Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
121. ikaretsaka
(
24/07/2008 19:36)
tsy haiko heo iza no manodikodina sy mi forcer olona hiodikodina eo
tsy manao mihitsy ahako hoe ratsy iny fa tsy accepten'ny saiko fotsiny...
le hoe ratsy mihitsy no relative amiko...
satria ny ratsy izany samy manana ny ratsiny araky ny hi accepten'ny sainy azy: ny "ratsy" aminao sy izaho fotsiny dia efa samihafa, dia ataoko fotsiny heo ny accepten'ny sainao sy ny accepte'ny saiko

122. pissoa
(
24/07/2008 19:47)
Hi hi hi -
Lazaina fa tsy manasokajy e, tsy misy ratsy sy tsara izany e ! Nefa avy eo miresaka hoe hanasokajiako ny tsara sy ny ratsy !
Manasokajy be hoe eken'ny saiko na tsia. Ary rehefa tsy eken'ny sain'i Ika ve dia misaotra koa i Ikaretsaka ?
Lazao ze marina moa e ! Izaho koa izao vao maika tena lasa liana be hoe tsara ve ny Andriamanitra inoan'ny zezoita, ary ny zezoita rehetra ve no sahy milaza izay inoany !
Toa efa nataoko mazava be hoe @ izay heverin'i Ika hoe ratsy, na izay tsy accepter-n'ny sain'i Ika no anontaniako an'i Ika fa tsy misy miresaka izay heverin'i pissoa na iza intsony. Izany hoe efa i Ika no repere ;)
:-D :-D :-D :-D :-D
Ikaretsaka:
tsy manao mihitsy ahako hoe ratsy iny fa tsy accepten'ny saiko fotsiny...
Ikaretsaka:
ny tanjoko dia ny miezaka mijery ilay signe hoe inona no hevitra ambadik'iny tranga iny, alohan'ny hanasokajiako ny tsara sy ratsy!
Lazaina fa tsy manasokajy e, tsy misy ratsy sy tsara izany e ! Nefa avy eo miresaka hoe hanasokajiako ny tsara sy ny ratsy !
Manasokajy be hoe eken'ny saiko na tsia. Ary rehefa tsy eken'ny sain'i Ika ve dia misaotra koa i Ikaretsaka ?
Lazao ze marina moa e ! Izaho koa izao vao maika tena lasa liana be hoe tsara ve ny Andriamanitra inoan'ny zezoita, ary ny zezoita rehetra ve no sahy milaza izay inoany !
Ikaretsaka:
satria ny ratsy izany samy manana ny ratsiny araky ny hi accepten'ny sainy azy: ny "ratsy" aminao sy izaho fotsiny dia efa samihafa, dia ataoko fotsiny heo ny accepten'ny sainao sy ny accepte'ny saiko
Toa efa nataoko mazava be hoe @ izay heverin'i Ika hoe ratsy, na izay tsy accepter-n'ny sain'i Ika no anontaniako an'i Ika fa tsy misy miresaka izay heverin'i pissoa na iza intsony. Izany hoe efa i Ika no repere ;)
:-D :-D :-D :-D :-D
123. fijo
(
24/07/2008 20:42)
hoy ika:"tsary valy boraingina iznay fa zavatra tsy azo faritana no ataonao sy forcenao ho faritako ko "izao ngah aialahy vao mahatsapa izany???
124. pissoa
(
24/07/2008 20:55)
Fijo : aza dia maika manoratra fotsiny fa manjary manoratsora-poana ka hihomehezan'i pissoa fotsiny !
Raha tsy hitan'i Fijo indray dia
dia avy eo i ikaretsaka indray no milaza hoe
:-D :-D :-D :-D :-D
Raha tsy hitan'i Fijo indray dia
ikaretsaka:
farito Andriamanitra
dia avy eo i ikaretsaka indray no milaza hoe
Ikaretsaka:
zavatra tsy azo faritana no ataonao sy forcenao ho faritako ko
:-D :-D :-D :-D :-D
125. ikaretsaka
(
24/07/2008 21:21)
zavatra itay mitranga ary ity:
lasa ohatran'ny miha mihidy iznay ny capacite de comprehension an'i pissoa (azafady)
tsy ratsy izany na tsara no hanasokajiako izany izay fa fijeriko an..de hisaorako an'Atra ny fahatsapako izany sy namelanao ahy hahatsapa izany eo aminao... raha tsy ekenao izany de dia isaorako an'Atra fa nomena olona be marenina sy stubborn sy intelligente mafy loha aho nanazavako izany fijeriko izany... raha nahafaly na nahatezitra anao dia isaorako an'Atra fa nisy effets taminao izany le izy....
ny fitenenana miendrika fanontaniana hoe tsara sy ratsy andriamanitra dia famaritana azy ko 1 aloha izay.. dia asainao mamaritra aho dia nolazaiko ianao hoe you first mamaritra azy dia raha vitanao dia arahaba soa arahaba tsara dia ndeha fa lalana!

126. pissoa
(
24/07/2008 21:49)
Aza mampihomehy ry Ika a !
1 - Izaho aloha averiko foana fa tsy manery hoe izay tsara amin'ny fijeriko dia tsara aminao, na izay ratsy amiko dia ratsy aminao ! Tsy manery aho hoe tsy maitsy hitovy ny fomba fijerintsika. Noho izany, heveriko fa tsy ny capacite de comprehension an'i Pissoa no nihidy fa ny olona sasany no tsy honest amin'ny valin-teniny !
2 - Izaho tsy namorona amin'ilay hoe tsy honest an - fa ianao no nilaza hoe hanasokajianao ny ratsy sy tsara ! Arakarao eo ny valin-teninao ;)
3 - Samy hafa ny definition sy ny qualificatif ! Sao sendra tsy hainao ny teny gasy. Izaho aloha tsy menatra ny miteny hoe Amiko, Andriamanitra tsara ny Andriamanitra inoako ! Izy Andriamanitra raha teo efa nilaza fa Tsara Izy. Tsy manery an'iza hino an'io aho, fa izay no inoako. Dia ahoana amin'izay ry Ika, tsara ve ny Andriamanitra inoanao ?

127. ikaretsaka
(
24/07/2008 22:14)
ka izay ange ny point ko fa avadibadikao e...
1) tsy misy izany tsara sy ratsy izany attribue-na amin'Atra.. isika no mi stereotype ny tsara sy ny ratsy araka ny fihevintsika sy fihevitra nasisika tao amintsika
2) fanomezan'Atra ny zavatra rehetra, na ny takatry ny saina na tsy ny takatra , na ny ekena na tsy ekena de izay iny... izay no isaorana azy fa tsy hoe tsara ve sa ratsy!

128. pissoa
(
24/07/2008 22:27)
Sao i Ika ihany no mamadibadika eo. En tout cas tsy izaho aloha no miovaova hevitra eo hoe tsisy tsara sy ratsy nefa manasokajy tsara sy ratsy ihany kay !
Ary angaha lasa fanomezan'Andriamanitra daholo fotsiny indray ny zavatra rehetra ? Aiza indray ny fandraisana anjaran'ny olona ? Na eken'ny saina na tsy eken'ny saina dia avy amin'Andriamanitra ka misaotra ?

129. ikaretsaka
(
24/07/2008 22:34)
ny fanontanianao ange de heo 1)tsara ve sa ratsy andriamanitra e
dia 2) nohon'ny maha tsara na maha ratsy azy ve no hisaorana azy na tsia?
de ny namaliako azy dia hoe Andriamanitra dia Andriamanitra foana ary ny tsara sy ny ratsy dia relatif sy fisainan'olombelona....araka ny faneken'ny sain-draolombelona ny zavatra mitranga aminy....
ka tsy azo hamaritana zavatra tsy voafaritra toa an'Atra
donko tsy nohon'ny maha tsara Azy na maha ratsy Azy no isaorana na tsia an'Andriamanitra fa nohon'ny maha Andriamanitra azy!
mbola mihodikodina ve sa ianao mihitsy no mihodina?

130. pissoa
(
24/07/2008 22:43)
Ika:
ny fanontanianao ange de heo 1)tsara ve sa ratsy andriamanitra e
dia 2) nohon'ny maha tsara na maha ratsy azy ve no hisaorana azy na tsia?
Toa tsy nametraka io fanontaniana faharoa lazainao io aho ka !
Ny fahitanao ny zavatra ety mitranga no nataoko repere fa tsy Andriamanitra mihitsy amin'ny resaka fisaorana. Ianao milaza hoe tsisy izany tsara sy ratsy izany fotsiny no nanontaniako anao hoe tsara ve Andriamanitra
:-D :-D :-D
131. ikaretsaka
(
24/07/2008 22:52)
ok .. fa ny point ko moba io sujet ko rehetra io izany de io e... au lieu de mifampi accuse eto sika dahy :-*
p'iss ou and laovy amin'izay e :-D
p'iss ou and laovy amin'izay e :-D
132. prime
(
25/07/2008 12:01)
ika:... Ka ilay Mpiandry sy Pasitera angaha hitan\'ika maso hoe tsy niteny sy tsy nananatra ireo zanany sa indrindra koa nampirisika azy hanao izany nefa eny ambony polipitra hafa ny ambara??? aza maika ny hitsara ra-ika a... tsy fantatrao izay tena nisy marina... ary hitako hoe i pissoa aza mivelatra ny fijeriny mandinika lavitra kokoa ny nety ho zava-nisy nefa tsy manala ny andraikitra goavan\'ireto Ray aman-dReny...
prime> jereo fotsiny le resaka pasitera sy mpiandry sy ny zanany mangalatra atsy ambadika atsy e..ny atao hampivavaka olona
nefa ny zanaky ny tena aza mangalatra..1 iny
Ny azo ampitahaina angamba (angamba hoy aho) amin\'ny tianao ambara dia ireo mpitondra fivavahana mihitsy izay manao ilay \"actes\"... amin\'io dia betsaka ihany tokoa fa saingy tsy Mpiandry sy Pasitera sy Diakona ihany fa na ny Diakra sy Pretra sy ny Eveka koa aza... ka aza maika ny hitsara e... hoe ny ambaraNAREO sy ny ataoNAREO... raha masina tanteraka avokoa isika dia efa tsy eto an-tany...
ika:... iza no miteny hoe ratsy ny antokom-pinoan\'i anona sy anona... (ohatry ny resaka an-tsena koa anie ny an\'i ika izany e... ka hifampifosa no atao ato e)
ny resaka fianarana ary, ratsy ny atokom-pinoan\'i ranoan sy anona...kinanjo ny zanaka alefa mianatra any.. 2 izay
Izaho dia anisan\'ny nilaza (ao anatin\'io lohahevitra io ihany) fa anisan\'ny tsara ny sekoly katolika matoa maro ny olona no mandefa ny zanany any... ka inona ny olana??? tsy mahafaly aza ve ny mahaino izany??? sa tianao hiteny ny olona rehetra ato amin\'ny serasera hoe tsy misy afatsy ny sekoly katolika ihany no tsara ary izy no tsara indrindra noho izany tsara ny EKAR... raha izany no andrasanao dia mahereza... :)
ika:... ka iza tokoa moa no hahasakana izay fangatahan\'ny tsirairay???
resaka mangataha de nomena ao ambadika ao, raha nangataka ny hahafaty an\'i prime aho ve satria amiko ohatra ratsy i prime ka tsy nahazo izay nangatahiko..... 3 izay...
Ary ny zanak\'Andriamanitra marina ve maniry ratsy ho an\'ny namany??? mihevera tena ra-ika...
Ny lohahevitra izay nentiko mikasika ny fiainam-pinoan\'ny mpino dia mampianatra azy isan\'ambaratongany, izay no fotokevitra ao anatin\'io lohahevitra io fa tsy resaka mitory zavatra hafa nefa manao zavatra hafa...
Ianao izany anie izao no manao zavatra hafa mifanohitra amin\'ny finoanao e... hoe i Ikaretsaka ry havana dia zezoita nefa izy afaka mangataka ratsy ho an\'i prime (ratsy) izay protestanta... sa izany moa no foto-pinoana zezoita??? izaho anie na heverina ho ratsy aza dia mendrika ahy izany ra-ika e, satria izaho mbola mitafy nofo ihany koa, mbola tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe izaho ry zareo dia marina tanteraka, tsara, masina tanteraka... fa raha ilay inoako kosa dia sady marina tanteraka no masina no sady tsara tena tsara... ny anarany aza moa dia hoe AMENA dia AMENA...
ika:... tena mitady hiteny aho ra-ika hoe, sao harary fo eo ianao satria hay ianao miserasera etoana io izany feno alahelo sy hatezerana sy mivonona mialoha ny hanamafy fo fa tsy mihevitra mihitsy hoe mety hisy zavatra tsara avy amin\'ny hafa...
resaka sabata sy alahady moa de efa wawawa be
Ka maninona ny miresaka sabata sy alahady? misy tsy mahamety izany ve? sa hoe mody hoe ny sabata no izy nefa manaja alahady sa ny mifanohitra amin\'izany??? inona marina no olanao ra-ika?
Rehefa tena zohina ny tianao ambara dia fitanisana alahelo sy izay tsy zakanao satria hitanao angamba fa tsy mitovy hevitra aminao avokoa ny olona rehetra no tena fototr\'ilay hoe : \"ambaraNAREO sy ataoNAREO\"... fa TSY MISY POROFO NA DIA IRAY AZA...
Vao ny anao izay fa ny an\'i Rasiligaoma sy Rakapy inoako fa tsy dia lavitra izany ihany koa satria tsy misy POROFO...
ikaretsaka:... :)
de aiza ny vavolombelona mandainga sy ny manao masobe tsy mahita
133. ikaretsaka
(
25/07/2008 14:37)
ny ahako ry prime nty resultat no hijereko ny asan'olona iray fa tsy ny fitatatany hoe za annao an zatsy sy zaroa a, izay no mahatonga anahy tsary de mino loatra ity fijoroana vavolombelona ataonareo ity
tsy hitako maso izy fa ny nataon'ny zanany kosa hjita mibaribary... izay no resultat hita mivaingana hahitana conclusion
. Ka ilay Mpiandry sy Pasitera angaha hitan'ika maso hoe tsy niteny sy tsy nananatra ireo zanany sa indrindra koa nampirisika azy hanao izany nefa eny ambony polipitra hafa ny ambara??? aza maika ny hitsara ra-ika a... tsy fantatrao izay tena nisy marina... ary hitako hoe i pissoa aza mivelatra ny fijeriny mandinika lavitra kokoa ny nety ho zava-nisy nefa tsy manala ny andraikitra goavan'ireto Ray aman-dReny...
tsy hitako maso izy fa ny nataon'ny zanany kosa hjita mibaribary... izay no resultat hita mivaingana hahitana conclusion
134. pissoa
(
25/07/2008 17:57)
ikaretsaka:
ok .. fa ny point ko moba io sujet ko rehetra io izany de io e... au lieu de mifampi accuse eto sika dahy :-*
p'iss ou and laovy amin'izay e :-D
Tsisy kwa ! Ny point-ko indray dia hoe tsy honety ny valin-teninareo. Ary fantatrao angamba hoe izany no mahatonga anareo mihodikodina mamaly fanontaniana ! Laozana manao ze de mot hoe tsisy tsara sy ratsy izany, fa izaho mahazo antoka hoe matoa mbola mampiasa ireo teny ireo ianao, dia satria misy tokoa izany tsara sy ratsy araka ny hevitrao (na ny famaritanao na izay tianao hiantsoa azy ... fa ianao no repere). Ny farany moa dia tsy sahy milaza akory ianao raha heverinao hoe tsara na tsia ny Andriamanitra inoanao (Efa ny hevitrao Aminy no anontaniana fa tsy zavatra absolu hoe tsy maitsy inoan'i Fijo tsy mpino izay holazainao !!!).
Ikaretsaka:
tsy hitako maso izy fa ny nataon'ny zanany kosa hjita mibaribary... izay no resultat hita mivaingana hahitana conclusion
Mety ho azonay atao izany hoe mamohehatra ny zezoita ? Zahay mantsy tsy tena mahalala izay fitaizana atolotra anareo na fifampitaizanareo ao fa ny ataon'i Ika eto amin'ny forum no hitanay ! ary eken'ny sain'i Ikaretsaka angamba fa tsy tonga lafatra akory ianao eto !
Mahagaga ahy koa fa neveriko hoe manadihady aloha anie no tena fanaon'i Ika e ! Eto sahady dia efa manohitra ny tena ... Tsy manadihady akory fa tonga dia mitsara am-bolony hoe ny nataon'ny zanany no hitanay donc ...
Aoka re a !
Tapitra koa zany ny fandraisako anjara eto.
:-D :-D :-D :-D :-D
135. fijo
(
25/07/2008 20:21)
isika ry prime samy tsy nahita izay zavatara nisy tany,fa ny itantsika dia izao.nisy zanaka mpiandry nangalatra,nefa ny asan'ny mpiandry dia ny mampahafantatra ny olona hoe ratsy izany.
io vokany io no hilazana fa tsy nampiasainy tao an tranony ilay toriteniny.varian anizara taminn'y hafa izy,dia nanadino ny tao an trano
io vokany io no hilazana fa tsy nampiasainy tao an tranony ilay toriteniny.varian anizara taminn'y hafa izy,dia nanadino ny tao an trano
136. ikaretsaka
(
25/07/2008 21:53)
raha manana porofo ianao hitampoko hitam-pirenena hoe nisy zezoita nangalatra na nisy jezoita na zanaka nana o izao ka izao no vokany ... ka ny tsy azoazonao no betsaka nohon'ny azoazonao dia ento!
137. pissoa
(
26/07/2008 09:22)
:-D :-D :-D :-D :-D
Fa rehefa ny zanak'olona moa ry Ika dia ny zavatra iray fantatrao aminy ihany dia ampy anao hitsaratsarana fa tsy mila manadihady akory ianao !
Fa rehefa ny zezoita dia isaina aloha hoe betsaka kokoa sns !
Tsssss, jereo ny forum hoa fa efa misy porofo mivaingana ny zezoita ao :-D :-D :-D

138. ikaretsaka
(
26/07/2008 15:11)
ny tsy azoko @ io raha io de le fialana pas rapide.. fialana rensponsabilite an'ilay olona tokony ho responsable
fa le heo le zaza io e, tsy zaza io e... sitrapony nenazy e.... tsy responsabilite an'ilay rar izany e ..zao io eee
ny pretra pedo izao ohatra: nga niala ry zampol sy lebeno fa mainka ary nandray andraikitra niteny hoe azafady fa nisy erreur de nampiseho ny maha responsable azy n itady vahaolana sy mi reparer an'iny aza ny natao... toy ny fanalana sy fampiatoana ireo pretra ireo t@ asany, ny nandoavana onitra sns, satria zanaka sy olon'ny fiangonany no nanao azy ...responsabilite-ny izany
fa raha vao hoe pasitera nanenjan-tanana tampin'ny mpivavaka sy manao didiko fe lehibe
na zanaka mpiandry mangalatra dia ...euh.. tsy mbo zahay tsy mbo zahay sady miala andraikitra be mihitsy ireo tokony ho responsable
sao de le olona tokony ho responsable any mihitsy ary no tsy milamina

139. fijo
(
26/07/2008 20:35)
izay mihintsy.andraikitry ny fiangonana ny mpitandriny.fa tsy hoe rehefa hampiditra ny anjara latsakemoka dia anay ianareo,fa rehefa maningana de anareo irery izany fa tana any.