Petak'orona .mbola mety ho lava ihany ve ?

1. niryna ( 13/07/2008 19:19)
Tadidiko fahiny nisy appareil kely izay nafaran'ilay ramatoa taty an-dafy hono dia iny ilay ramatoa apetany amin'ny orony foana ilay izy rehefa alohan'ny andeha hatory izy.Taty aoriana tokoa hitako fa tena lava ny orony.
Raha mbola zazakely ka sitomina foana ny orony izay petak'orona dia mety ho lava ve tokoa angamba e ?
Toa mety ihany e,efa nanandrana ve hianareo ?
(l) niryna
novalian'i niryna ny 25/07/2008 18:41
2. ainaheri ( 13/07/2008 20:11)
Lay zazakely alou efa henoko fa lay olon-debé no tsy haiko,ra mety zany mba anao za hanalavako ny ahy sondenda ty klé :oops: :-P
3. Noue ( 13/07/2008 20:13)
tsy aleo ihany ve @ zao ? voajanahary....dia harary @ tsist antony eo ! lasa psikologika eo ny hafarany ! io petakorina io no maha manja ny gasy ! amiko aloha eh ! :)
fa ny oron'i niryna nga petaka be ? pêche zé plat ve ? :-D :{ :{ :{ :{
4. Belami ( 13/07/2008 21:45)
Orona zao mahalala anizay tsara :-D :-D :-D
5. niryna ( 20/07/2008 18:14)
Noue:

tsy aleo ihany ve @ zao ? voajanahary....dia harary @ tsist antony eo ! lasa psikologika eo ny hafarany ! io petakorina io no maha manja ny gasy ! amiko aloha eh ! :)
fa ny oron'i niryna nga petaka be ? pêche zé plat ve ? :-D :{ :{ :{ :{


an,an ,lavabe fa mba mizara fotsiny aho ka
:D
6. Lejoba ( 23/07/2008 14:17)
ilay apetaka @ orona ho an'ny olona mierotra fa tsy fanalavàna orona.
Ny zazakely indray, fadio satria izahay natao an'io dia lasa nanana problèmes de sinus taty aoriana satria sensible be ilay faritra eo @ orona eo.
Mety ho tsy izay ny antony aloha fa reveo manja @ izao eh
Dia hanao chirurgie kosa ve, avy eo mahita zavatra hafa kitihina foana dia ny vola lany, ny saina miha-voa hatrany :-D
7. niryna ( 25/07/2008 18:41)
Lejoba:

ilay apetaka @ orona ho an'ny olona mierotra fa tsy fanalavàna orona.

fantatro ireny zavatra ireny fa ity an'ilay ramatoa tena fanalavana orona hafakely
mihitsy ka

Ny zazakely indray, fadio satria izahay natao an'io dia lasa nanana problèmes de sinus taty aoriana satria sensible be ilay faritra eo @ orona eo.
hi,hi,sitomina moramora k'le

Mety ho tsy izay ny antony aloha fa reveo manja @ izao eh
marina ny anao, misy lehilahy izay mbola hitady vola hono izy fa amboariny ny orony.Inona no olana amin'ny oronao hoy aho? Jereko tsy misy tsiny akory ilay izy raha hoe mivandavandra tazana ny lavak'orona angamba hoy aho aneritreritra dia mety tsy maninona raha manana saina an'izany izy saingy tsy any mihitsy.

Dia hanao chirurgie kosa ve, avy eo mahita zavatra hafa kitihina foana dia ny vola lany, ny saina miha-voa hatrany :-D
sady toy ny olona manao plastic surgery amin'ny tarehiny ireny ,iray volana mivindina be marikoriko tsy afaka mivoaka ny trano ,tena aleoko izao ihany k'ty.Ny orona koa dia atao surgery matetika ary misy aza efa tena kely dia kely sisa no mihazona ny orony (Michael Jackson) oops ,izay no filazan'ny gazety taloha e.


:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2363