misaotra letsy le beno an

41. fijo ( 19/07/2008 20:52)
hi hi ih tsy maso mifanojo izany fa saina mifanojo
42. cutie ( 19/07/2008 20:53)
ie :-D
43. fijo ( 19/07/2008 20:57)
hummmmm soa nisy an'izay aloha
44. cutie ( 19/07/2008 20:59)
de miandry an'le fampirina sarin'alika zany :-D
45. fijo ( 19/07/2008 21:00)
hi hi i
46. cutie ( 19/07/2008 21:00)
:-D
47. fijo ( 19/07/2008 21:02)
mbol amitady sarin'alika
48. cutie ( 19/07/2008 21:03)
hihihhihiihi
tedavo miadana
49. fijo ( 19/07/2008 21:04)
50. cutie ( 19/07/2008 21:04)
refa miverina eto za @ manaraka tokony efa hisy sary eo :-D
51. fijo ( 19/07/2008 21:06)
kayyyyy
52. cutie ( 19/07/2008 21:07)
:wink:
53. fijo ( 19/07/2008 21:09)
sao bedy eo
54. cutie ( 19/07/2008 21:09)
za nga mibedy
55. fijo ( 19/07/2008 21:12)
asa ko
56. cutie ( 19/07/2008 21:13)
:-D
57. fijo ( 19/07/2008 21:17)
iza no mahita
58. lehilahytsyresy ( 20/07/2008 06:05)
Marina tokoa ny anao ry Fijo :idea: . Raha vahaolana ara-batana no dinihina dia angamba tokoa ny fanomezana alalana azy ireo hanambady no mety hampihena an'io "fitiavana hafahafa" ataony amin-jaza tsy ampy taona (pedophilie) io.

Ny resaka doctrine religieuse kosa moa tsy dia hidirako loatra.

fijo:
dia niaraha naheno erantany moa fa dia nifona noho ny fahavoazana nahazo ireo ankizy niaran'ny herisetra sy fomba mamoehatry ny pretra pedofila i le Benedikta tany kangaroo.
ary sao dia ny famelana andry zalahy hanambady kosa ary letsy ry le Benedikta no mba vahaolana tsotra????

59. mbaliana ( 20/07/2008 06:36)
nareo ve mieritreritra hoe ny fanambadiana (normal miaraka amin'ny olona ampy taona ) no hahafoana ny pedophilie....anga moa ry mompera irery no pedophile? efa toe-tsaindratsy mihitsy io ...
ny mompera mananjanaka antsokosoko any angamba no ho mety foana raha manambady ny damopr fa tsy ny pedophilie
60. hery ( 20/07/2008 07:21)
Lasa dialogue entre fijo sy cutie ilay izy dia tsy hitan'i fijo intsony ny resaka ataonay :-)

(entre pà, gravy ihany ny vehivavy fa mahajamba)

lehilahytsyresy, fijo>

Marina io voalazan'i mbaliana io. Tena efa aretina mihitsy angamba ilay pedophilie ka na avela hanambady aza dia mbola ho pedophile ihany. Dia inona indray no vahaolana rehefa avy eo? Harosonareo indray hoe "tokony avela hanambady ankizy kely mihitsy rangaha a"?

Dia averimberiko ihany:
- Tsy hoe rehefa misy mpanao baolina kitra te handray amin'ny tanana, na hoe main foana, akory dia hovaina ny lalanan'ny baolina kitra hoe aleo mahazo mandray tanana daholo rehefa manao baolina. Tokony tsy manao baolina izy fa manao basket raha te handray baolina... na farafaharatsiny manao goal.
- Dia toa izany koa, tsy hoe rehefa misy mompera mikotikoty vehivavy sy tia vehivavy akory dia lazaina hoe tokony hanambady ny mompera. Tokony tsy manao mompera izy fa manambady raha te hiaraka amin'ny vehivavy... na farafaharatsiny mifindra finoana :-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0643