Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI

141. prime ( 28/07/2008 10:04)
ikaretsaka,fijo> ka iza moa no miala andraikitra?

Tsy mbola nisy niteny teto angamba na iray aza hoe tsy tompon\'andraikitra ny amin\'izany ny Ray aman-dReny sy ny fiangonana, eny fa na ny fiarahamonina koa aza... samy manana ny anjara andraikiny avy ny tsirairay...
ikaretsaka:
ny pretra pedo izao ohatra: nga niala ry zampol sy lebeno fa mainka ary nandray andraikitra niteny hoe azafady fa nisy erreur de nampiseho ny maha responsable azy n itady vahaolana sy mi reparer an\'iny aza ny natao... toy ny fanalana sy fampiatoana ireo pretra ireo t@ asany, ny nandoavana onitra sns, satria zanaka sy olon\'ny fiangonany no nanao azy ...responsabilite-ny izany

fa raha vao hoe pasitera nanenjan-tanana tampin\'ny mpivavaka sy manao didiko fe lehibe
na zanaka mpiandry mangalatra dia ...euh.. tsy mbo zahay tsy mbo zahay sady miala andraikitra be mihitsy ireo tokony ho responsable
... Ny tranga toa itony dia inoana fa misy fepetra raisina isan\'ambaratongany fa tsy hoe mandeha ho azy ny zavatra toa izany...

Tsy vitsy ny Mpitandrina no efa naato tamin\'ny asany... arakarak\'ilay fahadisoana natao ny sazy mihatra... misy ny tratran\'ny \"affectation disciplinaire\", misy ny haato ao anatin\'ny fotoana voafetra miaraka amin\'ny sazy sahaza, misy ny haato mihitsy amin\'ny asa tsy ho Mpitandrina intsony... manana rafitra \"mpitsara ny amin\'ny asa fitandremana ny FJKM\" (ny FJKM aloha no fantatro) isaky ny Synodam-paritany ary misy rahateo koa any amin\'ny foibe...

Toa izany koa ny Mpiandry... manana rafitra ny fifohazana FJKM (io koa aloha no tena fantatro) afaka mampihatra avy hatrany ny fitsipika anatin\'ny fifohazana isan\'ambaratongany (SAFIF fiangonana, faritra, synodam-parintany, toby, foibe...), ary mbola afaka mampihatra rahateo ny foto-dalàna raha ilaina sy hita fa manohintohina mihitsy ny filaminan\'ny fiangonana... maro ny sazy fampihatra fa ny fampiatoana sy ny fametrahana akanjo no faratampony... (afatsy hoe angaha nahakitika ny \"code civil\" mhitsy ilay heloka ka mety hiaran\'ny fanagadràna sy fandoavana onitra...)
142. ikaretsaka ( 28/07/2008 15:25)
le mpitandrina maaaaaro "naato tamin'ny asany matetika toa lasa manangana ny azy manokana koa (jereo izao tanin'anandrano sns...)

na ireo mpiandry maaaaaro koa


vao tsy ela ange tato no nisy resaka io hoe tsy milamina any @ foibe sy sinoda io !
143. pissoa ( 29/07/2008 19:01)
Fa angaha tsy fantatry Ikaretsaka hoe misy koa ny katolika naato manao karazandrazana fiangonana vaovao, dia milaza amin'ny vahoaka hoe katolika ihany izahay sns ! Fa izany akory tsy midika hoe tsy nandray ny andraikiny ny tompon'andraikitra sns !

Ilay resaka zaza dia tokony ho efa hitan'i ika tany ambadika raha mba namaky ihany fa tsy misy manala ny andraikitry ny ray aman-dreny.

Io coexistence io hoa mba hiaino ivelan'ny circle of friends ... ;) :-D :-D :-D
144. prime ( 30/07/2008 06:53)
pissoa> =D> =D>
145. ikaretsaka ( 30/07/2008 14:13)
fa raha atao ny salan'isa
1_ tsy betsaka no voasariny tany hoe ny atsasaky ny fiangonana 1 manontolo toy ny tary @ Taninanandrano

2- matetika izy ireny mitsipozipozy ary afenina mafy ny lehibe : izany heo dans l'ombre satria matahotra

3- excommunie avy hatrany raha fantatra mantsy fa ny ary mihaihary be eo fa e e e.. mainka aza atao defi be @ le foibe
146. fijo ( 30/07/2008 20:30)
misy tokoa ny pretra voasazy ary nanorina ny azy,ary aty frantsa no misy azy.saingy rah any fahalalao,dia mbola ilay rangahy io irery aloha izao no nanao izany.ary aza hadino,fa io rangahy io dia ny FN eto frantsa no manohan aazy ao ambadika.ary tsy niafina tamin'izany izy.
izany hoe efa tanjona hafa mihintsy ny azy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0537