misaotra letsy le beno an
1. fijo
(
19/07/2008 19:37)
dia niaraha naheno erantany moa fa dia nifona noho ny fahavoazana nahazo ireo ankizy niaran'ny herisetra sy fomba mamoehatry ny pretra pedofila i le beno tany kangoro.
dia hoy aho hoe misaotra letsy le beno an,izay aloha vao nisy lehibe sahy niresaka ampahibemaso ity fomba mamoehitra nafenimpenina tao amin'ny kanto ity.
mino koa aho fa mba hitady vahaolana amin'izay ry kanto fa sao very ny kil raha mitohy ny fahavoazany.
ary sao dia ny famelana andry zalahy hanambady kosa ary letsy ry le beno no mba vahaolan atsotra????
asa klo e,mba tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny.

répondu par fijo le 26/07/2008 20:27