Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
21. LazaDaddy
(
11/07/2008 03:48)
Rasiligaoma:Sandoka sy mpandainga daholo izany ireny milaza fa nahita an'i Maria Renin'i Jesosy ireny satria azo antoka fa voavonjy i Maria :)
satria amin'izoa isika miteny izao dia tsy nisy mbola nahita ny "olom-boavonjy" na iray aza fa ny olona "mihevitra ny tenany ho voavonjy" no bobaka.
23. LazaDaddy
(
11/07/2008 03:59)
ireo milaza fa nahita an'i Maria no resahiko :)
Araka io fanazavana nomen-dRasiligaoma io dia:
1) Na "olona misandoka ho Maria" no hitany sy niseho taminy :twisted:
2) Na izy ireo mpandainga tsaotra izao :twisted:

24. Rasiligaoma
(
11/07/2008 04:22)
io indray ianao fa mandray antendrony.. ireny efa fantatra fa voavonjy satria voalaza ara tsoratra masina sy ny sisa..
fa isika izao ho'aho no teneniko . ianao ve mihevitra fa voavonjy satria nandray an'i jesosy?
i Lotera ve voavonjy?
Dia ahoana i boudha sy i mahomet?

25. LazaDaddy
(
11/07/2008 04:34)
Rasiligaoma:
satria amin'izoa isika miteny izao dia tsy nisy mbola nahita ny "olom-boavonjy" na iray aza fa ny olona "mihevitra ny tenany ho voavonjy" no bobaka.
LazaDaddy:izay nohamafisin-dRasiligaoma toy ny voalazany hoe:
Sandoka sy mpandainga daholo izany ireny milaza fa nahita an'i Maria Renin'i Jesosy ireny satria azo antoka fa voavonjy i Maria
Rasiligaoma:
ireny efa fantatra fa voavonjy satria voalaza ara tsoratra masina sy ny sisa..
LazaDaddy:
Araka io fanazavana nomen-dRasiligaoma io dia:
1) Na "olona misandoka ho Maria" no hitany sy niseho taminy :evil:
2) Na izy ireo mpandainga tsaotra izao :evil:
26. Rasiligaoma
(
11/07/2008 04:45)
mamakia tsara e:
@ izao isika miteny izao hoy aho!
maria sy ry piera sy ilay jiolahy teo akaikin'i Jesosy efa taaaaaaaaaaaloha be tany...
fa izao tsy nisy resaka mihitsy hoe voavonjy ve lotera
Sa efa nahita i LD? (mba hovakiako tsara)

27. LazaDaddy
(
11/07/2008 04:51)
:)
1) Na "olona misandoka ho Maria" no hitany sy niseho taminy :evil:
2) Na Rapatrice mpandainga tsotra izao :evil:
Rasiligaoma:Ankehitriny (izay tsy "taaaaaaaaaaaloha be tany...")
@ izao isika miteny izao hoy aho!
Rasiligaoma:Ohatra anakiray monja no raisiko amin'io hevitra naroson'i Rasiligaoma io ary tohanako: Rapatrice nilaza fa nahita an'i Maria izay inoanay sy Rasiligaoma fa olom-boavonjy. Izany hoe:
amin'izoa isika miteny izao dia tsy nisy mbola nahita ny "olom-boavonjy" na iray aza fa ny olona "mihevitra ny tenany ho voavonjy" no bobaka.
1) Na "olona misandoka ho Maria" no hitany sy niseho taminy :evil:
2) Na Rapatrice mpandainga tsotra izao :evil:
28. Rasiligaoma
(
11/07/2008 05:00)
Mivilana be ilay resaka!
i maria dia efa olom-boavonjy efa voalaza fa voavonjy! raha ireny no miseho dia hafa...
fa efa nisehoan'i Lotera ve hoa na i Billy Graham na i Dahoud i LD dia nilazany hoe voavonjy izy na any an-danitra izy? Ireny manko nilaza azy fa "nino an'i Jesoa!" nefa tsy hay na voavonjy na tsia!
Dia efa nisehoan'i Mahomet sy i Boudha koa ve dia nilazany hoe tsy voavonjy izy ireo?
ka nahafan'i LD nanohitra ilay hoe
ho diso?
Izay no fanontaniana fa aza miezaka mampifandray ny akondro @ tarondro eo!

rakapy:
:
Tsy voatery ho ny mpanara dia an'i jesosy irery ihany no voavonjy fa samy ho voavonjy daholo satria samy zanaky ny tany.

29. LazaDaddy
(
11/07/2008 05:04)
Rasiligaoma::) aza avilana tokoa ny resaka :)
mamakia tsara e:
Rasiligaoma:=> Maria sandoka no hitan-dRapatrice sy ireo maro hafa :evil:
amin'izoa isika miteny izao dia tsy nisy mbola nahita ny "olom-boavonjy" na iray aza fa ny olona "mihevitra ny tenany ho voavonjy" no bobaka.
30. Rasiligaoma
(
11/07/2008 05:18)
ahitsiko ny tiako tenenina aza raha manelingelina anao :
ny tiako lazaina dia hoe:
"amin'izao isika miteny izao dia tsy mbola nisy niverina ireo olona nilaza ny tenany hoe "nanaraka an'i Jesoa fotsiny dia ampy hahavonjy ahy" niverina dia niteny hoe voavonjy izy!
->Tsy nahita an'i Lotera aho tsy nahita an'i Billy Graham, Dahoud aho niverina dia nilaza tamintsika hoe voavonjy izy!
Ny nilaza ny tenany ho tsy nanaraka an'i Jesoa koa dia tsy mbola nisy niverina ka nilaza hoe tsy voavonjy izy!
noho izany dia manampy ilay voalazan-drakapy ary aho hoe maninona no tonga dia disoinao ny hoe
Tsy voatery ho ny mpanara dia an'i jesosy irery ihany no voavonjy fa samy ho voavonjy daholo satria samy zanaky ny tany.
Omeo ny porofo!
Azonao amin'izay ny tiako tenenina?

31. LazaDaddy
(
11/07/2008 05:20)
hahaha! Tena mahay mamilan-dresaka ity Rasiligaoma ity :). Tsy fidifidiana foana io anarana io fa tena miitatra toy ny siligaoma tokoa :)
Inona indray no "ahitsy" manaraka? :)
Inona indray no "ahitsy" manaraka? :)
32. rakapy
(
11/07/2008 05:25)
Ka marina mihintsy io voalazan-Drasily io. Amiko na dia ireny milaza fa nahita an'i Maria ireny dia mety ho marina ary koa mety ho lainga tanteraka.
33. rakapy
(
11/07/2008 05:33)
Ireto misy ohatra vitsivitsy mba tiako ho sokajianareo xana
-Oro oro-tany tany Chine: jesosy ? devoly? sa..?
-Betetncourt: jesosy? devoly? sa...?
-Mugabe : jesosy ? devoly? sa....?
-rapatrisy : jesosy ? devoly sa....?
-ny accident nafaty olona maro avy tany Anosivolakely: jesosy ? devoly? sa...?
- jesosy mamonjy nizara roa: jesosy? devoly? sa...?
Ireo aloha no fanotaniana ka sokajio

34. Rasiligaoma
(
11/07/2008 05:36)
y fahitana ny maria indray resaka hafa.. ary marina io an-drakapy io ka izay indrindra no hanadihadiana ny maha authentique azy ireny!
fa miverina amin'ilay resaka fanasokajiana isika : ny devoly sy tsy devoly sy ny voavonjy sy ny tsy voavonjy sy ny jesoa sy tsy jesoa!
rehefa dinihina anie izany dia ireo milaza azy ho mpino (zaho mpino fa izaho tsy anisany an) no mamaritra araka izay tiany sy metimety aminy ny hoe ity no izao sy izao araka izay eritreretiny fa tsy Andriamanitra akory e!! dia terena hanaraka an'iny fotsiny Andriamanitra sy i Satana, na possible hoe mifamadika tanteraka amin'iny eritreretiny iny aza no tokony ho izy!

35. LazaDaddy
(
11/07/2008 05:47)
Rasiligaoma:mpino inona aloha Rasiligaoma? :) Mpino an'i Jesosy ve?
zaho mpino fa izaho tsy anisany an
Rasiligaoma:I Jesosy aloha dia nitsipaka an'io ankitsirano ka izay no anontaniako hoe mpino inona na mpino an'iza sy iza Rasiligaoma?
noho izany dia manampy ilay voalazan-drakapy ary aho hoe maninona no tonga dia disoinao ny hoe Tsy voatery ho ny mpanara dia an'i jesosy irery ihany no voavonjy fa samy ho voavonjy daholo satria samy zanaky ny tany.
- Nambarany fa TSY MISY mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalany :)
- Nambarany fa betsaka ny TSY HO VOAVONJY
- Ny mpino Azy dia tsy zanaky ny tany intsony fa efa noraisiny ho zanaky ny Avo :)
36. Rasiligaoma
(
11/07/2008 05:58)
izao ary:
momba i Lotera sy i Billy Graham? dia aiza ho aiza izy ireo izao ? ahoana no hitompoanao teny fatratra hoe ary na ary no misy azy?
sia ahoana koa i Mahomet sy i Boudha sy ry Nikodemosy?
dia aiza ianao izao ra LD? any an-danitra?
Aza manonofy hoa!

37. prime
(
11/07/2008 10:19)
LD:... Misaotra mampatsiahy... :) lasa asa saina loatra tokoa angamba no ivoizana ny resaka...
aza dia asa saina loatra r'ise fa toerana ahitana ny karazam-panahy rehetra koa anie eto amin'ito serasera ito e ! Asan'ny Fanahy masina koa ny ahafantarana ny ondry sy osy. Ny mampalahelo ahy indrindra dia ny fahafantarana fa "tsy ny olona rehetra no ho voavonyjy", na dia voairaka hatrany am-paran'ny tany aza ny mpanara-dia an'i Jesosy.
Rasiligaoma> Tena diso aho hatramin'izay nanafohy ny anaranao hoe "Rasily" rehefa miresaka fa tena tokony ilay "siligaoma" mihitsy no hazonina... :-D
38. Rasiligaoma
(
11/07/2008 14:23)
prime> ny fipetrahan;ny argument no aoka ho jerevana fa tsy ny fanenjehana pseudo.. rehefa tsy manan-kalahatra intsony dia tokony manaiky
39. pissoa
(
11/07/2008 16:48)
LazaDaddy:
hahaha! Tena mahay mamilan-dresaka ity Rasiligaoma ity :). Tsy fidifidiana foana io anarana io fa tena miitatra toy ny siligaoma tokoa :)
Inona indray no "ahitsy" manaraka? :)
Ny fahitako azy dia tsy hoe mamilan-dresaka izy fa tsy azonao ny tiany notenenina tamin'ny voalohany dia mba nandray andraikitra kely izy nitondra fanazavana fanampiny !
:lol: :lol: :lol:
40. badboy
(
11/07/2008 16:54)
Efa Mugabe no miteny ary fa Atra no naha mbola teo azy ka tsy tokony ho faly ve ny mpino @ zany hoe mba misy filoha manaiky fa Atra no nametraka azy teo!!
Tokony handefa "délégué" any aza no ataon'ny mpino mba hanamafy ilay kozy!!
Io zao okazy bonne be hanaparitahana ny hoe avy any ambony ny fahefana, tsisy manao! Mba miandry ihany za fa eh eh eh!
Dia aleo raisiko ny andraikitra! Io otran'i Betancourt nilaza hoe Atra no nanafaka azy! De eto Président mihitsy no miteny hoe Atra no nametraka azy teo! Tsy hitako izay mahasamy hafa an'ireo satria samy manaiky ny herin'Atra! ;-) ;-) ;-) ;-)