Nosy be vidian'ny vazaha @ ambongadiny!!

1. badboy ( 10/07/2008 17:31)
Tsy haiko nareo raha nahita ilay émission combien ca coute, fa tena hita hoe raha vao investissement à long tereme dia tsy hita isika malagasy!

Tsy vitsy anefa no manana 50 000€ na mihotra lavitra io vola io aza (satria ny 4*4 mbola 2fois an'io ny vidiny nefa any amintsika feno) fa dia tsy nahita gasy nis'investa @ hotel any nosybe a tao @ le émission! Mpiasa gasy, izay mahafinaritra aloha fa nampitombo ny manan'azsa, no mameno ny tanan fa tsisy gasy tompon'hotel mihitsy!!
Ity ny lien raha toa ka tsy nahita : http://videos.tf1.fr/video/emissions/combien-ca-coute/0,,3906411,00-video-combien-coute-dix-chiffres-ete-.html
novalian'i fijo ny 18/07/2008 20:54
2. tess ( 10/07/2008 17:34)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m487517437600d :wink: efa dinika mande arokatra :-P
3. badboy ( 10/07/2008 17:56)
taraiky be zah :oops: :oops: :oops:
4. fasaly ( 10/07/2008 18:22)
:^) :^)
5. vale ( 10/07/2008 18:49)
badboy: hihihi, nitovy reflexe tamiko! lol..tssss, lasan'ny oul ny tanàna!!
6. rajoelina ( 10/07/2008 19:38)
badboy: ka ny vazaha anie lesy mitovy amtsika e, samy olona ihany isika... fa ny paosy no mampiavaka. Mety oe: ny vaza ao Nosy Be manambola ny ankabeazany fa ny gasy kosa tsy d be saosy ny hakabeazany. De amiko manokana alou tsy hitako ny probleme. Raha ti hitovy aminy fotsiny de miezaka tsara isika gasy de vita. Satry ra izany no eritreritry badboy de sahalany oe mialona ny malagasy, kanefa tsia. izaho ao anatiny tsia. ohatra: hatao inona fotsiny izany ilay Hotel rehefa tsisy gasy hando saosy?

;-)
7. badboy ( 10/07/2008 20:56)
Eny houa lesy rajoelina! Tena marina ny an'elah fa raha tsy vazah ny manao ilay hotel dia tsy hisy vazah ho tonga tsony any Dago! Inona marina zany hotel gasy handray vazah zany, manota fady zany!!
Sady tena marina ny kozinla hoe tsy hitovy @ vazah mitsy fa taratasy ihany ny vazah fa ny tena mainty eny ihany ary afangarony @ mainty rehetra! Tena mitombona lesy rajoelina ilay iantsoan'ny kil atsika hoe bounty! :oops: :oops: :oops: Ny taratasy ihany no itovizana aminy fa ny saina sy ny harena izy ihany no mahay!

Tsy de tena tokony hisy problème marina fa mila miezaka kely fotsiny manafotsy hoditra (otran'i jackson) dia lasa mitovy aminy tsika!!

Sa ahoan lesy rajoelina!!! :-D :-D :-D :-D
8. sylvain ( 10/07/2008 21:56)
amiko aloha tsy dia tena hoe lasa ny vazaha ny tany é! io ange betsaka ny zavatra azo atao any dago fa isika tsy ampy ny vola hanaovana lé zavatra d mihenoheno fotsiny,fa raha ataony zalahy ôtrany doubay aza anie reny nosy kely reny tena tsara, misy ny vola miditra ho any fanjakana koa @ zay moa ny tanàna koa malaza! inona moa no tena nahatafita ny nosy maurice raha tsy ny resaka tourisme betsaka ny vola vahiny niditra tao aminy mandroso nohy M car izy! lé izy koa ange tsy hoe voasakana ny gasy tsy hanao sy hividy é! manomboka ny vazaha io d tokony hanao koa zay manam-bola any @ province rehetra any!!
Ndao hanao associé ry zalahy d mba hanao any @ toeran-kafa a!
9. rajoelina ( 10/07/2008 22:56)
badboy: tsy mifanaraka @ forum na dinika am'lah zah!! ^:^

Ra ol avy any Congo zany no mamorona Hotel milay be ao NOSY BE de tsy koi satry le ol mainty, sady mbola maintsy noho ny gasy:?:

tena tsy mazava amiko ity dinika ity ^:^

;-)
10. tess ( 11/07/2008 05:13)
sylvain: ka manjeraka be lay mijery ny etranzé miseo ho tompony avy eo mibontsina be :wink: :-D hitako mitsy any nosy be any misy hotel manja be italiana no tompony, fa raha vao gasy no miditra ao dia harahina ambody be mitsiny no hafa mitsy ny fandraisana noho ny fandraisana ny vazà, sao mihevitra izy hoe ny vazà ihany no mety hahavita ...
tena misy vola miditra ho an'ny fanjakàna marina ve????
manatsara tanàna aloha lay hotel maro tsara tarehy maro be ....
ho hita eo fa efa feno hotel ny amoron'ny ranomasona vide be teo iny.....
TSY HO vao maika lafo ny destination nosy be raha feno vazà any :?
hafa ihany ilay somary natiora teo
11. tess ( 11/07/2008 05:25)
hay diso aho fa gasy ihany no mpiasa mpandray...ny gasy ihany no manavakavaka ny gasy amin'ny fandraisana....na voabaiko ny vazà ry zareo angamba :?
12. aloalo ( 11/07/2008 12:03)
Tsy dia mankasitra alou za anjakazain'ny vahiny ny toe-karenantsika, ny seule consolation alou dia bail 99 ans ny an'ny vaza. ny bien immobilier zany dia hanjakainy mandritry ny andro hiainany fa kosa lasan'ny fanjakana avy eo. Tsy otran'ny taranak'ireo colon talou ireo manana fananana maro.



13. mbaliana ( 11/07/2008 15:24)
iza tokoa no mahalala zay fifanarahan'ny fanjakana sy ny vahiny ireo fa ny haiko fotsiny dia nisy fotoana tena nitady mpanao investissement bdb ao dago ny fanjakana gasy .. notenenina tamin'ny gasy taty aminay mihitsy hoe amporisiho ny vazaha namanareo hi-investir any dago...ry zareo hampiasa ny volany any dia mazava ho azy fa mitady ny tombom-barotra ry zareo fa sur koa fa misy anjaran'ny gasy koa ao...na ny asa na ny taxe..ecc...
ny eritreritro indray dia izao anefa:
ny gasy mihitsy no manana ny toetrany fa na dia gasy aza no tompon'ny hotely dia ho heverinareo fa tsy hiavonavona koa ve ry zareo raha handray gasy...ary raha mandray vazaha ry zareo dia mba ahoan no ho fihetsiny...? ny tokony ho izy dia tokony hanana fihetsika mitovy foana ny mpandray olona
enga anie ka ho diso ny eritreritro....
14. tess ( 11/07/2008 15:31)
ny gasy mihitsy no manana ny toetrany fa na dia gasy aza no tompon'ny hotely dia ho heverinareo fa tsy hiavonavona koa ve ry zareo raha handray gasy...ary raha mandray vazaha ry zareo dia mba ahoan no ho fihetsiny...? ny tokony ho izy dia tokony hanana fihetsika mitovy foana ny mpandray olona
enga anie ka ho diso ny eritreritro....


io alou de marina mitsy e!

aloalo: ka efa trotraka ny hotely amzany après bails99 ans izany knou!
15. badboy ( 11/07/2008 16:02)
Ka ilay olana ange tsy hoe gasy ve no tompony, fa hoe maninona no mahavidy 4*4 100 000 € nefa tsy mahavita mividy ny tanin'i Nosybe anaovana hotel handraisana ny touriste! Tsika matindrendrarendra!!

Rehefa manotany touriste ianao, le tena izy fa tsy le mandeha miaraka @ sakodo na ilay tsy miditra raha tsy carlton reny, dia ny fifandraisana @ teratany no tadiaviny fa tsy ny hifandray @ teratany mitovy aminy! ;-) ;-)
16. mbaliana ( 11/07/2008 17:27)
matoa aloha tsy mividy izy zany dia na tsy ampy vola na tsy mi-interesser azy koa e.... ny hotel lazain'i tess io zao a part ny vidin'ny tany dia mbola niatrika depense hafa mihitsy satria mila manaraka norme internationale koa raha hanorina hotel ka hoe vaza no cible atao kil.... aty aminay misy vol special mihitsy toa une fois par mois izy zay direct nossibe dia zay no mahatonga betsaka ny kil avy aty aminay mankany satria assuré ny confort ho hitan-dry zareo any...



17. mbaliana ( 11/07/2008 17:30)
mino aho fa farahafaratsiny zany hotel any nossibe zany ka kil vaza no betsaka dia minimum zany trois etoiles au niveau international io an
18. tess ( 11/07/2008 18:21)
mbaliana: milay be kosa alou lay hotel izay an! lay lazaiko io hoe italiana no tompony, fa lay gasy mpiasa ao ihany no manambany ny gasy toa azy :x
fa italiana dool lay vacanciers ao ....donko raha mande amzao manotany chambre pour sejours enao dia efa complets foana satria organiser lay vacs....
izany hoe vao misy lasa defa misy hiditra vaovao indray....
raha tsy diso aho ny piscine no afaka handehananao de mandoha vola....
tsy tadidiko ny anarany teo fa any andilana beach lay izy....
fa lay hitako tam tf1 izay plage madio be mitsy lasa feno hotel bdb....
fa manja kosa alou e!
19. tess ( 11/07/2008 18:24)
mbaliana:

mino aho fa farahafaratsiny zany hotel any nossibe zany ka kil vaza no betsaka dia minimum zany trois etoiles au niveau international io an


ô ry kala ah! ny trois etoiles aty ivelany anie nuls par rapport ny trois etoiles any dago e! ny hotel io an!
mba midira anie trois etoiles aty ivelany raha mahatoraka ny any madà e! ny hatsaran'ny chambre io fa ny confort no mety tsy hitovizany....


20. mbaliana ( 11/07/2008 19:10)
ny 3 etoiles tany dago anie ry kala no mbola tsy nidirako e, fa ny taty no nidirako .. ny fahafantarako ny ltaliens miditra 3 etoiles dia le somary miangitraingitra ireny dia imaginer-ko zany hoe ho any dago izy dia tsy haiko hoe hanantena inn .. ny frais moa efa lafo ihany.. zay no mahasahy ahy hitany an'io....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0976