Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
2. Rasiligaoma
(
09/07/2008 16:33)
aoka marina!
angamba i Jesosy any amin'izay misy azy any rangitra mihitsy "aiza no dia ho izaho foana" angamba hoy izy!

3. rabingogilabanga
(
09/07/2008 16:47)
misy koa ny devoly, ho anay mpino , ka ny devoly no anton'io.
4. Rasiligaoma
(
09/07/2008 17:32)
dia ahoana ny fomba hahafantarana azy ahafahanareo milaza hoe ity dia devoly dia ity i Jesosy?
dia ny devoly koa izany afaka mandahatra?
Misaotra!

5. badboy
(
09/07/2008 17:49)
rabingogilabanga:
misy koa ny devoly, ho anay mpino , ka ny devoly no anton'io.
F'angaha tsy avy @ Atra daholo indray ny rehetra mitranga reh!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. fijo
(
09/07/2008 21:02)
marina letsy izany,lazaina fa avy amin'andriamanitra daholo,avy eo mandray anjara ihany koa radevoly.
ary sao dia iray ihany ary ireo le?????
ary sao dia iray ihany ary ireo le?????
8. LazaDaddy
(
09/07/2008 23:17)
1) "Efa nomena ahy ny fahefana rehetra ety an-tany ka hatrany an-danitra hoy i Jesosy".
Raha tena mpino Azy dia mino an'io nambarany io tsy misy adihevitra na dia kely monja aza.
2) Eny, avy Aminy ny fahefana; tsy midika anefa izany hoe "ankatoaviny" ny fomba ampiasantsika ilay fahefana nomeny antsika. Ingahy "mpanjaka" izao ohatra nomen'Andriamanitra fahefana saingy nampiasainy nanendrikendrehana sy namonoana an'i Jesosy ilay fahefany. I Satana koa nomen'Andriamanitra fahefana saingy nentiny nifaninana tamin'Andriamanitra ilay fahefany, sns...
3) Na toy inona na toy inona fomba ampiasantsika ilay fahefana nomeny antsika dia hainy foana ny mampiseho ny voninahiny ary Izy no tompon'ny teny "farany".
4) Na inona na inona zava-mitranga dia tsarovy fa: "ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo".
9. rakapy
(
10/07/2008 03:07)
Ny tena mahatsikaiky @ ity resaka finoana ity dia raha vao misy tranga ka mahafaly na azokazon'ny sain'ny olona dia hoe "Avy @ jesosy zay" fa raha zavatra tsy dia mahafinaritra azy dia hoe avy @ "devoly "izay :-D :-D :-D nefa rehefa dinihina dia izy ireo ihany no mi-classer ilay tranga @ izay fiheverany. Nefa mety iray ihany no mahatonga ilay tranga araka ny filazan'i Fijo etsy ambony.
10. Rasiligaoma
(
10/07/2008 05:58)
ka izay no mampihomehy koa anie sy maha ridicule ilay tantara e. Rehefa ekeken'ny saina ilay zavatra mitranga dia atao hoe Jesosy dia rehefa tsia dia devoly!
izany hoe amin'ny olona manao toy ireny dia ny saina ange izany no atao maitre mbola ambonin' Andriamanitra satria izy no manendry hoe ity sokajin'i Jesosy satria tsy mifanaraka @ ilay tiako dia ity sokajin'i Satana.
Raha teo angamba izy anankiroa ireo dia tapa-tsinay sy malahelo hoe ity anaovan-draolombelona antsika e
:-D

12. rakaroka
(
10/07/2008 10:52)
Rasiligaoma:

Ekany tokoa ! Izany mihitsy!
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
13. prime
(
10/07/2008 12:48)
Raha ny filazan'i rakapy sy fijo aloha dia ekeko satria izy tsy mino... aminy na Andriamanitra io na tsia dia azo atao ny mananihany ny tranga rehetra ary na ny miteny ratsy aza mampitovy an'Andriamanitra sy Satana dia tsy olana...
Fa ny mahagaga dia ny tsy ahazoan'i Rasily ny mahasamy hafa mihitsy ny tsara sy ny ratsy... raha izany aza tsy fantatra nefa mpino dia tena mahatalanjona ihany hoe azo atao izany ny miaina an-jambany ny finoana sy ny fiainana fa izay miseho eo dia miseho fa tsy manana na dia kely aza ilay fiasan'ny Fanahy Masina mahay manavaka ny tsara sy ratsy, ny asan'Andriamanitra sy ny tsy avy Aminy...
Ny fahalalàna ny tsara sy ratsy dia efa notovozina avy amin'ilay ota fototra... ka na mpino na tsy mpino raha olona hary vatana, saina, fanahy dia tokony mahalala izany na dia ny fototra ihany aza... fa ny asan'ny Fanahy Masina vao maika maneho azy mazava tsara ka ambarany araka ny vokatra sy ny asa araka an'i Jesosy no ahafantarana ny tsara sy ny ratsy...
Mazava tsara ireo fanamarihana nentin'i LD no sady mitombina ara-tsoratra masina...

14. Rasiligaoma
(
10/07/2008 15:42)
ilay isika be famaritra alohan'ny famaritra sy mandidy sy manasokajy sahady izay metimety amintsika sy tsy metimety amintsika alohan 'Andriamanitra no tsy mety.
tsy misy hifandraisany mihitsy ny ota fototra fahalalana ny tsara sy ny ratsy eto ka!
ny ota tamin'ny fototra ange izy Andriamanitra no nampahafantatra antsika ny momba ny voankazo voarara e, fa eto ve isika nolazain'Andriamanitra mialoha hoe ratsy i mugabe (Taiza ary oviana tao amin'ny bokin'iza?)

15. LazaDaddy
(
10/07/2008 23:47)
prime:Asan'ny Fanahy masina izany ka inona no tokony mahagaga an'i Prime :)
Fa ny mahagaga dia ny tsy ahazoan'i Rasily ny mahasamy hafa mihitsy ny tsara sy ny ratsy...
prime:Kay efa fantatrao ihany ilay izy :).
tsy manana na dia kely aza ilay fiasan'ny Fanahy Masina mahay manavaka ny tsara sy ratsy, ny asan'Andriamanitra sy ny tsy avy Aminy...
Prime> aza dia asa saina loatra r'ise fa toerana ahitana ny karazam-panahy rehetra koa anie eto amin'ito serasera ito e ! Asan'ny Fanahy masina koa ny ahafantarana ny ondry sy osy. Ny mampalahelo ahy indrindra dia ny fahafantarana fa "tsy ny olona rehetra no ho voavonyjy", na dia voairaka hatrany am-paran'ny tany aza ny mpanara-dia an'i Jesosy.
16. LazaDaddy
(
10/07/2008 23:50)
LazaDaddy:Na ny marimarina kokoa angaha dia hoe: "tsy ny olona rehetra no manaiky andray ilay famonjena
Ny mampalahelo ahy indrindra dia ny fahafantarana fa "tsy ny olona rehetra no ho voavonyjy"
17. rakapy
(
11/07/2008 01:42)
Prime> Tsy resaka fahalalana ny tsara sy ny ratsy no lohahevitra eto fa ny hoe @ mpino xana dia sokajin'izy ireo fa avy @ jesosy ny tranga iray raha toa ka metimety @ sainy sy ny fiheritreretany fa raha tsy mifanaraka @ sainy sy ny heritreriny kosa dia sokajiana ho asan'ny devoly.Izay ilay mahatsikaiky. :-D :-D Raha ny fahalalana ny ratsy sy tsara indray dia tsy voatery ho mpino ianao vao mahafantatra izay. Maro ireo foko madinika eran'izao tontolo izao, izay mbola tsy naheno na indray mandeha aza ny anaran'i jesosy nefa dia manana fahendrena lavitra noho ireo izay mitonotena fa Xana.
Laza> ny famonjena dia samy manana ny fomba fijeriny sy finoany. Tsy voatery ho ny mpanara dia an'i jesosy irery ihany no voavonjy fa samy ho voavonjy daholo satria samy zanaky ny tany.

18. Rasiligaoma
(
11/07/2008 02:28)
izay: ilay resaka fahalalana ny tsara sy ny ratsy sy ny fanasokajiana azy, (izay somary mibrioka ) no resaka eto ry prime ary naveriko ombieny koa ny hoe
tsy hoe rehefa mifanaraka amin'ny heritreritrareo akory dia hoe tsara izany aminareo dia Jesosy dia rehefa tsy mifanaraka amin'ny eritreritrareo na ratsy izany aminareo dia devoly izay!
fa mihevitra ny tenanareo ho iza loatra kay ianareo no mahay mamantatra izany sahady?
izay ilay mahatsikaiky sady mahamenatra tokoa mihitsy! ary Kristianina aho milaza aminao:lasa tsy ny "hotanteraka anie ny sitraponao ry tompo " no ataonareo manko eto fa "ny sitrapon-draolombelona aloha" (aleo aloha raolombelona hanasokajy izay metimety amin'ny sainy fa veloma kely ianao andriamanitra, vita ny fanasokajiana dia mihetsika amin'izay ianao randriamanitra sy radevoly!!)
Mahamenatra!

19. LazaDaddy
(
11/07/2008 03:33)
rakapy:MARINA :)
ny famonjena dia samy manana ny fomba fijeriny sy finoany
rakapy:DISO :)
Tsy voatery ho ny mpanara dia an'i jesosy irery ihany no voavonjy fa samy ho voavonjy daholo satria samy zanaky ny tany.
20. Rasiligaoma
(
11/07/2008 03:40)
aminao ilay izy no mety ho diso diso.
satria amin'izoa isika miteny izao dia tsy nisy mbola nahita ny "olom-boavonjy" na iray aza fa ny olona "mihevitra ny tenany ho voavonjy" no bobaka.
tsy misy garanti mihitsy hoe raha milaza ianao hoe manara-dia an'i kristy dia ho any an-danitra!
dia rehefa tsy manao izany ianao dia any amin'ny afobe:
Tsy nisy nahita ny nalehan'i Mahomet manko, sy ny nalehan'i Lotera