Nosy be vidian'ny vazaha @ ambongadiny!!

21. tess ( 11/07/2008 20:46)
tsy haiko aloha fa ny hotels 3 etoiles tsy de manao ahoana aty europe....
fa any dago ny hotels lazaindreo 3etoiles mba efa kitana ihany e! :-D
ny tsy misy etoiles aza any dago mba tsara ny chambres
fa lay fanorenana nosybe kosa alou hitako hoe tsara e!
22. kelly13 ( 12/07/2008 10:15)
:oops: tsy d mazoto za hamaky hatramin'ny vôlohany, fa hono oa e, nga efa mahazo mividy tany any mada ny vaza zao? je veux dire oe nga tsy natao ho an'ny tena teratany malagasy iany ny fividianna tany any?
23. sipagasy ( 12/07/2008 10:22)
efa afaka mividy pour 99 ans akia ry zareo ry keliterezy ann

euuhh ilay fanorenana htel any Nosy be kosa hitako tsara @ lafiny 1 fa @ lafiny hafa dia ho very ny tanàna tsy hisy 'charme' intsony fa ho feno beton ohatran'ny any @ tany arabo (tunisie-maroc....) feno construction, avy eo dia tsy hahao hiriaria eny intsony ny tera-tany fa ahilika tahakan'ny fako sanatria (jereo ny any Cuba...) mampalahelo ihany...., tahaka izao aby no niandohan'ireny toerana tsara fanaovan'ny mpanambola izay tiany hatao ireny, ka ny hiafarany dia ny tompon-tany no ahilikilika atao an-kila bao .... indrisy mantsy.... onena anao ny foko ry taniko!!!!! (euuhh iza moa ilay poety niteny izay?? toa i Rado raha tsy diso aho..... io tokoa izy fa mihatra ankehitriny!!!!!!!)
24. mbaliana ( 12/07/2008 13:41)
tess> tsy dia ny mankaiza raha ny amiko no jereko fa rehefa misy ny maha à l'aise ny tenako ...zany hoe misy ny ilaina rehetra....
sipagasy> ny mahavoa ny tanintsika ange akia dia le olona any kely karama miampy ny sandam-bola ambany dia tsy maharaka ny vidin-javatra misy erantany le gasy kely dia raha zavatra normal aty ampita aza dia ohatry ny hoe luxe ho any ny any dago e... dia tsy afaka ny mba hanana ny fananana ny olona tsotra aty ivelany... da voailika le tompontany rehefa tsy mahatakatra ny entin'ny vaza avy aty ivelany...

mampatsiaro ahy ny tantarain'le namanay zay hoe tany cuba fa na ny cocacola aza dia ny vaza no mividy dia izy no manome vao misotro ny teratany...
25. xxx ( 14/07/2008 04:25)
Ny fanjakana angaha @ izao mampiasa loha @ hoe vazaha sy gasy izany fa ny hisian'ny investisseur bobaka be no tadiaviny. Ny ambassade aty aminay moa dia tsy miresaka raha vao hoe hanao investissement, omena daholo ity facilitation de dossier sns sns ity, kanefa ny tena marina dia any am-paosin-drizalahy ny sosy no mijanona.

Tohizako ilay resaka malagasy samy malagasy nataon'i tess sy mbaliana. Isika malagasy mihintsy no tena mifanambany no sady tsy professionnel, fa ny vazaha hajaina sy lelafina hatramin'ny faladihan-kiraro. Amiko ny client dia tokony hajaina foana na gasy izy na vazaha, na vorokitsay na deba. Ohatra, indray andro nanao vacance tany dago izahay 2, niditra hotely, teo @ check-in dia nandoa vola , rehefa mamonjy breakfast dia jerijeren'ny serveuse sy vofosafosa ery, noho ny tapitra ny sejour dia nosakanana teo @ sortie ny hotel hoe azafady miverena fa ianareo mbola tsy nandoa vola... gggrrrrr b. Manao verification izay vao mody manao excuse eo, arakaraky ny tavanao sy ny volonkoditrao ary ny akanjo hanaovanao izany ny hoe rahoviana ianao no mandoa. :x :? :(
26. badboy ( 14/07/2008 07:40)
Ody gasy=ody ratys, vita gasy=vita ratsy, zaza gasy=zaza ratsy, toetsaina gasy=toetsaina=ratsy, gasy fanao zavatra=ratsy fanao zvtr......sns sns!!

Gasy=ratsy! Raha tsy io fomba fijery sy fampiasana io teny "gasy" io mihitsy no miova dia mbola ho eo @ io fanambaniana sy fiheverana io foana isika!!

Isika samy isika aza manabaty ny rehetra mifandray @ ilay teny hoe "gasy", ka ny vazah indray ve no hanisy sira! Zarany aza @ izay izy no manjaka any amitsika! Ary rehefa hitany hoe milelaka dia tonga dia ampilelafiny mihintsy!! Izy hiantra anao manambany ny tahaka anao?? Ianao aza tsy tia k'izy ndray ve no ndeha hiaro ny tahaka anao, sa sao dia izay no andrasatsika??? ;-) ;-) ;-)
27. mbaliana ( 14/07/2008 17:59)
aza manao safo be matsiny ry badboy a... za zao rehefa mifanena amin'ny gasy da manontany hoe gasy ve nareo? na ko hoe hande any amin'ny fetin'ny gasy ve nareo?
za aloha mbola tsy neheno ary tsy hieritreritra an'izany hoe zaza gasy = zaza ratsy..
misy ny fomba fiteny fa aza exagerer-na
28. fijo ( 15/07/2008 20:32)
kelly an,aza tara loatra fa efa hovian any vazaha no nahazo nividy tany tany.
ka isika gasy koa milefa aty ,ko aiz ano tsy hoalainy ny any e.
29. fahamarinana ( 16/07/2008 10:52)
:arrow: Marina ny any fijo,ka isika marina aza nilefa aty ka aiza tokoa no tsy halain'ny vazaha "manam-bola afaka mividy ny tany " any ? Ny tiako lazaina fontsiny hoe ,indrindra ho any badboy hoe azonao natao koa anie ny nandefa vola tany dia nampividy ny "gasy "havana sns..sns...fa mora loatra ny filazana hoe :
badboy:
Tsy vitsy anefa no manana 50 000€ na mihotra lavitra io vola io aza (satria ny 4*4 mbola 2fois an'io ny vidiny nefa any amintsika feno) fa dia tsy nahita gasy nis'investa @ hotel any nosybe a tao @ le émission.

Vola any amposin'olona ve ka samy manana ny tiany hanaovana azy sy izay priorité-ny ny tsi11.Tsy midika fa vendrana na adala fa tsy ilainy angamba ny tany any nosybe pour l'instant fa 4x4 hiadanany aloha no mety...Hevitro moa zay ! (l)
30. mbaliana ( 16/07/2008 17:05)
falasa ny eritreritro , any amintsika zao tonga dia hita hoe iny vaza fa ny gasy le mainty foana... kanefa ange ...ny fihevitro azy a.. na aty amin\'ny tanin\'ny vazaha aza dia tsy ny tompon-tany foana no tena tompon\'ireny zavatra ngeza be ireny fa vahiny na association-na vahiny ... saingy samy fotsy moa ry zareo dia tsy miavaka.. dia tsy ny tompontany foana no mande any amin\'ireny hotely ngeza be ireny fa mbola vahiny hafa foana koa saingy tompontany no mpiasa ao...
ny tokony hataontsika angamba dia mamporisika ny manambola gasy hampiasa ny volany any dago e.. i sylvain tary aloha tary niteny hoe manao associé dia manamboatra zavatra iray lehibe ...ho an\'izay manana io an...dia efa etudier-na tsara ny hanovana azy sy ny fidirambolany rehefa avy eo koa

fa matoa aloha le nossibe mande satria efa ni-etudier-tsara ny hanaovany azy miaraka amin\'ny kil ho antsoiny fa tsy nataony hoe atao dia atao fotsiny...

31. ari.malala ( 17/07/2008 12:07)
Gasy manambany gasy, marina d marina mints io! ohatra ftsn any am grande surface ireny d raha samy milahatra eo ny Gasy sy ny vazaha, ka vaventy ny volan'ilay vazà d mitambitamby ery le caissier(e) nefa raha Gasy no mba hoe vaventy ny vola, ianao indray no mahazo loza sy avonavona b hoe tsy misy madinika sns... raha vazà no mividi zavatra ka na ts misy in'in aza ny entany fa te hila vaniny izy d mikoropaka ny ray trano manolo ilay entana fa raha ihanao Gasy no misy pempo ohatra ny zavatra vidianao ka hosoloina iny d efa gidragidra be na hosoloina aza! hitako indraimandeha koa tao am poste, samy hividy timbre izaho sy ilay vaza, d za no tonga aloha teo d tonga d le vazo no noraisin'ilay ramatoa, tonga d nitabatabako satria ts mety mitns kosa izany, ary an le vazà aza niteny anazy mints we c elle ki était là avant moi... mbola lavitra b alou ilay fisolelafana vazà trop ataon'ny gasy sasany aty e! ary marina ilay hoe refa isika samy isika no ts mahay mifankatia sy mifanaja, iza no andrasantsika hitia antsika sy hanaja antsika!!! valalan'amboa io ka ny tompony aza tsy tia!
32. fahamarinana ( 18/07/2008 10:58)
:arrow: ari : mampahatsiahy ahy zvtr ndry,tao am champion analakely tam izany,nividy itony tee-shirt baobab sns hatao voan-dalana ho an'ny havana tavela aho,nisy teo am 6 teo fa tsy nahazo sachet fa tsy nisy hono,dia nisy vazaha tao aorinako dia nahazo ilay olona.Sorena kely ihany satria mbola hody lavitra nefa vingitina ity akanjo dia niverina aho dia nangataka dia niavona be ilay caissiere.Dia mba nataoko toy ny aty hoe aiza ny lehibe-nao fa mila resahako kely dia poa tahak'izay no nivoahan'ny sachet,raha basy iny masony iny efa gli aho toa izay...Sady tapa-tsinay aho fa hanao inona moa? Tsy atao mahasorena be loatra fa souvenir de vacance daholo izany e...(l)
33. mbaliana ( 18/07/2008 14:18)
tokony notohizanao hoe tsy mahafaty ahy ny masonao fa na izany aza dia mbola mila miresaka amin'ny lehibenao ihany aho fa tsy nampoiziko hoe misy fanavakavahana ato amin'ity magasin ity ....
34. ari.malala ( 18/07/2008 14:47)
mahagaga tokoa fa raha vao io hoe aiza ny lehibenao io no mivoaka d mifori-drambo ilay mpiasa an! natao biby fampitahorana anay fony serveuse tao am hilton tamzany andro zany koa mantsy io! d raha vaots mahavoa teny anglisy d midingina ny clients, za ndray tsy nanaiky lembenana ko! nantsoiko ny lehibe d nifanazava! efa hita izao kosa v fa le client no diso d mboal za iany no hovoavazavaza! tsisy io!!
35. fijo ( 18/07/2008 20:54)
marina daholo izany,fa isika ihany no mahatonga izany rehetra izany hitranga;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5354