Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
101. ikaretsaka
(
23/07/2008 17:22)
ahako manokana lo tsary mbola hoe nilaozan'ny dada izany... fa hoe sendra zavatra tsy nifanaraka t@ saiko de nataoko hoe ratsy ... fa na tsy eo no eo aza ahako ro misaotra an Atra dia misaotra azy aho rehefa mi realize hoe hay izoa izany ny anton'ilay raha nitranga ndraika mandeha iry!
102. pissoa
(
23/07/2008 17:55)
Hi hi hi
ok - ialako kely iray resaka dadan'i Rasiligaoma fa efa tsika sy Ika njay no eto :-D :-D :-D
I Ika izany rehefa mi-realize hoe hay izao no anton'ny zavatra iray no misaotra an'Andriamanitra ? Sao dia izany no tena manasokajy ? Tamin'ny mbola tsy hitanao izay antony dia tsy nisaotra ianao aloha ... Fa maninona ?
Rehefa hita ny antony dia maninona no nisaotra ? Sao hoe toa milay tampoka izy izany fa sao avy aminy tampoka fa ndeha hisaotra :-D :-D :-D

103. ikaretsaka
(
23/07/2008 19:09)
tsy haiko hoe inona ro hilazana izany..aleo taoko hoe miandry fotoana kely aloha ahako hahazoako ilay anton'ilay tranga miseho... io ilay hoe lalina ..dia teo no hoe eo aloha aho ni accept azy as it occured fotsiny fa ao anaty coco-ko aho mitady explanation
io le fandinihin-tena sy hoe tsy teo no ho eo mba hialana pas amin'ilay fitsarana be fahatany fotsiny...
io le hoe accepting samihafa @ hoe agreeing, io le hoe samihafa ny hoe voatery sy ny terena!

104. pissoa
(
23/07/2008 19:43)
Ary sao dia ianao indray no lasa manasokajy hoe misy antony zany na tsisy antony le zavatra niseho ?
Ary raha tsy hitanao mihitsy ve izany ny antony dia ahoana ? Sa hoe tsisy antony zany ka iza koa no hisaotra eo ?
Resaka hoa izany hoe tsy manasokajy izany mihitsy ! Isan'ny mahaolombelona antsika ny fahalalana ny ratsy sy ny tsara ... farafaharatsiny amin'ny tranga sasantsasany :-D :-D :-D

105. fijo
(
23/07/2008 20:58)
ka jamba sa mody e,mba asaina mijery tena aloha fa variana mijery ny hafa loatra
108. pissoa
(
23/07/2008 21:16)
Hay ve e ! Izany hoe tsisy hevitra intsony izany fa miandry ahy fotsiny :-D :-D :-D :-D :-D
109. fijo
(
23/07/2008 21:21)
asa rah atsy misy hevitra ny miandry valiny...sa tsy manana valiny??milaza raha izay fa hovana ny resaka
110. pissoa
(
23/07/2008 21:31)
Hay ! toa izaho marina no namela fanontaniana farany kay ! :-D :-D :-D :-D :-D
111. ikaretsaka
(
23/07/2008 22:13)
pissoa:
Ary sao dia ianao indray no lasa manasokajy hoe misy antony zany na tsisy antony le zavatra niseho ?
Ary raha tsy hitanao mihitsy ve izany ny antony dia ahoana ? Sa hoe tsisy antony zany ka iza koa no hisaotra eo ?
Resaka hoa izany hoe tsy manasokajy izany mihitsy ! Isan'ny mahaolombelona antsika ny fahalalana ny ratsy sy ny tsara ... farafaharatsiny amin'ny tranga sasantsasany :-D :-D :-D
mampatsiaro anahy an'ilay mompera tao @ semigany izay... sady mivandravandra be lery ao anatin'ilay solomaso no manao hoe!
sao dia..... sao dia...... sao dia!
ary raha..... ary raha..... ary raha!
:-D :-D :-D
amiko misy iznay ratsy sy tsara izany ... ny ekeko sy ny tsy ekeko no misy
satria ny zavatra eken'i pissoa mety tsy ekeko, fa izany tsy midika hoe ratsy le an'i pissoa satria tsy ekeko na ratsy ny ahiko satria tsy eken'i pissoa!
izay ilay coexistence
112. pissoa
(
23/07/2008 22:58)
Izaho anie tsy miteny hoe tsy maitsy ratsy amin'i Ika izay heveriko ho ratsy e !
Miteny i Ika hoe misy ny ratsy sy tsara amin'i Ika. Ny fanontaniako dia hoe misaotra an'Andriamanitra ve i Ika noho ireny ratsy amin'i Ika ireny ?
Toa efa mazava be io fa asa raha hiderapy amin'ny coexistence indray ! :-D :-D :-D

113. ikaretsaka
(
24/07/2008 01:16)
azafady fa diso fanoratra
ny tiako nolazaina de hoe: amiko tsy misy izany ratsy sy tsara izany (adino ilay tsy)
ny ekeko sy ny tsy ekeko no lazaiko hoe misy.
amiko dia tsara aby ny zavatra rehetra fa eo @ le acceptance no olana ka mahatonga izay tsy azoazo lazaina hoe ratsy de ny azoazo atao hoe tsara
mahatonga ahako nilaza ilay hoe
izay angamba mazava tsara fa azafady

amiko TSY misy iznay hoe ratsy izany ... ny ekeko sy ny tsy ekeko no misy
satria ny zavatra eken'i pissoa mety tsy ekeko, fa izany tsy midikavelibeli hoe ratsy fiana izay le le an'i pissoa satria tsy ekeko ...na ratsy foana ny ahiko satria tsy eken'i pissoa!
izay angamba mazava tsara fa azafady
114. prime
(
24/07/2008 12:34)
ikaretsaka:... ambarao hoy aho ilay hoe hita miharihary ny atao... fa toa vavolombelona mpandainga ny milaza zavatra tsy hita na fantatra tsara... ary fanendrikendrehana ny milaza zavatra tsy marina... ka mila anareo sy Rasily ary Rakapy hanamarina ny nambaranareo aho satria tena itompoanareo teny fantatra ilay izy ankehitriny... omeo ny porofo marina...
ahako koa de mahatsapa fa zavatra mitranga eto kosa io ry prime a, ary tsary misy resaka io hoe niara naninona sy naninona fa hita miharihary @ atao ato taoko yyy
ikaretsaka:... raha tena zava-misy marina dia tsy mila mitsimpona betsaka akory ra-ika a... omeo ny porofo... tsotra anie izany e... hoe tamin\'ilay nambaranao nanao an\'izao dia nifanipaka mihitsy tamin\'ny nataonao tamin\'ny (fotoana sy tranga) zavatra toa izao sy izao... mazava tsara izy amin\'izay...
tsary haiko hoe mitampona inona kosa ngaha ny maso raha tsary mahita an\'io raha tsimponina aby ny porofo mety ho feno rasera!
Raha tsy izany dia aza manao vavolombelona mandainga... enjehin\'ny lalàn\'Andriamanitra izany no enjehin\'ny lalànan\'ny tany sy ny firenena ary azo torina tsara mihitsy amin\'ny tribonaly... ka mba mihevera tsara vao miteny...
115. ikaretsaka
(
24/07/2008 16:45)
Ilay kabarinareo mihintsy no tsy mifanaraka @ ataonareo.Hitanareo daholo ity fehezan-teny tsara ao anaty baiboly ity nefa raha mba misy manana hevitra tsy mitovy ny heritreretinareo dia ny fitsarana fa ratsy na tsy mety no mandeha mialoha.
prime> jereo fotsiny le resaka pasitera sy mpiandry sy ny zanany mangalatra atsy ambadika atsy e..ny atao hampivavaka olona
nefa ny zanaky ny tena aza mangalatra..1 iny
ny resaka fianarana ary, ratsy ny atokom-pinoan'i ranoan sy anona...kinanjo ny zanaka alefa mianatra any.. 2 izay
resaka mangataha de nomena ao ambadika ao, raha nangataka ny hahafaty an'i prime aho ve satria amiko ohatra ratsy i prime ka tsy nahazo izay nangatahiko..... 3 izay...
resaka sabata sy alahady moa de efa wawawa be
de aiza ny vavolombelona mandainga sy ny manao masobe tsy mahita
:-D :-D
116. pissoa
(
24/07/2008 17:18)
Ikaretsaka:
azafady fa diso fanoratra
ny tiako nolazaina de hoe: amiko tsy misy izany ratsy sy tsara izany (adino ilay tsy)
ny ekeko sy ny tsy ekeko no lazaiko hoe misy.
amiko dia tsara aby ny zavatra rehetra fa eo @ le acceptance no olana ka mahatonga izay tsy azoazo lazaina hoe ratsy de ny azoazo atao hoe tsara
Hay
Fanontaniana voalohany : Tsara ve Andriamanitra ?
:-D :-D :-D :-D :-D
117. ikaretsaka
(
24/07/2008 18:12)
ok... ataoko fomba zezoita ary fa efa tianao ampidirina
valiny:
farito Andriamanitra :-D :-D :-D :-D
valiny:
farito Andriamanitra :-D :-D :-D :-D
118. pissoa
(
24/07/2008 18:40)
Valy boraingina sisa ry Ika e ! Ny zezoita ve tsy sahy milaza mivantana raha tsara ny Andriamanitra inoany na tsia fa tsy maitsy miandry famaritana avy amin'i Pissoa ! Hmmm, hafahafa izy izany.
Fanontaniana faharoa : misaotra an'Andriamanitra ve ianao amin'ny zavatra tsy ekenao ? Ohatra : viol (raha manohitra ny viol ianao), pedophilie (raha manohitra ny pedophilie ianao), abortion (raha manohitra ny abortion ianao) sns

119. ikaretsaka
(
24/07/2008 19:13)
tsary valy boraingina iznay fa zavatra tsy azo faritana no ataonao sy forcenao ho faritako ko :-D (mba tsy nataoko hoe mamakia baiboly aza)
valin'ny fanontaniana faharoa> misaotra an'Atra aho rehefa hitako ny antony nahatonga le cause,
ohatra hoe viol: ka nahatratrarana ilay viole(e) sy ilay violeur, naha sensibiliser-ny fiaraha monina, sy le hoe there is a statement ao ambadik'ilay izy: Vulnerablity!
toy izany koa ny pedo sns
ny tanjoko dia ny miezaka mijery ilay signe hoe inona no hevitra ambadik'iny tranga iny, alohan'ny hanasokajiako ny tsara sy ratsy!
za efa nidepasse ilay phase heo guiden'ny emotions ny perception-ko momban'Atra, ny ahy le finding God in all things izao! I thank him every time i found him!

120. pissoa
(
24/07/2008 19:26)
Ianao anie no nangataka ahy hanome famaritana an'Andriamanitra e ! Toa hadinonao sahady. Ny hoe Tsara anontaniako anao dia tsy famaritana an'Andriamanitra mihitsy fa "toetra" iray ao aminy fotsiny. Ka tsara ve ny Andriamanitra inoan'ny zezoita ry Ika ? :wink:
Ianao mihodikodina foana amin'ny hoe manao an'izao sy izao sy izao ianao vao manasokajy raha ratsy na tsara sns. Ny faontaniako tsy izay mihitsy fa hoe :
Ok - nanao ny fandinihana avo lenta be i Ikaretsaka, araka ny maha zezoita lalim-pandinihana sns azy. Valin'ny fandinihana nataony: sokajian'i Ikaretsaka hoe ratsy ilay zavatra. Fanontaniana : misaotra an'Andriamanitra ve Ikaretsaka noho iny zavatra sokajian'i Ikaretsaka fa ratsy iny ?
Sa tsy misaotra mihitsy fa manao fandalinana mandra-pahafaty eo fotsiny ? :-D :-D :-D :-D :-D