Na omena fotsiny aza ny Elita tsy mahatafavoaka ho aiza?
1. tsimati
(
10/07/2008 14:22)
Ny Elita tsy mahatafavoaka mitokona ivelany ary mihevitra fa izay heviny no harahina. Misy ny mpitondra noho izany ny tapakin'ny mpitondra no atao ary hitsarana azy any aoriana na tafavoaka izy na very fa tsy ny hevitry ny mpitaty ra-kena akory.
novalian'i tsimati ny 12/07/2008 15:16
2. rahiratra
(
10/07/2008 22:30)
Tsy izany fa izy no tokony hitondra sy hanapaka ny hevitra rehetra ka tokony tsangambato fotsiny ny eo amin'ny fitondrana. Izay no mampivoatra haingana aminy.
3. tsimati
(
11/07/2008 02:02)
ry zalahy mihintsy aza no mandohalika amin'ny vazaha ary tolorana ny vazahadaholo na ny zanaka vavy, na ny reny na ny anabavy avy eo mitomany ho vazaha. :-D :-D :-D
4. kidoropamba
(
12/07/2008 15:12)
Dokam-barotra hita @ ity serasera ity: "Taiko-Drum-Shop Kaiser
Miya and Hira-Daiko drums for sale. Günstige Miya-& Hira-Daiko Trommeln
www.taiko-drums-trommeln.de
Manao azafady @ mpandrindra ny serasera aho fa toa tsy manaraka fitsipika ny seraseranao raha ity dokamparotra etsy ambony itsy no jerena.
Miteny ratsy mantsy ilay izy ka sao dia manimba ny antokonay TIM satria misy ny hitovizany ihany indraindray.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^