RUGBY:voalohany izany izao ny maki amin'ny groupe misy azy !

1. ravatorano ( 14/07/2008 05:09)
Resin'ny 15 Maki Malagasy tamin'ny isa mavesatra ny Zebre Botsowanais omaly raha nifandona teo Mahamasina ry zareo tamin'ny sabotsy lasa teo ary tamin'ny isa 45 nohon'ny 15 izany !
Hita fa niova tokoa ny fomba filalaon'ny Maki tamin ity indray mitoraka ity.Na ny mpilalao aza dia niova koa satria nampiditra ireo mpilalao vaventy toa andry Douglas sy ry Ibrahim ry zareo teo amin'ny lohalaharana na ny "avant".
Ary dia mbola tamin ity lalao ity koa no nahitana baolina nentitanana ka ny avant ireo goavan no nahavita izany .Io baolina io dia nentin'i Ibrahim ary nofaranan'i douglas tamin'ny tanjaka be mihitsy.Tena nilay ny nahita izany satria sambany hoy aho.
Ny gazety miseho isan'andro nivoaka androany dia inoako fa hilaza sy hitantatara io vokatra io.
Ny nahatonfa ny baolina enti tanana na essai moa dia ry Ibrahim,Bienvenu(Bien),Edgar(Douglas),Sidonie(Biby),ary tsy adino ny mpitsara baolina dia i José.
Nahazo bonus isika malafasy satria nahavita essai nihoatra ny efatra ary isika izao no voalohany ao amin'ny goupe misy an i Botswana,Ouganda ary Madagasikara.
Any Ouganda indray ny fihaonana manaraka amin'ny volana aogositra ho avy izao ary mila manao sahala isika dia afaka hilalao ny dingana manaraka indray amin'ny fifanintsanana amin'ny CAN sy ny coupe du monde ho avy izao.
Misaotra ny mpijery tonga marobe nanohana ny ekipa, misaotra ny mpilalao nitondra fandresena ary koa ny mpanazatra ,misaotra ny mpanohana rehetra ihany koa e !
Ho ela velona anie ny Maki Malagasy
novalian'i valikely ny 05/09/2008 11:59
2. makamisa ( 14/07/2008 12:51)
Milay kosa rehefa tsara ny ezaka toy izany e,mila tohanana tsara kosa ry zalahy ireo an
3. ravatorano ( 16/07/2008 05:24)
Nomena tambiny 200 000 ariary isaky ny mpilalao ary ny mpanazatra mirahalahy sy ny mpikarakara ara batana sy ara pitsaboana ny Maki tamin iny fandresena azony iny.Kely ihany izany nefa zava dehibe tokoa ny vitan 'ny ministera tamin izao fanomezana izao.
taloha aza tsisy mihitsy nilalao foana sy nanao izay ho hafany ny mpilalao ka dia hafaliana no nandraisana an'izany fanampiana izany.
4. ronaldo09 ( 18/07/2008 18:49)
Merci zokibe ravatorano ,masaka e! Allez y Makis !Na dia foot ball aza no tianay dia manohana ny Makis ny tenanay!
5. bazylou ( 27/07/2008 22:32)
ah bon!! :lol: :?:
6. ravatorano ( 28/07/2008 04:55)
bazylou < tena bon kah ! :wink:
:-D :-D :-D
7. bazylou ( 28/07/2008 23:55)
eh biiiinnnnnnn, ktsouuuufff
8. xxx ( 03/08/2008 10:14)
i bazylou efa mivavaka mafy mba ho resy ny gasy
9. xxx ( 03/08/2008 17:57)
enfin nivaly ihany ny vavak'i bazylou fa resy ny gasy na ny foot na rugby
10. valikely ( 05/09/2008 11:59)
ary ahoana ny fivoaran'ny lalao sy ny lahara amin'izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1825