Fahafahana miteny @ fahitalavitra sy banky mondialy
1. badboy
(
09/07/2008 08:21)
Hoy ny mapnohitra : Minia tsy mihaino sy tsy miraharaha ilay fihetsika tsy demokratika ny banky mondialy manoloana ny tsy fahafahany miteny @ fahitalavitra!
F'angaha ny banky mondialy no manapaka sy tokony hilaza ny hoe izao no tokony ho anjaran'ny mpanohitra???? :roll: :roll:
F'angaha ny banky mondialy no manapaka sy tokony hilaza ny hoe izao no tokony ho anjaran'ny mpanohitra???? :roll: :roll:
novalian'i tsimati ny 09/07/2008 13:22
3. tsimati
(
09/07/2008 11:46)
Allo ra-bogosyan???? Alazako amin'ny tompon-tsary ianao ra-bosy f'angaha azo apetrapetraka ny sarin'olona. Efa tsy fanajana ny tompon-tsary izany. hajao ny hafa ra-zoky e ^:^ ^:^
4. kidoropamba
(
09/07/2008 12:05)
Azonao atao izay mety fa ny anay dia ny manarada lAna ihany. Lazao izay heverinao fa tompontsary fa aza gaga kosa raha izaho no mamaly anao.
Tena SeriE be mihitsy aho miteny anao io (jerevo ny sary).
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Tena SeriE be mihitsy aho miteny anao io (jerevo ny sary).
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
5. tsimati
(
09/07/2008 12:07)
Hajao ny tompon-tsary fa aza manamavomavo olona ra-kidoro ooo. Andohavy vola ny tompon-tsary raha misy hambo. Elita ra-kidoro =D> =D>
6. kidoropamba
(
09/07/2008 12:15)
Miangavy ny mpisera rehetra hanao kotizasion hivianana sary hoan'i namana tsimati fa i lery irery foana no mitomany tsy misy sary eto.
Ka izay tsara sitrapo ka hanome vola dia aza adino ny manampy kely hividianatsika "lamy zilety" hanesorana ny volombavandrangahy fa sarotra fantarina raha hajanona eny ireo volombava ireo.
Misaotra mialoha.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Ka izay tsara sitrapo ka hanome vola dia aza adino ny manampy kely hividianatsika "lamy zilety" hanesorana ny volombavandrangahy fa sarotra fantarina raha hajanona eny ireo volombava ireo.
Misaotra mialoha.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
8. kanota
(
09/07/2008 12:39)
Misy lehilahy misipa lehilahy angaha any @n-dry xxx. Tena elita tsy mahatfavoaka marina reto =D> =D> =D> . sarin'adala any Maharo ao Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io =)) =)) =))
9. xxx
(
09/07/2008 12:58)
Fa ny any amin'dry kanota angaha lazaina fa mbola tsy misy ihany ny fiarahan'ny olona mitovy sexe. Betsaka tokoa ny zavatra modian-tsika malagasy tsy jerena eto amintsika eto. :cry:
