<>

1. makamisa ( 14/07/2008 12:48)
Salut,
Miala any amin'izay izany ilay zavatra andrasan'ny Mpitia Basket Malagasy,manasa antsika rehetra izay tia mba hanohana ny antsika e,ankafizo ny antsika sa ahoana hoy nareo e...........
répondu par Ralay le 01/08/2008 09:00
2. xxx ( 14/07/2008 14:35)
ampio kely lé fanazavana fa tsy arakay, misaotra tompoko
3. makamisa ( 15/07/2008 10:45)
amin'ny 26 jolay no hotanterahina ao @palais de Sport,ny avy any Majunga,diego,Toamasina hifanandrina amin'ny avy any Fianarantsoa ,Antananarivo ,Toliraa,
presque Equipe nationale daholo ny ao antiny,hisy ihany koa ny concour de Dunk ho an'ireo 4 enjana indrindra sy ny tirs à 3 points
manomboka amin'ny 5 ora ,efa mandeha ao amin'ny RTA ny pub isan'andro
4. makamisa ( 15/07/2008 10:46)

5. ronaldo09 ( 18/07/2008 18:55)
Koa tsy ataon'i Toliara,Tana sy Fianara telimoka ve iretsy telo ambiny!!!
6. Ralay ( 01/08/2008 09:00)
ronaldo09> Diso hevitra ise fa ireo telo ambiny lazainlà no nahavoa t@ io fifaninanana io fa aiza ary ise izany :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317