misaotra letsy le beno an
61. nenina
(
20/07/2008 07:39)
izay alo no hafatra naprteaky nypapa ho an'ny Preta pedofilia tany aust. ary tadidio anie fa tsy tanyihanyfa nytanyAmerika ko adenaazo ny anjarany ny pretra toy izany, ka na de misyaza nyfakam-panahy de ny pretra pretran'nyTompoenyfoana katonga de kobobe raha vaomibolila. SA...tsymarina? :roll:
63. cutie
(
21/07/2008 13:14)
Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 20-07-2008 08:36:11
Lohateny : Re : misaotra letsy le beno an
nareo ve mieritreritra hoe ny fanambadiana (normal miaraka amin'ny olona ampy taona ) no hahafoana ny pedophilie....anga moa ry mompera irery no pedophile? efa toe-tsaindratsy mihitsy io ...
ny mompera mananjanaka antsokosoko any angamba no ho mety foana raha manambady ny damopr fa tsy ny pedophilie
tsy toe-tsaindratsy fa efa aretina mitsy :wink:
mampa :cry:
ny ahy alou tsy le pretra mitsy no diso fa le mpanatakotakona any ho any :)
64. cutie
(
21/07/2008 13:16)
lehilahytsyresy [ Valio ] 20-07-2008 08:05:29
Lohateny : Tokony avela hanambady izy ireo
Marina tokoa ny anao ry Fijo . Raha vahaolana ara-batana no dinihina dia angamba tokoa ny fanomezana alalana azy ireo hanambady no mety hampihena an'io "fitiavana hafahafa" ataony amin-jaza tsy ampy taona (pedophilie) io.
tsy mitombona mitsy zany :)
65. Rasiligaoma
(
21/07/2008 14:44)
tsy mitomb ina mihitsy izany hoe ny famelana azy hanambady no mahafaka ny pedophilisme
efa aretina io
firifiry moa ny hoe efa vadin'olona manodina zaza tsy ampy taona?
efa aretina io
firifiry moa ny hoe efa vadin'olona manodina zaza tsy ampy taona?
66. ikaretsaka
(
21/07/2008 21:18)
any madrid indray aloha ny fotoana @ 20011 raha samby mbola velon'aina e
67. ikaretsaka
(
21/07/2008 21:23)
any madrid indray aloha ny fotoana @ 20011 raha samby mbola velon'aina e
69. fijo
(
22/07/2008 20:47)
ka inona ary ny vahaolana ry zalahy an,ianareo anie miteny nefa tsy manome vahaolana e???
aoka moa rahery ny resakay sy cutie an
aoka moa rahery ny resakay sy cutie an
74. cutie
(
22/07/2008 21:29)
andray :-D koa raha tsy hahitana tsirony fotsiny izy ty :-D :-D :-D :-D
78. ikaretsaka
(
22/07/2008 23:51)
fijo:
ka inona ary ny vahaolana ry zalahy an,ianareo anie miteny nefa tsy manome vahaolana e???
aoka moa rahery ny resakay sy cutie an
mitovy tsy mnisy hafa amin'ny hoe raha misy pedophile ao @ kartie na immeuble an rafijo ka mikarakara ny zanak'ialahy vavy dia ahoana no ataon'ialahy?
79. pissoa
(
23/07/2008 16:20)
I Fijo koa aza toa efa nanoratra imbetsaka ihany teto fa tsy nitondra vahaolana akory koa :-D :-D :-D
Aretina ve ny pedophilie ? Sao dia tokony takotakonana raha izany fa ny aretin'olona ve ho aderadera (eto amin'ny aterineto) fa tsy tsaboana fotsiny ? :-D
Mety hampihena ny pedophilie : esory ny zavatra mi-promote sex aloha voalohany indrindra ! na amin'ny forum na amin'ny tsy forum :-D :-D :-D