avenir ny foot gasy tena mino za

1. brau ( 08/07/2008 11:12)
ndao omena courage ny foot gasy tsika e
répondu par ronaldo09 le 10/07/2008 17:24
2. tsanga ( 08/07/2008 12:11)
aminy 2030 any angamba e
3. ainaheri ( 08/07/2008 12:23)
d zay fotsiny ve?? :roll:
4. vale ( 08/07/2008 12:43)
tsanga: aza manao an'izany kosa fa ny Malagasy mba mahay milalao ihany fa ny fanohanana io no toa tsy ampy loatra!! :D
5. RATOVOARY ( 08/07/2008 13:31)
Mahafinaritra rehefa mahay mankasitraka ny an'ny tena.
=)) =)) =)) =))
6. vale ( 08/07/2008 15:09)
:-D :-D :-D :-D :-D Ratovoary, ko tsy maintsy hoe zay koa alou eee! :°) hihihihi :wink:
7. brau ( 10/07/2008 06:10)
tsika anie mila manana qualité toy ndry Kiki, Alban, Rolland kely, Baby, setra etc..de ny defenseurs toy ndry tale , fred be, celestin etc
8. ronaldo09 ( 10/07/2008 17:24)
Efa elabe aho no naheno fa misy avenir ny foot gasy fa mandrak'ity ny androany tsy hita ze lalany ,na ny CAN aza tsy zakan-tsika nefa firenena kely toa an'i Rwanda tafita hatrany amin'ny CAN!
Ny ankabeazan'ny gasy koa toa fohy loatra nefa anie farafaharatsiny 1m 80 sm no tokony hanatevina ny ekipam-pirenena fa tsy tapak'olona 1,50m
De inona zany fa miandry ny 2030 araka ny tenin'i tsanga etsy ambony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.276