les Adeline

1. Lejoba ( 08/07/2008 10:36)
Mpankafy les Adeline aty Frantsa. Mitady izay mety ho vaovao mikasika azy ireo. Indrindra ny album mivoaka, ny fampisehoana ataony ets.
Misaotra mialoha ^:^
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 15:00
2. nikah ( 08/07/2008 14:55)
Slt!Anotanio @ ty adresse ty fa io no ahafahanay manana contacte @ ry zareo koa.
auxisem2@auximad.mg (Jimmy ilay bassistendry zareo io ) :D 8) 8)
3. Lejoba ( 08/07/2008 15:00)
Mankasitraka indrindra eh :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1384