hitako tao main' ny blaogin'ny namana iray izy ity

1. ravatorano ( 08/07/2008 10:15)
http://news2dago.blaogy.com/post/770/5023
miala tsiny indrindra raha naka ireto lahatsoiratra ireto tao amin'ny balogin i news2dago ny tenako =satria tena feno fahatairana tokoa raha namaky io lahatsoiratra voalazany tao io amin'ny hoe nahafaty an i ndondo mpihira ao amin'ny tarika ndondoulah sy tahiry ary koa manager an i melky.
Niezaka niantso namana mahalala azy aho fa tsi nysi azoko zareo fa messagerie vocal avokoa ka asa raha izay no tena izy !
:cry:
novalian'i tess ny 08/07/2008 18:30
2. ari.malala ( 08/07/2008 11:12)
Ravato, ts mamaky tsara enao na tao anatin'ny fahatairana marina fa tsy izy no maty fa ny rainy.Na izany na tsy izany dia mirary fiononana hoan-dry zareo!
3. ikalamako ( 08/07/2008 14:02)
:lol: :lol:
izaho koa razoky vao avy ninanaka an'i lery tao fa tokony nataony matevina toa izao ilay hoe kay tsy izy akory no lasa fa ny rainy. Tena bandy mananihany tsss
Fa izay e, mirary fiononana ho an'ny fianakaviany e.
4. ravatorano ( 08/07/2008 14:35)
tena marina izany
miala tsiny fa tena taitra be za kle ary raha maita ity ra ndondo d tena miala tsiny miala fondro e ary koa mitondra ny teny fampiononana ho an'ny fianakaviany amin'ny fahalasan'ny rainy izao.Mahereza hatrany ary koa aza misosoka alahelo intsony !
5. tess ( 08/07/2008 18:30)
za efa saika mba taitra sy nalahelo ery!
mbo tena sympa mantsy ry zareo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2474