaso ity fomba mamoehitra nafenimpenina tao amin'ny kanto ity.
mino koa aho fa mba hitady vahaolana amin'izay ry kanto fa sao very ny kil raha mitohy ny fahavoazany.

ary sao dia ny famelana andry zalahy hanambady kosa ary letsy ry le beno no mba vahaolan atsotra????
asa klo e,mba tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny.
répondu par fijo le 26/07/2008 20:27
2. cutie ( 19/07/2008 19:39)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. fijo ( 19/07/2008 19:40)
inona ary ity toran'ny hehy ity
4. cutie ( 19/07/2008 19:42)
le fomba filazan'i fijo azy no mampime koa.
5. fijo ( 19/07/2008 19:46)
ka za tsy mahay milaza ko.
6. cutie ( 19/07/2008 19:50)
ka efa mety io koa :-D
7. fijo ( 19/07/2008 19:51)
nefa niomehezandry fotsiny
8. cutie ( 19/07/2008 19:53)
ka izy mety no mampime :-D
9. fijo ( 19/07/2008 19:54)
hay mampiomehy indray izay mety???
10. cutie ( 19/07/2008 19:55)
ie :-D
11. fijo ( 19/07/2008 20:00)
kyyy mba mihezaka manao ny mety ve de hiomehezana le
12. cutie ( 19/07/2008 20:01)
nga mihomehy maneso io e :-D
13. fijo ( 19/07/2008 20:03)
za ve nahalala
14. cutie ( 19/07/2008 20:05)
fijo koa ohtran'ny tsy mahay ahy :-D
15. fijo ( 19/07/2008 20:13)
za malalandry fa tsy mahay ka
16. cutie ( 19/07/2008 20:14)
hay ve e :-D
de tsy manin zany za raha mihomehy
17. fijo ( 19/07/2008 20:15)
maninona ihany ka
18. cutie ( 19/07/2008 20:17)
fa manin
19. fijo ( 19/07/2008 20:17)
satria manan
20. cutie ( 19/07/2008 20:19)
manahirana? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0871