Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
81. Rasiligaoma
(
18/07/2008 20:10)
ohatra tsotra Izaho tsy manafantatra akory hoe iza no raiko, fa vao nisy hono aho (bevohoka i mamanay) dia nilaozany i mamanay, fa izaho nisaotra an'Andriamanitra hoe nisy lehilahy izany niaraka tamin'i mamanay ka nahatonga ahy, dia isaorako ny Avo ny nanomezany izay lahilahy tsy fantatro nanome aina ho ahy izay
, ary tsoriko aminao fa mivavaka ho an'io olona tsy fantatro io aho
Lehibe tany amin'iny faritra atsinanan'i Madagasikara iny izaho ary saika isan-taona dia ravan'ny rivo-doza ny tanananay, fa tsy mi condamner an'iza na iza amin'izany aho fa dia manarina indray dia tohizana ny fiainana

82. pissoa
(
18/07/2008 20:15)
Rasiligaoma:
fa izaho nisaotra an'Andriamanitra hoe nisy lehilahy izany niaraka tamin'i mamanay ka nahatonga ahy, dia isaorako ny Avo ny nanomezany izay lahilahy tsy fantatro nanome aina ho ahy izay
Raha azoko tsara dia ny nisian'ilay olona tsy fantatrao ka nahatonga anao no hisaoranao an'Andriamanitra ! Fa tsy misaotra an'Andriamanitra ianao noho nandaozan'ilay olona tsy fantatrao an'i Mamanao !
Sa misaotra ianao hoe misaotra ianao hoe misoatra Anao Andriamanitra fa nilaozan'i Papa i Mama ?
:-D :-D :-D :-D :-D
83. Rasiligaoma
(
18/07/2008 20:26)
indraindray koa aloha aho rehefa mampitovy ny zavatra mitranga eo amin'ny fiainako dia dia miteny hoe misaotra anao ihany aho Andriamanitra fa tsy mba nahalala izany dada nibedy izany, ary nisy nahatsara ahy sy i mama ihany ny nandehanany!
ny ahy dia hoe izay/izao izany no mety amiko matoa nataon'Andriamanitra ho toy izay/izao aho dia nomeny ireto zavatra manodidina ahy ireto entiko miady sy hampiasaina , dia ampiasaiko ireo zavatra manodidina ahy ireo, raha nanesorany dia ny ataoko an-doha dia izao indray ny filozofiako hoe atokisany loatra aho izao dia nesoriny ny elatra anankiray hijereny ny fireveko azy amin'ireto elements ireto, raha nampiany indray dia ataoko hoe nomeny vato vaovao natao hampiadiana indray aho ka ahoana ny fomba entiko mampiady an'iny hanaovako ny fiainako araka ny sitrapony?
dia toy izany hatrany!

85. pissoa
(
18/07/2008 22:49)
Fijo : ny tenanao jerena fa tsy raharahanao za :-D :-D :-D :-D :-D
Misaotra ianao hoe misy mahatsara anao sy mamanao ihany ny nandehanany ! Manasokajy ianao aloha : misy mahatsara. Dia misaotra.
Nataoko bold ilay hoe ihany satria toa midika hoe misy maharatsy azy koa (normal raha izay : tahaka ny ankabeazan'ny zavatra rehetra). Dia misaotra an'Andriamanitra ve ianao noho ireny maharatsy ny nandaozany ireny ?
Bon sao lasa miditra resaka perso be laotra ilay izy raha tohizako foana ilay fanotnaniana, fa ny taratra amin'izao aloha dia tsy mitombina ilay hoe "misaota amin'ny zavatra rehetra" sy ilay hoe "tsy manasokajy mihitsy fa dia misaotra foana foana" !
:-D :-D :-D
Rasiligaoma:
indraindray koa aloha aho rehefa mampitovy ny zavatra mitranga eo amin'ny fiainako dia dia miteny hoe misaotra anao ihany aho Andriamanitra fa tsy mba nahalala izany dada nibedy izany, ary nisy nahatsara ahy sy i mama ihany ny nandehanany!
Misaotra ianao hoe misy mahatsara anao sy mamanao ihany ny nandehanany ! Manasokajy ianao aloha : misy mahatsara. Dia misaotra.
Nataoko bold ilay hoe ihany satria toa midika hoe misy maharatsy azy koa (normal raha izay : tahaka ny ankabeazan'ny zavatra rehetra). Dia misaotra an'Andriamanitra ve ianao noho ireny maharatsy ny nandaozany ireny ?
Bon sao lasa miditra resaka perso be laotra ilay izy raha tohizako foana ilay fanotnaniana, fa ny taratra amin'izao aloha dia tsy mitombina ilay hoe "misaota amin'ny zavatra rehetra" sy ilay hoe "tsy manasokajy mihitsy fa dia misaotra foana foana" !
:-D :-D :-D
86. Rasiligaoma
(
18/07/2008 23:07)
pissoa:

mahagaga lasa mpitsimpona teny i Pissoa (tandremo fa fomban-dry zareo sekta io mpitsimpona io)
izao mantsy:
azoko nolazaina koa ange ny hoe (jereo ny ao ambony)
"Indraindray koa aho mitady azy ihany ary misy mahatsara azy ihany ny mba nisiany teo aminay"
mifameno amin'ilay voalazako hoe:
"misaotra aho satria nisy ihany izy niaraka tamin'i mamanay ka nanome ny tsirin'aina nanampy tamin'ny famoronana ahy"
87. pissoa
(
19/07/2008 18:24)
Izaho ve no mitsimpona sa ianao no manasokajy koa rehefa misaotra ! ;)
Lazainao fa amin'ny zavatra rehetra ianao no misaotra, tsy manasokajy sns ... nefa rehefa tena aleha any amin'ny fotony io tranga iray io ohatra dia hita fa amin'ilay nahatsara azy ihany no nolazainao fa hisaoranao an'Andriamanitra.
Ny nahatsara azy anie efa haiko fa hisaoranao an'Andriamanitra e. Fa ilay naharatsy azy no anontaniako anao hoe hisaoranao an'Andiramanitra koa ve sa tsia ?

88. Rasiligaoma
(
19/07/2008 18:30)
ny ahy izany raisiko amin;ny fijery optimiste fa tsy pessimiste raha izay ihany no hitiavanao azy ihany
misaotra ihany na izany ihany aza
misaotra ihany na izany ihany aza
89. pissoa
(
19/07/2008 19:05)
Tsy hoe izay hitiavako azy na tsia ka !
Fa miketrika be fotsiny aho hoe tena possible ve izany hoe misaotra amin'ny zavatra rehetra izany, tsy manasokajy hoe tahaka izao na tahaka izao fa dia misaotra an'Andriamanitra foana.
Raha sahy milaza ianao hoe misaotra an'Andriamanitra noho ny ratsy sy ny mafy noho ny nandaozany an'i Mamanao dia tsy afaka mamaly anao intsony aho amin'io resaka iray fa mety marina izany ny teninao hoe misaotra foana ianao na amin'ny inona na amin'ny inona fa tsy manasokajy !
Ilay hoe fijery optimista sy pessimista aloha dia efa manasokajy - ary tsy vitan'ny manasokajy fa manivana koa avy eo angamba :)

90. Rasiligaoma
(
20/07/2008 13:30)
ny ahy ry pissoa dia tsotra a.
ny zavatra rehetra misysy mitranga eto amin'ny fiainantsika dia ari-tanan'Andriamanitra avokoa, ary andriamanitra tsy manao zavatra ratsy izany:

Md Ignace de Loyola:http://www.bc.edu/bc_org/prs/stign/ignatian_spirit.html
The human person is created to praise, reverence, and serve God Our Lord, and by doing so, to save his or her soul.
All other things on the face of the earth are created for human beings in order to help them pursue the end for which they are created.
To do this, we need to make ourselves indifferent to all created things, provided the matter is subject to our free choice and there is no other prohibition.
91. prime
(
21/07/2008 10:57)
Rasiligaoma:... lasa "parole d'évangile" ny tenin-drakapy ny farany... hivavaka amin-drakapy ianao rehefa kelikely ry Rasily... :-D
Hoy i rakapy:
Prime> Ilay kabarinareo mihintsy no tsy mifanaraka @ ataonareo.Hitanareo daholo ity fehezan-teny tsara ao anaty baiboly ity nefa raha mba misy manana hevitra tsy mitovy ny heritreretinareo dia ny fitsarana fa ratsy na tsy mety no mandeha mialoha.
indrisy..marina io
92. Rasiligaoma
(
21/07/2008 13:29)
tsy parole d'evangile io fa tranga marina kosa e!
aza tapenana ny zava misy marina fa mainak aza io manampy handinihan-tena

93. prime
(
22/07/2008 10:02)
Tsy afaka hanaiky na hanamarina lainga aho Rasily a... ianao raha hanamarina toa io dia hazony ho anao... :-D :-D :-D
rasiligaoma:...Mba porofoy hoe azafady!!! hoe niara-niaina tamiko taiza na niara-naninona tamiko i rakapy no sahy mitompo teny fantatra milaza ho mahalala ny zavatra ataoko ka sahy mitsara hoe tsy mifanaraka ny kabary sy ny ataoko??? :)
tsy parole d'evangile io fa tranga marina kosa e!
rasiligaoma:... dia mandiniha tena tokoa ary fa sao tsy izaho loatra no tena manampina ny zava-misy marina ka sahy manamarina lainga etoana sy ato amin'ny serasera... :)
aza tapenana ny zava misy marina fa mainak aza io manampy handinihan-tena
94. ikaretsaka
(
22/07/2008 13:21)
tsetsatsetra kely
ahako koa de mahatsapa fa zavatra mitranga eto kosa io ry prime a, ary tsary misy resaka io hoe niara naninona sy naninona fa hita miharihary @ atao ato taoko yyy
tsary haiko hoe mitampona inona kosa ngaha ny maso raha tsary mahita an'io raha tsimponina aby ny porofo mety ho feno rasera!
Ilay kabarinareo mihintsy no tsy mifanaraka @ ataonareo.Hitanareo daholo ity fehezan-teny tsara ao anaty baiboly ity nefa raha mba misy manana hevitra tsy mitovy ny heritreretinareo dia ny fitsarana fa ratsy na tsy mety no mandeha mialoha.
ahako koa de mahatsapa fa zavatra mitranga eto kosa io ry prime a, ary tsary misy resaka io hoe niara naninona sy naninona fa hita miharihary @ atao ato taoko yyy
tsary haiko hoe mitampona inona kosa ngaha ny maso raha tsary mahita an'io raha tsimponina aby ny porofo mety ho feno rasera!
95. pissoa
(
22/07/2008 16:20)
Rasiligaoma:
ny ahy ry pissoa dia tsotra a.
ny zavatra rehetra misysy mitranga eto amin'ny fiainantsika dia ari-tanan'Andriamanitra avokoa, ary andriamanitra tsy manao zavatra ratsy izany:
:-D :-D :-D :-D :-D
Lasa arin-tananan'Andriamanitra daholo indray angaha ny zavatra rehetra e ? Fa angaha tsy mizara cartes fotsiny no ataony isaky ny manomboka ny lalao fa avy eo dia ianao no milalao azy !
Dia tena marina tokoa ve fa tsisy ratsy izany mihitsy eto an-tany !
Aleo aloha haka aina kely :-D :-D :-D
Ika : Jereijereo ao fa sao mitombina ho anao koa io teninao io :-D :-D :-D
97. ikaretsaka
(
22/07/2008 23:43)
amiko koa aloha dis isika no mamaritra ny tsara sy ny ratsy e.. fa ny zava boaharin'Atra sy ny derivee-ny rehetra dia tsara aby ary misy antony matoa nohariana!
tsy ny bady no ratsy fa ny olona mampiasa azy
tsy ny fankam-panahy na devoly no ratsy fa ny filavoana lefona eo anatrehany sy ny tsy fanoherana azy
tsy ny toaka sns no ratsy fa ny tsy fahaizanao mifehy ny tenanao

98. pissoa
(
23/07/2008 16:07)
Ika : sao dia tsy fantatrao akory ny niaingan'ilay resaka fa mijapy an-jambany fotsiny ! Tsy ny zava-boaary mihitsy no hiadiko hevitra amin'i Rasiligaoma hoe tsara sa ratsy :-D :-D :-D
Fijo : ny tenanao hoa jerena ! Sa tsy hitanao akory ny tenanao ? :-D :-D :-D

99. ikaretsaka
(
23/07/2008 16:22)
pissoa:
Ika : sao dia tsy fantatrao akory ny niaingan'ilay resaka fa mijapy an-jambany fotsiny ! Tsy ny zava-boaary mihitsy no hiadiko hevitra amin'i Rasiligaoma hoe tsara sa ratsy :-D :-D :-D
Fijo : ny tenanao hoa jerena ! Sa tsy hitanao akory ny tenanao ? :-D :-D :-D
le resaka tsara sy ratsy ro notsindriko kely ka.. hoe isika no tompo kevitra amin'izay tsara sy ratsy ..araka ny revintsika fa tsary de misy idiran'Atra amin'izany fa isika no manakilasy ambony ihany le hoe shefa tsara de Atra de shefa ratsy de devoly!
Do not lead us into temptation, just show us where it is, hoy ny blagin'ny zezoita!
fa mamaky le resak'i Rasily sy Dadany sns ahako de heo hoe aminao zany satria tsary nifanaraka t@ setraponao le hoe izy nilaozan'ny dadany de heo ratsy ?
100. pissoa
(
23/07/2008 16:46)
Izaho aloha toa tsy mbola niteny hoe ratsy (zavatra absolu be) ny nandaozan'ny dadany !
Zavatra precise kokoa noho ny nandaozan'ny dadany no resahiko :
bon - nandao ny dadany, ok. Misy zavatra tsara vokatr'izay, misy zavatra ratsy koa angamba (normal be raha mahita zavatra ratsy amin'izany ;) ). Ny fanontaniako dia hoe misaotra ve noho ireo ratsy ireo ?
Raha holazaina hoe optimiste be ka tsisy zavatra ratsy mihitsy ny vokatry ilay fandaozana dia tsisy koi fa haka ohatra hafa njay tsika ! :-D :-D :-D