Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI

61. pissoa ( 11/07/2008 22:12)
:-D :-D :-D :-D :-D

Ahoana izany tampona ny daomy amin'ny real life ? Mety ve raha mba omenao ohatra mivaingana ...
62. rakapy ( 11/07/2008 22:17)
Tampina ny daomy rehefa makany am-piangonana ny olona ka mangataka @ A/tra indray hoe omeo karatra indray o!O! :-D :-D :-D
63. fijo ( 11/07/2008 22:38)
hoy ny voalohany:"satria amin'izoa isika miteny izao dia tsy nisy mbola nahita ny "olom-boavonjy" na iray aza fa ny olona "mihevitra ny tenany ho voavonjy" no bobaka."

ary ny valiny koa tsy ratsy:"Sandoka sy mpandainga daholo izany ireny milaza fa nahita an'i Maria Renin'i Jesosy ireny satria azo antoka fa voavonjy i Maria "

kay kay kay samy marina be izy roa ireo ka iza no metrimety koakoa amin'ny saintsika???????
64. Rasiligaoma ( 11/07/2008 23:02)
fijo:

hoy ny voalohany:"satria amin'izoa isika miteny izao dia tsy nisy mbola nahita ny "olom-boavonjy" na iray aza fa ny olona "mihevitra ny tenany ho voavonjy" no bobaka."

ary ny valiny koa tsy ratsy:"Sandoka sy mpandainga daholo izany ireny milaza fa nahita an'i Maria Renin'i Jesosy ireny satria azo antoka fa voavonjy i Maria "

ny tiako lazaina amin'io ra fijo dia hoe: ankoatran'ireo olom-boavonjy maromaro izay efa voasoratra hoe voavonjy: isan'izany i maria ho an'ny mpino, satria efa voasoratra izy ary inoan'ny mpino kristianina rehetra fa "feno hasoavana"
tsy mbola nisy nahita olona hafa nanao ilay theorie hoe nino an'i jesosy izy dia voavonjy, niverina ka nilaza sy nampandre antsika hoe voavonjy izy mantsy!
65. pissoa ( 11/07/2008 23:05)
hi hi hi - efa nazavain'i rasiligaoma io teo fa tsy itan'i fijo njay ngamba :-D :-D :-D
66. rakaroka ( 12/07/2008 21:29)
Misy fanamarihana tsotra ataoko ity:
Tery ambony aho nandray anjara fitenenana : tsy hamaly an'i Pissoa mihitsy no antony fa "synthèse" tsotra @ tiako horesahina manoloana ny "sujet"no napetrako.Fa mety misy fifandrifin-javatra t@ resak'i Pissoa fotsiny.
Heu....personnellemnt manana "estime" betsaka an'i Pissoa mihitsy aho amin'ny zavatra "maaaaaro".
Fa ny tian-ko ho lazaina fotsiny dia Atra tsy namorona "antsika ho "automate"
hanarak'efa izay nampianarina na nibeazana loatra , fa ambonin'izany ny fahaizana misaina, hihetsika mifanandrify amin'ny ilana ny fisiantsika: misy fotoan'andro noana ny olona dia mofo sy hazan-drano koa no nafahana fa tsy ny tenin'ny soratra ihany!
ary te hametraka izay "valeur" ny maha-olona izay aho.
En faite samy manana ny maha-izy azy ny tsi1/1 ary samy iriana indrindra hoa soa sy tanteraka amin'ny maha-izy azy izany.
Misy andraikitry ny RAR ny fhm ny eglizy sns... fa "ZAVA-DEHIBE" indrindra
ilay "maha-izy azy satria cela fait partie de la création.
'ngamba ny todiky ny fiainana , tahaka an'i Dada ao an-trano, tsy hoe 'ndeha hisaotra azy ve sa hiandry azy fa mieritreritra sy miatrika indrindra ny "andraikitro" satria ny "Azy Azy!. Ny ahy no ambenako 'ndrao tsy vita tsara!
67. Rasiligaoma ( 14/07/2008 20:08)
rakaroka:

mitovy hevitra
68. prime ( 15/07/2008 09:47)
rakapy:
Tsy resaka fahalalana ny tsara sy ny ratsy no lohahevitra eto fa ny hoe @ mpino xana dia sokajin\'izy ireo fa avy @ jesosy ny tranga iray raha toa ka metimety @ sainy sy ny fiheritreretany fa raha tsy mifanaraka @ sainy sy ny heritreriny kosa dia sokajiana ho asan\'ny devoly.Izay ilay mahatsikaiky
... diso tanteraka ny filazana fa izay avy amin\'i Jesosy dia tsara avokoa... izay ilay \"affirmation gratuite\" efa resahako foana... lasa mahay mitsara sy mahafantatra lavitra ny fiainana kristiana ny tsy mpino an\'i Kristy...

Hoy indrindra ny tenin\'Andriamanitra amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Fa hoy izy taminy: Tahaka ny tenin\'ny anankiray amin\'ny vehivavy adala ny teninao. Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin\'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin\'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin\'ny molony Joba.\" Joba 2:10
rakapy:
Raha ny fahalalana ny ratsy sy tsara indray dia tsy voatery ho mpino ianao vao mahafantatra izay. Maro ireo foko madinika eran\'izao tontolo izao, izay mbola tsy naheno na indray mandeha aza ny anaran\'i jesosy nefa dia manana fahendrena lavitra noho ireo izay mitonotena fa Xana.
... ka tsy nisy niteny anie na dia kely aza hoe ny kristiana no tena manam-pahendrena na koa hoe ny kristiana irery no hendry sns e... mba vakio tsara aloha izay voasoratra fa na izaho aza niteny hoe ny olona rehetra tsotra fotsiny, tsy misy resaka finoana dia efa natao hahalala ny tsara sy ny ratsy...
rasiligaoma:
tsy hoe rehefa mifanaraka amin\'ny heritreritrareo akory dia hoe tsara izany aminareo dia Jesosy dia rehefa tsy mifanaraka amin\'ny eritreritrareo na ratsy izany aminareo dia devoly izay!
... nisy niteny izany ambaranao izany ve sa fomba fijery sy fitsarana araka ny fihevitrareo azy fotsiny? iza na taiza no niteny hoe rehefa mety amin\'ny eritreritro sy tsara dia Jesosy dia rehefa tsy mety amin\'ny eritreritro sy ratsy dia devoly??? tsy tianareo hoy aho ny tsarain\'ny tenin\'Andriamanitran nefa haingana mihitsy ianareo mitsara sy milaza izay tsy nisy nanambara akory...
rasily:
fa mihevitra ny tenanareo ho iza loatra kay ianareo no mahay mamantatra izany sahady?
... iza tokoa moa \"tenanay\"?
rasily:
izay ilay mahatsikaiky sady mahamenatra tokoa mihitsy! ary Kristianina aho milaza aminao:lasa tsy ny \"hotanteraka anie ny sitraponao ry tompo \" no ataonareo manko eto fa \"ny sitrapon-draolombelona aloha\" (aleo aloha raolombelona hanasokajy izay metimety amin\'ny sainy fa veloma kely ianao andriamanitra, vita ny fanasokajiana dia mihetsika amin\'izay ianao randriamanitra sy radevoly!!)
Mahamenatra!
... izany tokoa moa izy io ô? :)
69. pissoa ( 15/07/2008 16:09)
:-D :-D :-D :-D :-D

Hi hi hi - mampime fa lasa ataon'ny tsy mpino sasantsasany hoe an'ny mpino na ny kristianina ny heviny sy ny fahitany ! Tssssss
70. Rasiligaoma ( 15/07/2008 20:01)
prime> f'hita fa izany no anaoovanareo ilay andriamanitra koa, nareo aloha no manasokajy araka izay mety amin'ny sainareo dia izay izy vao miditra an-tsehatra arak'izay itiavanareo ampidirana azy.

ny zavatra afitsokareo ato no ahitako io observation io fa tsy hoe inona akory
71. fijo ( 15/07/2008 20:58)
ka izay itanay no lazainay fa anjaranareo no manova izany ,raha tianareo ny ahitanay azy amin'ny fomba hafa.
72. rakapy ( 16/07/2008 03:43)
Prime> Ilay kabarinareo mihintsy no tsy mifanaraka @ ataonareo.Hitanareo daholo ity fehezan-teny tsara ao anaty baiboly ity nefa raha mba misy manana hevitra tsy mitovy ny heritreretinareo dia ny fitsarana fa ratsy na tsy mety no mandeha mialoha. Raha ho lazaiko aminao izao fa i Jesosy sy i dadabenoely dia mitovy! samy resaka entina handemena ny sain'olombelona avokoa.Ny iray hoan'ny ankizy ,ny iray hoan'ny olon-dehibe. Dia ahoana no hitsaranareo ahy?
73. prime ( 16/07/2008 08:18)
rakapy> vakio tsara aloha izay voambara fa manjary ianao ihany no mitsara ny tenanao sy ny nambaranao...

Samy manana ny fomba fanambarany ny heviny ny kristiana etoana, ary ianao aza mino aho fa manaiky izany... fa tsy mbola nisy teto na dia iray aza miteny hoe "ny ambarako irery no marina" na koa hoe "izay ambaranareo dia tsy ekeko ary tsy mitovy amin'ny eritreritro dia noho izany dia ratsy"... aoka kosa e... aza manendrikendrika na milaza mihoatra noho izay tokony holazaina...

rakapy:
Raha ho lazaiko aminao izao fa i Jesosy sy i dadabenoely dia mitovy! samy resaka entina handemena ny sain'olombelona avokoa.Ny iray hoan'ny ankizy ,ny iray hoan'ny olon-dehibe. Dia ahoana no hitsaranareo ahy?
... dia izay no finoanao ka inona moa ny olana amin'izany? sa tsy maintsy "tsaraina" ny hevitrao??? :-D

Aza mamorona rey olona a...

Ny tena zava-misy matetika dia rehefa ambara ny tenin'Andriamanitra mikasika lohahevitra iray dia mizara ny fomba fijery, misy ny tonga dia mino ara-bakiteny "inconditionnel", misy ny mino fa mandinika tsara aloha, misy ny tsy mino saingy misalasala ihany hoe misy fahamarinany ny voalazan'ny tenin'Andriamanitra na koa hoe tsy izay voalazan'io lazaina ho tenin'Andriamanitra io ihany no azo inoana, misy ny tsy mino tsotra izao fa dia mametraka hoe, Andriamanitra lazaina niteny izany aza tsy misy akory... dia samy manambara ny heviny sy ny finoany ny tsirairay, ka inona no mahagaga anao amin'izany? ny harena lehibe tovozina amin'ny sera2 toa itony anie dia izay tsy fitoavian-kevitra izay mihitsy ka mba ivelaran'ny hevitra rehetra e...

Ny kristiana angaha manery anao hoe ny azy ihany no marina??? ny kristiana dia mametraka fa izay nampianarin'i Kristy ihany no marina fa tsy hoe "izay hevitro no marina"... tena samy hafa mihitsy izany...
74. Rasiligaoma ( 16/07/2008 15:48)
rakapy:

Prime> Ilay kabarinareo mihintsy no tsy mifanaraka @ ataonareo.Hitanareo daholo ity fehezan-teny tsara ao anaty baiboly ity nefa raha mba misy manana hevitra tsy mitovy ny heritreretinareo dia ny fitsarana fa ratsy na tsy mety no mandeha mialoha.

indrisy..marina io

75. prime ( 17/07/2008 13:01)
76. fijo ( 17/07/2008 20:23)
io aloha fa nisy nanamarina le resaka,fa mba valio le resak'i rakapy momba an'andriamanitra sy dadabenoely fa za moa efa vizana mamerimberina azy io.
77. pissoa ( 18/07/2008 17:19)
fijo:

ka izay itanay no lazainay fa anjaranareo no manova izany ,raha tianareo ny ahitanay azy amin'ny fomba hafa.

Misy ny olona jamba ... dia misy koa ny mody jamba ka :-D :-D :-D :-D :-D
78. pissoa ( 18/07/2008 17:19)
Rasiligaoma:

prime> f'hita fa izany no anaoovanareo ilay andriamanitra koa, nareo aloha no manasokajy araka izay mety amin'ny sainareo dia izay izy vao miditra an-tsehatra arak'izay itiavanareo ampidirana azy.

ny zavatra afitsokareo ato no ahitako io observation io fa tsy hoe inona akory

Ilay fanontaniako tamin'i Rasiligaoma aloha tsy nomen'i Rasiligaoma valiny mazava mihitsy amin'ilay hoe rahoviana ianao no misaotra an'Andriamanitra ! Midika zavatra lehibe izay :wink:
79. Rasiligaoma ( 18/07/2008 18:19)
amin'ny zavatra rehetra hoy aho, fa tsy manasokajy avy hatrany
80. pissoa ( 18/07/2008 18:37)
Oops ! Toa tsy hoe amin'ny zavatra rehetra no nolazainao ao ambony ao

Rasiligaoma:
misaotra ny mpizara carte aho hoe misaotra fa izaho amin'izay no manao ny appel eo sy mampiady ny vato an-tanako

Rasiligaoma:
rehefa tampona ny daomy dia miverina indray ny lalao...
io ilay hoe 2 eme chance e

Fa ndeha ary ataontsika hoe amin'ny zavatra rehetra : tena izany tokoa ve ?

Efa maty ray na reny ve i Rasiligaoma ? Dia miteny ve ohatra hoe Misaotra Anao Andriamanitra fa maty ny reniko ? Na efa maty zanaka ve ... dia niteny ve hoe Misaotra Anao Andriamanitra fa maty ny zanako ?

Ohatra misy namana tratran'ny lozam-pifamohizohizana ... tapaka ny tanany ! Misaotra an'Andriamanitra ve ianao noho ny fahatapahan'ny tanan'ilay namanao ?

:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0832