misaotra letsy le beno an

21. fijo ( 19/07/2008 20:20)
mety hanahirana ny sasany
22. badboy ( 19/07/2008 20:21)
cutie >> Ahoana ilay bouddhisme???? :-o ;-)
23. cutie ( 19/07/2008 20:21)
ka i fijo no nanokatra dinika koa ny sasany no sahirana
24. pissoa ( 19/07/2008 20:28)
neveriko fa hafa ihany zampoly :-D :-D :-D :-D :-D
25. cutie ( 19/07/2008 20:28)
. Mpandefa : badboy [ Valio ] 19-07-2008 22:21:09
Lohateny : Re : misaotra letsy le beno an
cutie >> Ahoana ilay bouddhisme????

@ talata ndray hono e tsssssssss
mihemotra foana ny prog- ny le oul mpampiantrano fa tsy misy bodista temple manko aty fa any an-tranon'oul ny anaovana azy :)
26. fijo ( 19/07/2008 20:28)
ka io samy manana ny fandraisany azy ko,
nanao ahoan atokoa le bouda?
27. cutie ( 19/07/2008 20:30)
fijo
aleo ze te handray @ fandraisany azy any tsy manin :-D
mbola tsy tafa bouda hatramizao e :-D
28. fijo ( 19/07/2008 20:31)
fa tafa inona,hi hi i
29. cutie ( 19/07/2008 20:32)
in ndray zany :-D
30. fijo ( 19/07/2008 20:34)
k atsy tafa bouda ,de tafa innona ary?
31. cutie ( 19/07/2008 20:36)
le dinika ato koa :-D
32. fijo ( 19/07/2008 20:37)
tafadinika ato izany.ok
33. cutie ( 19/07/2008 20:38)
:lol:
34. fijo ( 19/07/2008 20:40)
milay koa ato ka
35. cutie ( 19/07/2008 20:42)
mba asio sary moa eo @ le sarin-tava io :-D
36. fijo ( 19/07/2008 20:46)
tsy haiko le mampiditra sary eo ko
37. cutie ( 19/07/2008 20:47)
ndraso aza atoroko any @ hafatra fa za koa aza mba tsy nahay fa nisy nanoro
38. fijo ( 19/07/2008 20:50)
asiako sary alika eo
39. cutie ( 19/07/2008 20:51)
ie :-D
za vo saika hiteny we tsy manin na sarin'alika aza :-D
40. Rasiligaoma ( 19/07/2008 20:52)
io no hitako fa mbola qualite tsara ananan-dry "lebeno" sy ny tariny, sy mbola mahatonga an-dry kanto ho kanto lalandava: io mahatsapa tena hoe diso dia mandini-tena dia mifona io.

fa tsy manao ilay hoe efa mimenomenona ny mpivavaka dia mampiasa sandry (jereo ilay hoe :aoka letsy rapasy ao ambadika ao)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079