Iza no lafo-vidy ZANAKA VAVY sa NY TANY ?
1. tsimati
(
13/07/2008 08:40)
Resaka be ny fivarotana tany any Nosy-be ary malaza koa ny fisian'ny zazavavy kely mivaro-tena, ny firoboroboan'ny fivarota-tena sy ny fitomaniana hanambady vazaha. ka iza ary no manandanja sy lafo kokoa ary hitoeran'ny hasina ny ZANAKA VAVY sa ny TANY? Raha politika io dia iza no tokony harovana mafy ?
novalian'i tsimati ny 14/07/2008 10:22
2. xxx
(
13/07/2008 10:01)
zvtr roa samy hafa be ireo sizé ampitahainao ireo ko!
ny iray fiainan'ny olona privé manokana
ny iray resaka tany lasan'ny vazà.....
ny iray fiainan'ny olona privé manokana
ny iray resaka tany lasan'ny vazà.....
3. tsimati
(
13/07/2008 12:43)
Edrey re ry tonaka xxx fa ny tany lova ho an'ny taranaka ary ny vehivavy koa no fototry ny taranaka ka tsy azonao ilay izy izany. Very taranaka na lasa safiotra ny taranaka sa lasan'ny vazaha ny sombin-tany ? :-D :-D :-D
4. kidoropamba
(
13/07/2008 14:20)
Ireo izay manao varoboba ny tanindrAzana aloha dia mivarotra fananan'ny hafa (fanana'ny vahoaka, fananan'ny firenena, fananan'ny malagasy dimby sy fara) ho tombotsoany.
Ireo izay mivarotra fitombenany kosa dia mivarotra fananany manokana.
Tsy mitovy angamba izy ireo ary ny ratsy indrindra dia ireo izay mangoroknarena @ fanaovana varoboba ny fananan'ny olona.
I Tompo mahery Ravalomanana, filoha hajaina ary malagasy tena maranitsaina, dia mavitrika mihitsy @ fivarotana ny fananampirenena ho an'azy manokana satria ny fandrosoana dia tsy misy vidiny.
Varoty ry filoha hajaina ny firenentsika fa mila fandrosoana ny malagasy.
Raha lafo ireo dia avelao any ny fitombenany sisa no ho havarotriny satria lany fanana izy. Raha samy mivarotra ny fitombenan'ny ny malagasy rehetra (19 miliona) dia mazava ho azy araky ny kajy tsotsora fa migadona ny 19 milions de dolara isan'andro. Na lasa barIka, na lavapiringa ny fitombenan'ny gasy dia tsy maninona satria ilay vola 19 miliona dolara ihany no atao antsaina.
Siora raprezy a.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

5. lemenakely
(
13/07/2008 19:25)
tsimati:
Resaka be ny fivarotana tany any Nosy-be ary malaza koa ny fisian'ny zazavavy kely mivaro-tena, ny firoboroboan'ny fivarota-tena sy ny fitomaniana hanambady vazaha. ka iza ary no manandanja sy lafo kokoa ary hitoeran'ny hasina ny ZANAKA VAVY sa ny TANY? Raha politika io dia iza no tokony harovana mafy ?
ny iray moa fivarotan-tena ,ny iray fivarotan-tany samy bizaina daholo ireo ka atao ahoana ny fiainana koa efa sarotra ,ny tonga soa ihany no arahabaina e !
6. degree
(
13/07/2008 20:19)
azo lazaiana marina ihany koa ny an'idry ry lemenakely saingy samy mivarotra tanindrazana avokoa izy ireo na ilay mivarotra tany na ilay mivaron-tena fa indrindra amin'ireo vazaha ,satria ireo vazaha matoa mahasaky mividy gasy izy dia mba itadiavany lalana eto sy marche eto amintsika ,ka nitady toko ka sendra vato indray izy raha nahita tokotany satria afaka manamafy orina ny vatofehizorony.nefa noho ny tsy fisiana dia toa hodiana fanina izany
7. xxx
(
13/07/2008 20:47)
hoy i tsimati:
io zavatra nosoratanao io no nilazako hoe tsy misy hifandraisany amin'ilay mivarotra ny tany...
misy antony angamba matoa izy mivaro-tena, asa ah! atao hoe sarotra ny fiainana ka na ny ray amandreniny aza mamporisika azy ireo angamba matoa zazavavy vao tsy ampy taona dia mirongatra manao izany asa mampalahelo izany....
ny hoe fitomaniana hanambady vazaha indray, mbola fianany manokana izany, raha izay ve no hanavotra azy eo amin'ny fahantràna handeha hanambady vazaha tsy dia itako ny olona ary tsy hitako no ifandraisany amin'ny resaka politika aminn'izany...indrindra ny any amin'ny sisiny ny RAD mihitsy no toa mamporisika ny zanany koa, atao akory fiainana sarotra no mahatonga hanao izany angamba ka tsy azo hatao ny manenjika na manome tsiny....aleo aza izay toy izay mamono olona sy mangalatra.....noho ny hasarotam-piainana
ny firoboroboan'ny fivarota-tena sy ny fitomaniana hanambady vazaha

8. ni81
(
13/07/2008 21:10)
Mivaro-tena ny oul sasany satria lazainy fa be lavitra ny vola miditra @ ny indray andro, toy izay miandry ny asa amam-bolana.
Ary ilay resaka hoe mitomany hanambady vazà indray dia tsy misy tokony hanahiran-tsaina satria tsy aleo ve manambady ilay olona toy izay mivarotena raha toa ka misy olona vonona haka azy ho vady!
Ary ny fanontaniana eto dia hoe iza no lafo vidy? Samy manana izay hiheverany azy na ireo mpivaro-tena na ireo mpivaro-tany. :roll:

9. tsimati
(
13/07/2008 23:30)
Ho an'i xxx amin'ity soratrao ity :"raha izay ve no hanavotra azy eo amin'ny fahantràna handeha hanambady vazaha tsy dia itako ny olona ary tsy hitako no ifandraisany amin'ny resaka politika aminn'izany...indrindra ny any amin'ny sisiny ny RAD mihitsy no toa mamporisika ny zanany"
Nanoratra koa i lemenakelyhoe :"ny iray moa fivarotan-tena ,ny iray fivarotan-tany samy bizaina daholo ireo ka atao ahoana ny fiainana koa efa sarotra ,ny tonga soa ihany no arahabaina e !"
Angaha moa tsy ny fahantran'ny Malagasy no hizahavana famatsiambola eraky ny fikambanana iraisampirenena mpampisambola na fivarotana tany na fizahavana hevitra hampiroboroboana ny vahiny hiditra hanangana orin'asa sy hitondra ny volany sns...? Satria tsy nahavita ny Malagasy fa hafa ny fomba hampiasany ny volany ary tena marina fa tsy mivoatra ny Malagasy raha mijanona ho revy gasy fotsiny hatramin'izao.
Tsisy diso izany izy roa :-D :-D :-D

10. xxx
(
14/07/2008 05:19)
ka izay! ny mpivaro-tena vola miditra ho azy
fa ny fivarotana ny tany vola miditra ampaosin'ny fanjakana fotsiny fa tsy ho an'ny vahoaka angamba ô!
raha mba tena vola miditra ho an'nyu fanjakana hampandroso an'i madà moa haninona, jereo fotsiny hoe vidian'ilay vazà 2euro ny M2 dia hamidiny indray amin'ny vazà hafa 400euro ny M2, ny vazà no mahay manararaotra izany hampitmboana ny harenany, :°) de zay lay mandanginina be

11. badboy
(
14/07/2008 07:15)
Rehefa tsy misy ny tany dia tsy misy ny zanaka vavy, rehefa tsisy ny zanaka vavy dia tsisy ny mpandimby! Tsisy hoe iry no arovana satria lafo vidy satria samy lafovidy, samy fototry ny fitohizan'ny fianana!! Ka mila arovana daholo raha toa ka olona tsy hamokatra sy hampahantra ny gasy fa tsy hanampy no mahazo ilay tany!
;-) ;-) ;-)
;-) ;-) ;-)
12. tsimati
(
14/07/2008 10:00)
Na vazah anao tranobongo ve mahazo mividy tany sa vazah hanangana zavatra ry mpianatra lalana ? Tsy Malagasy mividy tany ve ao @ misy anao ary mpnangana orin'asa le olona sa mpiasa tsotra. Raha mahatsapa ho olombelona sahalan'ny vazah ianao dia mba mifampitady saingy nareo any Europe mihintsy izany no mahatsapa fa avo sy ahatahorana ny vazah. Diaaza miseho milay famandoliha ary. :-D :-D :-D
13. badboy
(
14/07/2008 10:09)
tsimaty >> Diso be ianao fa be ny gasy manana orinasa eto frantsa, ary mino aho fa misy manana koa any ankafa!!
Tsy izay ilay resaka fa hoe hanampy ny gasy ve ireo mampiasa vola any! Hatr@ izao aloha dia hoe nitombo ny isan'ny gasy miasa, tsara be izany! Fa ilay fijery tsy maintsy atopy alavitra ka tsy maintsy jerena hoe tena hisy vokany ho an'ny gasy ve any ao aoriana?? Sa ny hiafarany ho lasa tahaka an'i tahiti ka lasa manao exode daholo ny gasy satria tsy mahatsapa ny tenany ho eo @ taniny sy tanin'ny razambeny intsony??? Mbola nosybe aloha izao no voakasika, fa hanaraka koa ve ny hafa??? Tsy fantatra, ny andro sy ny volana ary ny taona no hilaza azy! Ny olana raha izay no hiafarany dia tsy dieny izao ve no tokony hojerena ilay vahaolana tsy hahatongavana @ izay??? ;-) ;-) ;-)

14. tsimati
(
14/07/2008 10:22)
Ka mba omeo resaka kely aza ohatra ny vehivavy mahazo kil vazah mba ahitako ny mahabe loha anao.fa ianao no mahazo voalohany hoe lehilahy gasy tsisy apoaka koa izahay no tsy hi-kil amin'ny misy vola ? Ankoatr'izay dia hay moa manana orin'asa marobe ao Frantsa ny Malagasy ? Tena mazana marina izany ny malagasy ka ? tena tsy haiko iny aloha fa ianao no nampianatra ahy ary afaka hilaza amin'ny frantsay izany fa maro ny gasy favy ao frantsa. manjabe eee.