misaotra letsy le beno an

81. pissoa ( 23/07/2008 16:47)
Hazavao :-D :-D :-D
82. ikaretsaka ( 23/07/2008 17:32)
zavatra tsotra... plus aza izao misy fampitandremana isaky ny paket ana sigara sy campaign sy afisy miady momban'ny fifohana sigara, smoking area sns sy ny fandrarana hoe tsary mahazo mividy sora raha trsy izao taona, plus mihamaro ny tanora mifoka....

83. pissoa ( 23/07/2008 17:57)
Hi hi hi - ny hoe tsy mi-promote anie tsy midika hoe asio soratra fandrarana na campaign hafa indray e ! Tsy mi-promote fotsiny ! :-D :-D :-D
84. ikaretsaka ( 23/07/2008 18:43)
misy foana io na mi promote ianoa na tsy mi ptromote koa
85. pissoa ( 23/07/2008 18:50)
Ka rehefa misy foana dia tsy mila mi-promote tsony :-D :-D :-D
86. fijo ( 23/07/2008 20:49)
saziana izy ka,forcena hanambady.hi hi hi
87. pissoa ( 23/07/2008 20:55)
Angaha moa azo force-na njay ny olona e

:-D :-D :-D :-D :-D
88. fijo ( 23/07/2008 21:02)
raha io ataon'ny akamanareo io,dia ilaina izany aminy.
89. pissoa ( 23/07/2008 21:08)
:-D :-D :-D :-D :-D

Hay tokoa moa rehefa tsy metimety amin'ny fisainan'i Fijo dia tsy azo atao ny manery olona ! Fa rehefa metimety vinany eo na dia tsy vahaolana aza dia azo atao ny manery olona ! Aoka marina e !

Efa voalaza eo ambony fa tsy vahaolana ny fanambadiana ! Fa firifiry moa amin'ny akamanareo ny manambady nefa mbola pedophile ? :wink:
90. fijo ( 23/07/2008 21:11)
de mba manomeza vahaolana ary hojerena raha mba misy.
91. pissoa ( 23/07/2008 21:34)
Toa efa misy tolo-kevitra hampihenana ao fa asa i Fijo raha nahita azy :-D :-D :-D :-D :-D
92. cutie ( 23/07/2008 23:22)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 23-07-2008 01:39:18
Lohateny : Re : misaotra letsy le beno an
aiza kosa le,fady izany

fa nga tsy zany moa ny resaka eto ry fijo fa hafa nge le hadalana sasany, nga nasian'i lebeno resaka??? :-D
93. fijo ( 24/07/2008 20:38)
ka io no mavesatra amin'i lebeno izao,satria efa mihanaka loatra ilay izy ko.ze mbola azo kobonina aloha dia atao anelika.
94. ikaretsaka ( 24/07/2008 21:33)
ity tsy mbola novalian'i fijo an


Hoy i fijo:

ka inona ary ny vahaolana ry zalahy an,ianareo anie miteny nefa tsy manome vahaolana e???



zahako:
mitovy tsy mnisy hafa amin'ny hoe raha misy pedophile ao @ kartie na immeuble an rafijo ka mikarakara ny zanak'ialahy vavy dia ahoana no ataon'ialahy?

95. cutie ( 24/07/2008 22:45)
fijo [ Valio ] 24-07-2008 22:38:26
Lohateny : Re : misaotra letsy le beno an
ka io no mavesatra amin'i lebeno izao,satria efa mihanaka loatra ilay izy ko.ze mbola azo kobonina aloha dia atao anelika

hay ve e :-D
96. fijo ( 25/07/2008 20:03)
ny valiny ry ika,dia esoriko tsy hokarakarainy intsony ny zanako.ary dia hampandrenesiko ny manampahefana ,fa misy olona to aizao ao aminay ao.
97. ikaretsaka ( 25/07/2008 22:00)
ka izay! tsy heo nomen'ialahy sipa mineur hafa ilay pedo ao amin'ny immeuble an la na nasaibn'ialahy nanambady fa ny an'ialahy no alamin'ialahy
98. fijo ( 26/07/2008 20:27)
ka io pedo singa irery ts misy mpiahy,fa rah amisy mpiahy izy,ka za no mpiahy azy,dia ampanambadiako izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.369