Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
41. pissoa
(
11/07/2008 17:04)
Rasiligaoma:
y fahitana ny maria indray resaka hafa.. ary marina io an-drakapy io ka izay indrindra no hanadihadiana ny maha authentique azy ireny!
fa miverina amin'ilay resaka fanasokajiana isika : ny devoly sy tsy devoly sy ny voavonjy sy ny tsy voavonjy sy ny jesoa sy tsy jesoa!
rehefa dinihina anie izany dia ireo milaza azy ho mpino (zaho mpino fa izaho tsy anisany an) no mamaritra araka izay tiany sy metimety aminy ny hoe ity no izao sy izao araka izay eritreretiny fa tsy Andriamanitra akory e!! dia terena hanaraka an'iny fotsiny Andriamanitra sy i Satana, na possible hoe mifamadika tanteraka amin'iny eritreretiny iny aza no tokony ho izy!
Amiko manokana, na dia tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly aza - na tsy misy soratra be eny amin'ny habakabaka - dia afaka mafahatantra izay avy amin'Andriamanitra isika amin'ny tranga maro ! Mety hoe tsy amin'ny tranga rehetra.
Raha tena tsy mahafantatra mihitsy isika hoe tena nandray anjara tokoa Andriamanitra tamin'ny zavatra iray mitranga amin'ny fiainantsika, na tena avy amin'Andriamanitra tokoa ny zavatra iray dia tsy hitako izay antony hisaorantsika Azy isan'andro. Ny misaotra olona tsy nanao na inona na inona izany anie karazana fanesoana indraindray e. Tsy resaka Mugabe no resahiko fa resaka ankapobeny.
Ity resa-be fanasokajiana black and white eto amin'ny forum ity, ny fahitako azy dia tsy ny Kristianina akory no tena manao azy na mivoy azy ;)
42. badboy
(
11/07/2008 17:05)
Efa Mugabe no miteny ary fa Atra no naha mbola teo azy ka tsy tokony ho faly ve ny mpino @ zany hoe mba misy filoha manaiky fa Atra no nametraka azy teo!!
Tokony handefa "délégué" any aza no ataon'ny mpino mba hanamafy ilay kozy!!
Io zao okazy bonne be hanaparitahana ny hoe avy any ambony ny fahefana, tsisy manao! Mba miandry ihany za fa eh eh eh!
Dia aleo raisiko ny andraikitra! Io otran'i Betancourt nilaza hoe Atra no nanafaka azy! De eto Président mihitsy no miteny hoe Atra no nametraka azy teo! Tsy hitako izay mahasamy hafa an'ireo satria samy manaiky ny herin'Atra! ;-) ;-) ;-)

44. badboy
(
11/07/2008 17:09)

46. Rasiligaoma
(
11/07/2008 17:20)
pissoa:
y fahitana ny maria indray resaka hafa.. ary marina io an-drakapy io ka izay indrindra no hanadihadiana ny maha authentique azy ireny!
fa miverina amin'ilay resaka fanasokajiana isika : ny devoly sy tsy devoly sy ny voavonjy sy ny tsy voavonjy sy ny jesoa sy tsy jesoa!
rehefa dinihina anie izany dia ireo milaza azy ho mpino (zaho mpino fa izaho tsy anisany an) no mamaritra araka izay tiany sy metimety aminy ny hoe ity no izao sy izao araka izay eritreretiny fa tsy Andriamanitra akory e!! dia terena hanaraka an'iny fotsiny Andriamanitra sy i Satana, na possible hoe mifamadika tanteraka amin'iny eritreretiny iny aza no tokony ho izy!
Amiko manokana, na dia tsy voasoratra ao amin'ny Baiboly aza - na tsy misy soratra be eny amin'ny habakabaka - dia afaka mafahatantra izay avy amin'Andriamanitra isika amin'ny tranga maro ! Mety hoe tsy amin'ny tranga rehetra.
Raha tena tsy mahafantatra mihitsy isika hoe tena nandray anjara tokoa Andriamanitra tamin'ny zavatra iray mitranga amin'ny fiainantsika, na tena avy amin'Andriamanitra tokoa ny zavatra iray dia tsy hitako izay antony hisaorantsika Azy isan'andro. Ny misaotra olona tsy nanao na inona na inona izany anie karazana fanesoana indraindray e. Tsy resaka Mugabe no resahiko fa resaka ankapobeny.
Ity resa-be fanasokajiana black and white eto amin'ny forum ity, ny fahitako azy dia tsy ny Kristianina akory no tena manao azy na mivoy azy ;)
mitovy fijery, afa tsy ilay eo amin'ny hoe rehefa metimety amin'ilay olona ny donne dia izay izy vao misaotra, dia rehefa tsy metimety aminy dia na mody fanina na mi condamne
47. pissoa
(
11/07/2008 17:52)
:-D :-D :-D
Izaho tsy niteny hoe rehefa metimety vao misaotra ka !
Misy roa ny hevitra azoko tamin'ny nolazain'i Rasiligaoma :
Ny iray hoe ahoana no hahafantarana azy ka hahafahana milaza hoe ity dia devoly dia ity i Jesosy. Dia somary mihitatra hoe lasa manasokajy alohan'Andriamanitra isika. Dia io no novaliako hoe tsy manasokajy alohany isika fa mahatsapa ny Asany amin'ny tranga maro amin'ny fiainana dia misaotra Azy.
Ny iray hoe tsy hoe izay metimety araka ny sain'ny olombelona dia atao hoe avy amin'Andriamanitra moa izay tsy metimety amin'ny sain'olombelona dia atao hoe avy amin'ny Demony : mbola tsy novaliako io :oops:

48. Rasiligaoma
(
11/07/2008 18:56)

mifameno hafahafa ihany ireo fanontaniana 2 ireo an:
Hazavaiko indray sao misy mamilana
:wink: 8)
hoy i Pissoa hoe ny asany amin'ny tranga maro amin'ny fiainana no ahafahana manasokajy azy! (ahitsio aho raha diso)
dia mifanjohy amin'ny fanontaniana faharoa napetrako ihany anie izany hoe rehefa metimety @ ilay antenaina ao an-doha ao dia Andriamanitra izay fa rehefa tsy metimety dia devoly izay?
49. rakaroka
(
11/07/2008 19:05)
Mahafinaritra tokoa ny manaraka ny dinikareo.
Misy fihevitra mametraka fa namorona sy nametraka ny fofon'aina sy ny processus miendrika "lois de notre vie" ilay nantsoina hoe Atra. Ka ny résultat azo vokatry ny hetsika dia misy "andraikitry" intervenant rehetra dia isika voahary sy ny tsimbalivalin-java-misy! Donk misy avy amintsika koa no maniteraka toe-javatra iray araka ny itondrantsika ny fiainantsika. dia mihaona amin'ny fihevitry ny 'ntaolo hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Fa tsy hoe ilay Atra sy i Jesoa sy ny devoly no hampandihizina etsy sy eroa. Nisy fanazavana izay nametraka mazava ny rôlen'ny olona en tant que nomena saina sy fanahy ho ampiasainy MALALAKA"izy ireny.

50. Rasiligaoma
(
11/07/2008 19:10)
misaotra tompoko o! azon-drakaroka sahady ny fihevitra tiako hampitaina!
51. pissoa
(
11/07/2008 19:33)
Marina ny voalazan-drakaroka hoe mandray anjara isika olombelona, ary izay indrindra no nilazako tery ambony fa
Rehefa maninona i Rasiligaoma no misaotra an'Andriamanitra kay ? Izay angamba no mahavaly ny fanontanianao :-D :-D :-D
Ity resa-be fanasokajiana black and white eto amin'ny forum ity, ny fahitako azy dia tsy ny Kristianina akory no tena manao azy na mivoy azy
Rasiligaoma:
hoy i Pissoa hoe ny asany amin'ny tranga maro amin'ny fiainana no ahafahana manasokajy azy! (ahitsio aho raha diso)
dia mifanjohy amin'ny fanontaniana faharoa napetrako ihany anie izany hoe rehefa metimety @ ilay antenaina ao an-doha ao dia Andriamanitra izay fa rehefa tsy metimety dia devoly izay?
Rehefa maninona i Rasiligaoma no misaotra an'Andriamanitra kay ? Izay angamba no mahavaly ny fanontanianao :-D :-D :-D
52. Rasiligaoma
(
11/07/2008 19:49)
efa vita ny fisaorako Azy! anjarako amin'izay izao no mi dem....!
fa tsy isak'izay izay mitranga rehetra dia oui oui merci!
ka na mety araka ny hoheveran' ny saiko azy ny tranga na tsy mety araka ny niheveran'ny saiko azy di ny a mi adapte an'iny araka izay tranga eo no ataoko fa tsy handeha hivaky loha hanasokajy hoe iza aloha no tokony hisaorako eto raha izao no fitrangan-javatra?

53. rakaroka
(
11/07/2008 19:55)
Isika olona miaina indrindra, toa nanatombo noho ny voahary rehetra gono ny harem-pahasoavana azon-tsika. Donk :roll: :roll: 8O :-w :-w :-w
Fihevitro : "nahim-po" sisa sisa hi-jouer ireo "cartes" efa en main .
Raha tsy am-pelan-tanana moa nytokony ho izany dia ampiasaina ny saina sy ny fanahy sy ny intuition sy ny sns. Dia araka ilay fanoharana hoe "raha ny voam-bary no latsaka ao anaty tsilo dia voageja ao izy fa raha olona misaina izao ve no atao ao anaty tsilo dia hiaritra trèles ao?. Rehefa tsy hampiasa loha dia "ampiasao ny tongotra" hiala pas ao!
Dia ny "misaotra izany angamba tsy tokony famerenan-desona fa "nahim-po" no hisaorana: tsy isan'andro na isa-maraina fa rakaraky ny fo amam-panahy mahatsiaro : mety ho isa minitra na isan-tsegaondra aza: "arakaraka"...
Dia etc ny hetsika maro!

54. pissoa
(
11/07/2008 20:11)
Rasiligaoma:
efa vita ny fisaorako Azy! anjarako amin'izay izao no mi dem....!
fa tsy isak'izay izay mitranga rehetra dia oui oui merci!
ka na mety araka ny hoheveran' ny saiko azy ny tranga na tsy mety araka ny niheveran'ny saiko azy di ny a mi adapte an'iny araka izay tranga eo no ataoko fa tsy handeha hivaky loha hanasokajy hoe iza aloha no tokony hisaorako eto raha izao no fitrangan-javatra?
Tsy dia mazava angamba ilay fanontaniako ! Samy manaiky isika fa mpandray anjara koa ny olombelona sns. Fa rehefa maninona kay no misaotra an'Andriamanitra ?! Tsy hoe amin'ny maraina ve sa amin'ny hariva ... sa eo am-piborisiana nify sns ... Fa hoe misy tranga iray, dia ahoana no mahatonga anao misaotra an'Andriamanitra na tsia ?
Mi adapte fotsiny ve ? Somary hafa ihany, indrindra hoe mi adapte an-jambany amin'ny zavatra misy ... Miatrika ny fiainana angamba no mety ho mety kokoa hoy aho, fa ny Kristianina miatrika ny fiainana izany heveriko fa mitady sy mikatsaka an'Andriamanitra fa tsy mi adapte fotsiny amin'ny izay mitranga.
55. rakaroka
(
11/07/2008 20:14)
Ny manao zavatra amin'ny fo aloha tsy hoe mi-neglige ny saina sy fanahy sns... fa miaraka ny fandrindrana izany ao ny fhmonina misy sy am-piheverana ny tontolo!
56. Rasiligaoma
(
11/07/2008 20:31)
io voalazan-drakaroka io no ataoko.
ahy ny karatra izao. misaotra ny mpizara carte aho hoe misaotra fa izaho amin'izay no manao ny appel eo sy mampiady ny vato an-tanako

57. pissoa
(
11/07/2008 20:37)
Izany hoe tsy manao na inona na inona intsony amin'ny fiainanao amin'izao ve ve izany ilay "mpizara cartes" amin'ny fiainanao amin'izao ?
Tsy dia azoko ilay lazain-drakaroka ! Oops, tsy hoe tsy azoko, fa izaho ve no novalianao tamin'io sa hevitra naseho fotsiny ...

58. Rasiligaoma
(
11/07/2008 21:30)
pissoa:
Izany hoe tsy manao na inona na inona intsony amin'ny fiainanao amin'izao ve ve izany ilay "mpizara cartes" amin'ny fiainanao amin'izao ?
Tsy dia azoko ilay lazain-drakaroka ! Oops, tsy hoe tsy azoko, fa izaho ve no novalianao tamin'io sa hevitra naseho fotsiny ...
si..mizara indray izy rehefa manomboka ny jeu manaraka, manao arbitre izy rehefa misy tsy mety, mitsoka sifflet izy rehefa misy fautes!
fa tsy hoe voafingan'ny nataoko aho dia iny izy fa tsy nanampy dia hendrikendreiko fa devoly no namingana ahy na nankaiza izy teo no tsy nanampy!
59. pissoa
(
11/07/2008 22:07)
Rasiligaoma:
si..mizara indray izy rehefa manomboka ny jeu manaraka, manao arbitre izy rehefa misy tsy mety, mitsoka sifflet izy rehefa misy fautes!
Dia miverina amin'ny fanontaniana tery ambony : amin'ny tranga manao ahoana no hilazanao hoe iny Izy fa nizara cartes indray ka ndeha hisaotra Azy ianao ? ;)
Ahoana no hahafantaranao fa izy no manoro rehefa misy fautes ?
:-D :-D :-D
60. Rasiligaoma
(
11/07/2008 22:09)
rehefa tampona ny daomy dia miverina indray ny lalao...
io ilay hoe 2 eme chance e
io ilay hoe 2 eme chance e